Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fody
(
18/01/2009 22:55)
TENY
[quote=coopsal rehefa avy notanisaina ny zavatra diso maromaro nolazainy]==> Miady hevitra ny amin'ny teny ianao! Tsy teny gasy ny tenin' Andriamanitra ary tsy teny Hebreo sy Grika, fa ny tenin'i KRIS...
tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2009 22:21
Samoana
(
18/01/2009 19:30)
Tsy mety afa-bela
[b]Samy nolaniam-bahoaka[/b]
Henjana ny raharaha
Mifandefera e zalahy
Lehilahy ankiroa
Sady taviny no volony
Voahosotra menaka
Saingy samy be mokony
No indro mifamelaka
Ny filoha filoha ih...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 13:20
xxx
(
18/01/2009 17:31)
tsy sitrapoko
[u]Underlined text[/u]...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 20/01/2009 14:48
lionnelia
(
18/01/2009 15:48)
emeteur VIVA
vaovao farany nalain'ny teo anivon'ny fitondrana teny Ambohimitsimbina emetera zay mampandeha ny televiziona VIVA. dia hafanafana mhitsy zany ny politika @ taona ity, ary dia misy ny andrimasom-pokon...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 10:33
badboy
(
18/01/2009 13:52)
Ny fivavahana ve voatery tsy maintsy miditra @ vie privé??
Rehefa jerena ny lohahevitramiseho matetika dia fanakianana ny fianatokatranon'ny olonkafa no matetika aseho eto!! Anisan'izany ny fitanisana ohatra fa ny mpanakarena dia tsy mandeha miangona ny alaha...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 24/01/2009 00:19
barakobama
(
18/01/2009 13:03)
atôv ni rakitsoni d tong manavotsa ny gas zô
ref av nametrak ni fanavotan ani zamerka zô d avi manaton anareo anome hevitsa mafonj anarenan ni tanimen
atôv ny rakitsoni ametsaka zô eo d milam nareo :!: ...
tohiny
novalian'i barakobama ny 21/01/2009 17:44
lionnelia
(
18/01/2009 12:28)
tsy fahazoana zaza
mba toroy hevitra 28ans efa niterak 1 aho tam 2007 saingy ny jour d'accouchement vao fantatra hoe tsy azo. taorian'izay de in-2 hafa-jaza, 1 volana mahery kely ilay afaka voalohany ; 2volana ilay af...
tohiny
novalian'i lepa ny 15/04/2009 06:13
lionnelia
(
18/01/2009 12:13)
mety mbola hiteraka be zah
bonjour daholo!
bevoka efa plus de 3 mois aho t@ 2005 nohon'ny tsy fananako atom-pivelomana azo antoka dia nalàko le izy natao anestesie général tany @professeur iray. heritntaona taorian'io dia...
tohiny
novalian'i manuella2607 ny 07/04/2009 15:32
lionnelia
(
18/01/2009 11:36)
fanalana tsemboka helika
bonjour daholo, inona no fanalana tsembok'helika fa tena be loatra le izy sady mamenatra be ra vao mande fety na ohatr'izany de tena mamaritra be @ akanjo anaovana dia lasa tsy alezy tsony. tsisy fofo...
tohiny
novalian'i kamongo ny 16/02/2011 15:54
lemenakely
(
18/01/2009 09:50)
Miroborobo fatratra ny Secte eto @ tanana e!....
Angamba na ny jamba aza mahatsapa , fa mihamaro ireo fiangonana secte eto Madagasikara , ary miroborobo fatratra ...
Raha ny zava- misy dia milomano tanteraka ao anaty fahantrana ny ankabeazan ny mal...
tohiny
novalian'i Akashia ny 24/03/2020 18:42
gabidemony
(
17/01/2009 22:08)
REHEFA MANAMBOLA VE DE HOE MILAY SA MATIERALISTA
Akamaroan'ny vehivavy no manao toen-tsaina tahaka an'io na any òtsika izany na aty ivelany,tsy azo afenina.Mahota bandy mikata de iny manao sora mananton'afo nefa iny olona iny ve tena tia anao sa ny...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 09/02/2009 10:53
gabidemony
(
17/01/2009 18:50)
S.O.S.NY ZAZA GASY, METISY ATY IVELANY ARY NY HOAVINY
Manahirana tokoa ny mitaiza zaza aty ivelany,indrindra fa le zaza nitombo taty
ireny,mifanohitra t@ fitaizana tany @tsika.
Hitako ny aty italie mantsy de misy ireoakizy gasy eny, na olon-dehibe izan...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 07/02/2009 17:39
gasyjean
(
17/01/2009 17:36)
namana
Manahoana daholo hita izao fa mitombo isan'andro ny namana eto @ serasera.org, sao dia mba misy avy eny Ambohitrimanjaka ianareo ireto? mba te hahafantatra fostsiny....
tohiny
gasyjean
(
17/01/2009 15:12)
Olana foana?
Fa inona marina izao mitranga ao Madagasikara ao izao ee? isaky ny manakaiky ve ny footona hifidianana mpitondra vaovao dia misy foana ny olana sy ny fikorontanana?, sao dia tokony handefasa miarami...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 09:57
roxanaha
(
17/01/2009 14:39)
Mirary soa ho an' ny ekipan' ny serasera.org!!
Enga anie samy ho tonga @ tanjona iriany avokoa ny malagasy rehetra tsy ankanavaka na ny any dago na ny aty ivelany, n'aiza n'aiza misy azy!! Misaotra manokana ireo namaly ny lohahevitra" vehivavy tsy...
tohiny
novalian'i princesseN ny 03/02/2009 12:35
gabidemony
(
17/01/2009 13:59)
OLONA IZA NO TOKONY HITONDRA
Maro izay efa teo @ fitondrana izay fa toa tsy mahazaka ny ny toerana
nomena azy.T@ propagandy de be fanantenana sy mahatsapa ny olan'ny
legasy nefa vòazo ny toerana de iny ko izy no tsy re ints...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 21/01/2009 15:33
nikah
(
17/01/2009 12:14)
perikopa 2009
faly miarahaba atsika rehetra ooo!
Sao de mba misy afaka manome perikopa 2009 eto @ serasera kay azafady ?na ilay mofon'aina sekoly alahady @ mampiely baiboly ireny ooo.
Dia misaotra mialoha indrind...
tohiny
novalian'i berainy ny 27/02/2009 15:04
sipagasy
(
17/01/2009 10:28)
Fandaharana TF1 talata 21/01/2009
Miarahaba,
Ity indray fa voalahatra handeha ilay fandaharana tsy lasa t@ faran'ny taona teo e!
Samia mitady vaha olana veh izany no teneniko ho famaranana sa inona reh e!!!!...
tohiny
novalian'i aikon ny 21/02/2009 07:35
Zafimananadrazana
(
17/01/2009 06:47)
Mitsangàna! Mijoroa! Mandrosoa!
Efa hitantsika teto Madagasikara fa ny fitokonana lava reny sy ny rà nandriaka dia tsy nitondra soa velively hoan\'ny olon-tsotra toa antsika! Mahiràta ka mandiniha ry Mpiray Tanindrazana! Iza no na...
tohiny
novalian'i Zafimananadrazana ny 22/01/2009 12:55
marta
(
17/01/2009 06:08)
slt
mba afaka ampidirinareo ato ve ny iran' yzit retraretra de ny irn'i drem stret it happ ever time :P ...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 19/01/2009 16:43
