Ny fivavahana ve voatery tsy maintsy miditra @ vie privé??
22. diamondra27
(
19/01/2009 07:17)
Noue:tsara kosa ny ataonao satria manaraka ilay teny ao amin'ny I tes 16 ianao hoe: mifalia mandrakariva
rehefa mitsiky= mifaly
:wink:
rehefa mitsiky= mifaly
:wink:
23. naughtyboy
(
19/01/2009 09:11)
ozy i Ikaretsaka
Tsy solution ana forum ny hoe "aza mitsara mba tsy hotsaraina" fa raha tena izy de apetraho ny tolokevitra hiaraha midinika...izay no maha forum ny forum rahateo.
ary i badboy
Alalana avy aiza no hanatanterahanao izany???
ary i notty de milaza fa, fivavahana no lohahevitra voalaza eto ka
1. tsy idirany voangory sy voatay fa ajanony izany ry Ikaretsaka
2. "aza mitsara mba tsy ho tsaraina.." fampianarana avy ao @ baiboly io na tsy mpandinika ny S.M aza ny tenako ho an'ireo fariseo sy iro loholona milaza tena fa nahay noho ny zanak'A.tra,ary mifandray @ fiainanao isan'andro
3. ny tolokevitra izany de atomboka @ oh. ny tena ra milaza fa tsy tsara ny MANAKIANA, nahoana no atomboka @ fanakianana ireo mankiana ny resaka????
4. Ikaretsaka ihany no badboy efa ela no mazava ary ko tsisy manjenika eto na kely aza fa ny voalazanao rehetra no mifototra aminao ,vakio izay voalazanao rehetra dia henoy ny ambarany hafa dia mitohy ny fifanakalozankevitra
:arrow: raha tianao ny ho henoiny olona dia mihainoa koa ny hafa (izay noa natsoina oe dialogue)fa aza manao resaka monologue
5. tsy olony adihevitra ianao ry ikaretsaka satria mihidy toy ny varavarampasana ny sainao rehefa tonga ny fotoana hihainoana ny hafa ,tsisy eto na 1 aza ho azonao @ izany, alaviro ny fisainana mihevitra fa azo rafidrafetana @ hevitra tsisy fototra sy tsy ampy fiheverana,mba asio fivoarana ny fomba fisainana fa tsy izaho irery izao no niteny io eto fa be ny mahatsikaritra nefa izaho tonga de mivantana fa tsy iolakolaka satria tsy anadahindrehinao aho ka itsitsitsy teny refa marina izay O.K

24. ikaretsaka
(
19/01/2009 13:39)
Raha zavatra diso sy mivaona koa ve no lazain ny hafa de mbola henoina sy ekena koa izy? Doy e
25. naughtyboy
(
19/01/2009 13:44)
ra diso sy mivaona de tsy ekena ,izay no mahatonga ny fifanakalozankevitra fa ra marina tsy azo anovana bontolo fa ekena :lol:
27. naughtyboy
(
19/01/2009 14:06)
rehefa misy fahatsapana dia isaorana sahady fa izay no taratry ny ezaka avy @
ts1.1,ary hipetraka foana koa ny fifanajana amintsika rehetra...
noho izay zvmiseho izay dia ireo teny diso toerana mety ho nandratra ny hafa manokana efa nasehoko teto dia sintomiko ary ialana fondro satria miloloha lanitra ka tsy maintsy lena hoy ny ntaolo :lol: vita...

