!!! Logiciels anti-piratage !!!

1. Ritsoka ( 20/01/2009 13:46)
Miarahaba ny rehetra !

mba mangataka ny anaran'ny logiciel fanaovana ireny anti-piratage gasy ireny na ny lien mety ahitana azy fa tena tsara mihitsy.
tsy ilay manao redemarage automatique fotsiny fa ilay tonga de mamono ny ntldr iny.
na izay misy tsy maninona

raha ohatra moa tsy misy amin'ny net de afaka mifanantona e !

Misaotra mialoha amin'ny fiaraha-miasa e .

novalian'i orthon ny 30/01/2009 07:50
2. comptezo ( 22/01/2009 15:34)
Antipiratage PC ve sa antipiratage fichiers(quelconques),sa antipiratage fichiers multimedias(hira na films :CD,VCD ,DVD,DivX,VHS,K7)?
3. comptezo ( 22/01/2009 15:36)
Du genre : firewall, antivirus, antispyware, un utilisateur vigilant!?
4. Ritsoka ( 26/01/2009 06:51)
Antipiratage PC ve sa antipiratage fichiers(quelconques),sa antipiratage fichiers multimedias(hira na films :CD,VCD ,DVD,DivX,VHS,K7)?


antipiratage fichier MULTIMEDIA mitsy, tsy haiko zay tena anarany fa hitako misy ato amiko ato ao anaty VCD original gasy de PUNCH.EXE zay no anarany. de raha vao atsofoka ao anaty ordi izy de tonga de manao redemarage automatique ny ordi, de tsy mety velona tsony rehefa avy eo fa mamoaka message "NTLDR MANQUE". raha utilisateur amateur no tratran'io de sahirana amin'ny famerenana ny windows ny.

dia ilay logiciels fanaovana an'zay mihitsy no tadiaviko, na ny mitovitovy aminy.
5. orthon ( 30/01/2009 07:50)
zah ko mtady ndrindra fa ny an site web fa zah mants manao iray.de aona ko kay ny flencena ny site an anat serveur iza no tokon atonina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1241