Ny fivavahana ve voatery tsy maintsy miditra @ vie privé??
1. badboy
(
18/01/2009 13:52)
Rehefa jerena ny lohahevitramiseho matetika dia fanakianana ny fianatokatranon'ny olonkafa no matetika aseho eto!! Anisan'izany ny fitanisana ohatra fa ny mpanakarena dia tsy mandeha miangona ny alahady fa ilaozany mitsangatsangana!! Nahoana kay raha toa kah ny fiainanao no ataonao izay mahamety azy fa tsy mitsabaka @ fiainan'olona?? Sa rehefa hoe mpivavaka sy mpino dia manana zo hitsikera sy hitsabaka ny fiainaan'olona?? Alalana avy aiza no hanatanterahanao izany??? :evil: :evil: :evil: :evil:
novalian'i ikaretsaka ny 24/01/2009 00:19
2. Noue
(
18/01/2009 15:00)
dia avy eo dia lazaina oe sarora amiko ny mitory @ mpanakarena :-D :-D :-D :-D :-D
3. ikaretsaka
(
18/01/2009 15:21)
Nga moa le fitoriana koa misy standard ka ze natao tary de ho mety atsy
4. soanja
(
18/01/2009 15:57)
badboy:
Rehefa jerena ny lohahevitramiseho matetika dia fanakianana ny fianatokatranon'ny olonkafa no matetika aseho eto!! Anisan'izany ny fitanisana ohatra fa ny mpanakarena dia tsy mandeha miangona ny alahady fa ilaozany mitsangatsangana!! Nahoana kay raha toa kah ny fiainanao no ataonao izay mahamety azy fa tsy mitsabaka @ fiainan'olona?? Sa rehefa hoe mpivavaka sy mpino dia manana zo hitsikera sy hitsabaka ny fiainaan'olona?? Alalana avy aiza no hanatanterahanao izany??? :evil: :evil: :evil: :evil:
Tsy hita homena tsiny tokoa mantsy ny olona ry Badboy fa ny fomba nanabeazana azy sy ny torolalana azony no mahatonga azy hihevitra toy izany. Ny safidy tsy dia betsaka loatra nisokatra eto anatrehany ahafahany mijery tsy mitongilana.
Tsy anjarantsika koa anefa ny hitsara ireo olona ireo satria izy ara tsy mahafantatra izay tokony ataony satria tsy fidiny ho azy izany.
Ny hany azo anampiana azy ireo miresak'izany dia ny hoe:
" Nomen'Andriamanitra safidy ny olombelona ary samy manana izay tiany anaovany ny fiainany avy avokoa. Fa raha tonga eo aminao ireo olona hitanao fa mbola manjeny ireo, heverinao fa tsy mahalala an'Andriamanitra, ka mangataka fanampiana aminao hoe AMPIO dia toroy lalana izay hitanao fa mety aminao ry izireo. Fa raha tsy mangataka kosa izy dia aza misahirana akory fa fantany izay ataony."
Sady ampiako izao ny ahy rehefa maheno ireny tsikera ireny aho hoe:
"Tadidio fa tsy izay manjeny rehetra akory dia very avokoa."
"Ny fitsekerana azy ireo be fahatany eto na aiza dia tsy manampy azy ireo akory fa mety handany andro anao akory aza."
Mino aho fa afaka hisaintsaina izy hoe inona no zava-mahavokatra ilaiko atao ankoatran'io.
Misaotra anao nitondra ny dinika ary mazotoa hatrany mijery ny mifandanja!
5. badboy
(
18/01/2009 16:27)
"Tadidio fa tsy izay manjeny rehetra akory dia very avokoa."
Tiako be io fiteny io, ary io mihintsy no hiadivako lalandava aseho!! Saingy raha vao manambara hevitra tsy mifandraika @ heviny ny tenako dia lazainy fa tsy resy lahatra na koa misy devoly na tsy mpino!!
Hain'izireo ny mitsara sy miditra @ fiainan'ny hafa, fa tsy hain'izireo ny mandinika ny tenany sy mandalina hoe tena mety ve ny ataony mitsabaka @ fiainan'ny hafa??? Fa iza moa izy no tokony hametraka didy an'ilay olona hoe izao no tokony hataonao nefa ilay olona tsy nangataka n'inon'inona taminy akory???
Manampy izany ilay fomba fiteny hoe "mivavaka ho anao aho" nefa ilay olona tsy nangataka izany!! Maninona ianao raha mivavaka ho anao aloha fa aleo izay tsy hivavaka ho azy na hivavaka ho azy ho anao izay tiany???
