Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra ndray koa ny TGV ary
1. tataka
(
20/01/2009 13:52)
Sepotra hono ny maika haka fahefana ka faly sy ravo fa nisy TGV hianteherana satria antidahy sy antibavy politika tsy mahita hirika sy efa naloan'ny Malagasy. Lazao koa fa nalatsak'Andriamanitra io TGV io ary ?
répondu par bozyboleta le 21/01/2009 12:38
2. rahiratra
(
20/01/2009 14:14)
Katolika hatrany no nitondra an'i Madagasikara taorian'ny mpanjanan-tany frantsay ka lasan'ny FJKM izy zao ka zay no mankarary ny zatra ny lalan-dririnina. Ny Katolika misaina mahalala ny mendrika ary tsy manaraka be fahatany izany akory fa ny voatsindrin-dreo avy any frantsa no milaza nahita andry nalatsak'Andriamanitra
3. petitfano
(
20/01/2009 14:29)
Andriamanitra iza koa no nandatsaka an'io tety an-tany. Nalatsaky Lalatiana Ravololomanana avy ao @ foufoune-ny io. Izany no mampirediredy azy ohatran'io. Mitovy @ firediredin-dreniny t@ lé tsy lany maire mihintsy. Araky Ra-8 ny fikany dia izao izy manangambovona izao. Taha-dreny é !!! Aaa !!! :evil:
4. penguin
(
20/01/2009 15:17)
F'angah tena reniny le iray lasa nandositra any frantsa niaraka t@n-Dradidi. Toa efa voalaza kosa fa lainga zany kalééé. Omeo ny marina tena izy ry namana aaa.
5. andrywui
(
20/01/2009 15:43)
aza be vava eo elah ry penguin fa fantatray tsara ane fa elah iany no
petitfano=rahiratra=tataka
de eo elah no mody mampiady angely irery eo, fa paiso anga ny pokna sa voatavo no tsy ahalala ny phrase nla !! kobo an !! zao fotsiny :rehefa voarodana io osilahy sy sakamainty io de ny TGV no mitondra ny tanana fa tsy misy goaika antitra zany fa ireo tsy azo ahifika fa aleo izy ho eo !! olona manana ny zony hiteny reo ka aleo izy ho eo !! fa ny TGV tsy mijanojanona amin'ny gara tranainy zany fa efa vita planina io ry penguin be anarana !!! innn ndray zao no ps vaovao atao eo ndray fa efa kobo daoul reo hatram zanety sy ry.... tsy haiko !!!

7. penguin
(
21/01/2009 07:34)
Ry andrywui fozaorana owwa mampifangaro ny rehetra. Sao mba hafa no tokony izy na ianao mihintsy no efa zatra ny mizazara maro eto. Jereo fa azo fantarina tsara hoe ny an'iza no anarana vao noforonina ry andrywui wui wui mitapy ééé. Hadihadio tsara hoe vao omaly vé ny penguin no teraka. Izay hafa any aminy ianao manapatra fa diso adiresy. Alao ny fahefana raha azon'elah fa maika koa ny fijery izany zahay.
8. andrywui
(
21/01/2009 10:19)
tsy nalatsak'Andriamaintra ny TGV (Andry Rajoelina) fa voafidin'Andriamanitra matoa niara nirohotra amana hetsiny maro ny vahoaka nanaraka azy !! Ary aza atao hoe TGV fa ataovy oe Andry Rajoelina oe ! HO ELA VELONA IANAO PRESIDENT RAJOELINA A !!!
9. penguin
(
21/01/2009 10:48)
Tsisy manakana anao tsy anao azy Président akory ary na lazainao fa voafidin'Adriamanitra izy dia ho hita eto izany fa tsy hoe ahoana akory.
10. tsiafoi1
(
21/01/2009 11:13)
Romains 13 : 1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
Romains 13 : 2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
Mahavaly le teny angamba io verset biblique io. Aleo tsy asiana resaka be.
Maninona anefa le TGV raha miandry élection mazava de ho hita eo ny fitsaram-bahoaka fa tsy maika tsy faingana otran'ny boka hanam-bady...

11. andrywui
(
21/01/2009 12:28)
ka izy kou ane tsy mbola niteny miits oe hanao president ah na oe hilatsaka ah na hanongana ah de hiditra eo !!tsy mbola nisy niteny anzany teo fa any olona no manombatombana anzany de atao tsaho de lazaina fa marina !! fa ra ny tena izy tsy mbola nisy (Rajoelina) niteny oe atoseho ah fa hanao president zany miits!! ny kaominina no tena nahasaropiaro azy ny faminganana azy, de ny fanidiana ny viva
12. bozyboleta
(
21/01/2009 12:38)
Tapitra androany alou le ultimatum de mba lazao hoe inn ndray no tohiny e?