Aoka izay ilay fitsabahana sy ilay fidirana @ fianan'olona!! Raha misy azonao atao dia ataovy @ tenanao aloha, ary rehefa mangataka fanampiana aminao tahaka an'ilay lazain'i soanja ilay olona, izay vao ampio izy na ivavaho na izay nangatahany taminao!!
Farany : atomboy aminao aloha ny rehetra izay vao aparitaho @ izay mangataka izany!!! :evil: :evil:
6. booboo
(
18/01/2009 17:55)
Hain'izireo ny mitsara sy miditra @ fiainan'ny hafa, fa tsy hain'izireo ny mandinika ny tenany sy mandalina hoe tena mety ve ny ataony mitsabaka @ fiainan'ny hafa??? Fa iza moa izy no tokony hametraka didy an'ilay olona hoe izao no tokony hataonao nefa ilay olona tsy nangataka n'inon'inona taminy akory???
:-@ :-@ :-@ :-@ :roll: ...no comment !!!! zany ve no hatao hoe ati-doha tsy misaina sa manao mémoire sélective ?
7. ikaretsaka
(
18/01/2009 18:05)
Misy kosa le tena hoe tsy maintsy entina sy haseho any ampiangonana. Hono ny fiche de paye. De le bandikely mpamaky vato sy miasa tena sy mpivarotra anana kelry ireny de anaovana fiche de oaie vinany...avy eo mandraingiraingy mihitsy misambotra etsy sy aroa raha tsy mandeha ny varotra
8. naughtyboy
(
18/01/2009 18:37)
izao lohahevitra izao ve no atao oe mitono tena toa lolo fotsy???? sa le voalazany boboo oe
"...no comment !!!! zany ve no hatao hoe ati-doha tsy misaina sa manao mémoire sélective ? "
andalana 1 fotsiny no mamaly ity resaka aroso mifanipaka eto ity satria sady mitsikera ny tenany tompokevitra no mitsikera ny hafa koa,zany oe hevitra tsy mijoro fa afafy ny bontolo
-Aza mitsara mba tsy ho tsaraina...
nefa dia izy ihany no mamaly eto rehefa avy nitsara ny hafa sy ny tenany oe
" Alalana avy aiza no hanatanterahanao izany??? "
ary koa
"Farany : atomboy aminao aloha ny rehetra izay vao aparitaho @ izay mangataka izany!!! "
No comment ozy boboo izay fa fampatsihiavana fotsiny ihany ,fantaro re olona ny zv resahina fa aza asina tamberintsaina ,hevitra ifanakalozana ka toy ny sarobabay izay voa aza tezitra..
=)) de ampy fa mahaela velona izany ,sotra tompoko

9. naughtyboy
(
18/01/2009 18:43)
torohevitra omena ra izay no mahadiavolana ny saina ,ary fifanakalozankevitra ataovy malalaka fa aza atomboka @tsikera mahavoa ny tena ny resaka...
ny teny hono toy ny tady ka ny tena ihany no fatorany.... =)) =)) ela velona mintsiny za tato ho ato ka =))
ny teny hono toy ny tady ka ny tena ihany no fatorany.... =)) =)) ela velona mintsiny za tato ho ato ka =))
10. ikaretsaka
(
18/01/2009 18:48)
Ilaina koa ne ry noty ny mifampi remark fa tsy hoe vo neg ny remark de hoe mitsara
11. badboy
(
18/01/2009 19:15)
ikaretsaka >> Ka tsy mahagaga fa rehefa ilay olona no henjehina dia tsisy objectivité intsony fa ny zavamisy rehetra, na dia hita fa marina mitavozavoza aza dia tsy ekeny!! Izany no hita @ ilay hevitra asehon'i booboo sy naughtyboy!! Ny an'i booboo moa dia alahelomboangory no anenjehamboatay, fa aleo ho azy irery izany fa tsy idirako.....!! Ny an'i naughtyboy dia ny halahelo atsy @ biriky pôlitika no tohizany hoentiny hatraty....!! 8) 8) 8)
Tsongaina ilay hevitra fa tsy raisina hatr@ farany ary tsy nodinihina hatrany amboalohany dia izao no vokany!! Manao hevitra ataingina!!
booboo sy naughtyboy angamba mahatsapa ho voatohina @ ilay resaka ka izay no tsy dia tena zakany!! Ka ianareo izay zatra miditra fiainan'olona, rehefa tsy nangataka ilay olona ny hidiranareo dia aza miditra fa mijanona eo ivelany eo!!
;-) ;-) ;-)

12. diamondra27
(
18/01/2009 19:35)
mahagaga fa tsy afaka miresaka sy midinika ampahatsorana mihintsy ny eto fa avy hatrany raha vao misy tsy mifanaraka amin'ny hevitry ny tena tonga dia hoe secte e, devoly e sns
tsy misy fitsarana mihintsy hitako tamin'ny lohahevitra tatsy ambadika fa ny tenin'Atra no narosony.
Ny interpretation no tsy mitovy
Tenin'Atra io ka raha tsy mino izany ianao di anao izany.
Tsy niresaka mahantra isika tao fa ny mpanakarena no noresahina dia tokony tsy asiana resaka mahantra ilay izy sy hoe mialona sy mitsiriritra ny manankarena...
hany ka manjary mivaona ny sujet

13. ikaretsaka
(
18/01/2009 19:53)
Ny romoromonareo sy ny votay sy ny vongorinareo kosa avelao any fa le hevitra atakena e....
Tsy solution ana forum ny hoe "aza mitsara mba tsy hotsaraina" fa raha tena izy de apetraho ny tolokevitra hiaraha midinika...izay no maha forum ny forum rahateo.
Raha mamalana razanany dia ny fitenenana hoe mivalana ny lokangan razanany satria zao dia tsy midika foana hoe mitsara an drazanany fa mitondra kosa ny attention ny olona rehetra hijery momban drazanany sy ny lokangany

14. ikaretsaka
(
18/01/2009 20:18)
diamondra27:
tsy misy fitsarana mihintsy hitako tamin'ny lohahevitra tatsy ambadika fa ny tenin'Atra no narosony.
Ny interpretation no tsy mitovy
Tenin'Atra io ka raha tsy mino izany ianao di anao izany.
Tsy niresaka mahantra isika tao fa ny mpanakarena no noresahina dia tokony tsy asiana resaka mahantra ilay izy sy hoe mialona sy mitsiriritra ny manankarena...
hany ka manjary mivaona ny sujet
Ka raha tenin Atra notsimponimponina de no samatsamahina de avy natambatambatra arak izay itiavan ilay mandroso azy...no lazaina fa tenin Atra .....mampiady voamasondaomy hoy I fody izay....normal raja mivaona
Moa raha miteny fotsy ianao dia tsy maintsy maka ny mainty ho repere mba hananana idee bebe kokoa
De totak izany rehefa milaza ny ngetroka koa
15. Noue
(
18/01/2009 20:27)
diamondra27:oadrayyyy eeee!
mahagaga fa tsy afaka miresaka sy midinika ampahatsorana mihintsy ny eto fa avy hatrany raha vao misy tsy mifanaraka amin'ny hevitry ny tena tonga dia hoe secte e, devoly e sns
:-D :-D :-D :-D :-D :-D nefa hoy ianao tatsy ambadika tatsy aaa! resaka oe
>>Sarotra ho an' ny manan-karena
16. Noue
(
18/01/2009 20:29)
miala tsiny fa niova ilay resaka eee :-D :-D :-D nisy nanitatra oe devoly indray ka nahatonga ahy namerina ny voalazako tatsy ambadika eeee :-D :-D :-D
17. xxx
(
18/01/2009 22:08)
Ka efa nampilaza anareo aho fa ho tonga tsy ho ela ny farany ary hitsara ny zavaboary sy ny anjarimanontolo no nanirahako ny zanako lahimatoa tety ,dia anjaranareo ny mioty ny vokatry ny nafafinareo tsi11 avy. :-D :-D :-D
18. xxx
(
19/01/2009 06:18)
[quoteKa efa nampilaza anareo aho fa ho tonga tsy ho ela ny farany [/quote]
Efa t@ 31 Dec teo ny farany e! efa taona vaovao indray izao
Efa t@ 31 Dec teo ny farany e! efa taona vaovao indray izao
19. Noue
(
19/01/2009 06:53)
diamondra27:tsy ianao ihany ve no manesika isaky zay lazainao @ io devoly io eee ???? zay no hanatonga ahy nilaza oe
mahagaga fa tsy afaka miresaka sy midinika ampahatsorana mihintsy ny eto fa avy hatrany raha vao misy tsy mifanaraka amin'ny hevitry ny tena tonga dia hoe secte e, devoly e sns
hany ka manjary mivaona ny sujet
sady raha tena mino an'Andriamanitra ve nahoana no tsy Andriamanitra foana no hasesika hanorona ny olona fa aiza ve ka tsisy afatsy ny devoly,devoly eroa,devoly ery,devoly manodidina eee????hatreo aloha tsisy niresaka devoly fa ianao iahany no avy dia miresaka an'io ee ! ka aiza no tsy miova ny sujet ????
20. diamondra27
(
19/01/2009 06:59)
Noue:oadrayyyy eeee!
[quote=diamondra27]