28. ikaretsaka
(
19/01/2009 14:40)
Jerevo ary asaivo hamarinin'ny mpitantana raha ikaretsaka ihany ny badboy :-o ny manavaka ny akoho @ dokotra ary kay tsy hainao...fa tsy hoe rehefa vorona sy 1 fisoko sy mitovy fiheverana matetika de mitovy aby
29. prime
(
19/01/2009 15:00)
badboy> handeha atao hoe tsy rariny tokoa ny fidirana amin'ny fiainan'ny hafa satria manelingelina ny fahafahan'ny tsirairay... itoviako hevitra raha hatreo ihany... fa ny tanjon'ny mpitory filazantsara angamba no tsy azonao tsara dia ny hamonjy ny olona mba tsy ho very ka raha mbola misy ny azo atao dia hambara ary torina ny Vaovao Mahafaly dia Jesosy mba hahitan'ny rehetra ny tena fiadanana... ary manana anjara ary manana ho avy tsara sy feno fifaliana mandrakizay ny rehetra raha mino sy mandry an'i Jesosy... ka na mpanan-karena na mahantra na manam-pahaizana na tsy nahita fianarana, na avo razana na iva razana, na tompo na mpanompo na mpitondra fanjakana na vahoaka tsotra dia samy manana anjara amin'ny fiadanana ao amin'i Kristy avokoa...
Ka tsy hoe te-hiditra amin'ny fiainan'ny hafa loatra angaha fa tena fitiavana ny ahitan'ny hafa fiadanana ao amin'i Jesosy... :)
Ka tsy hoe te-hiditra amin'ny fiainan'ny hafa loatra angaha fa tena fitiavana ny ahitan'ny hafa fiadanana ao amin'i Jesosy... :)
30. ikaretsaka
(
19/01/2009 15:13)
Ny fahita matetika anefa toa vao mainka very le olona raprime...jereo le resatsekta ao ambadika ao
31. Mirananirina
(
19/01/2009 16:21)
Tsy misy manakarena mihitsy izany any ampiangonana fa mahantra daholo.Ireny olon'Andriamanitra iren anie ka manankarena daholo e
33. badboy
(
19/01/2009 17:26)
ikaretsaka >> Efa film nandeha teto io hoe badboy = ikaretsaka!! Ny tsy azoko dia raha ry zareo no mitovy hevitra tsy mbola nisy nanameloka azy hoe olona 1 ihany ireo, fa nanontany tena fotsiny angamba no natao hoe sao dia mba mitovy!! Midika zavatra maro izany @ fizirizirintsain'ireo tonga dia mampitovy ny tsy mitovy io!!
prime >> Ny fanana anjara @ ilay fitiavan'i kristy lazainao tsy midika hoe tokony ivavahanao ilay olona na tsy nangataka izany aza!! Ny fiantefany no tsy mitovy, fa mitovy @ manozon'olona ihany izany rehefa tsy nangataka ny hivavahanao ilay olona!! Raha olontianao mifampitsôda aminao ilay olona na havanao akaiky dia mety ho azo leferina ihany ny hivavahanao ho azy satria efa mahafantatra misimisy kokoa ny momba ilay olona ianao!! Fa ilay olona tsy fantatra sy tsy nolalaina akory tonga dia lazaina hoe ivavaka ho anao aho, na koa hoe ianao manakarena dia laozanao mitsangatsangana fa tsy mivavaka toa ohatry ny mihoatra ny fefy izany!!!
Efa napetrak'i soanja ny valiteny matotra rehetra!! Vereno vakiana ny nolazainy fa tena mitombona ary manaja tanteraka ilay fahafahan'ilay olona misafidy izay tokony ho atao ho azy, na mpino izy na tsia!!! 8) 8)

34. coopsal
(
21/01/2009 14:00)
ireo teny diso toerana mety ho nandratra ny hafa manokana efa nasehoko teto dia sintomiko ary ialana fondro satria miloloha lanitra ka tsy maintsy lena hoy ny ntaolo
==> Mamelà ahy hanome ity fanoharana ity :
Nisy zazalahy iray nividianan'ny dadany baolina, namepetra io dadany io fa tsy mahazo mihoatra ny fefin'ny tokotany izy milalao izany baolina izany. Nisaotsaotra sady nanome toky ilay ankizy fa tsy hivoaka.
Rehefa nanomboka nentanin'ny hafanam-po sy nihevi-tena ho Kàkà teo anefa dia nanomboka nanao daka mafimafy ary iny fa tafavoaka ny fefy ilay baolina. Sady natahotra ny hivoaka ny fefy kanefa ilay baolina mila alaina koa sao bedy eo (na ny tena marina, tsy foy ilay izy).
Tany ivelany dia tsy naka fotsiny an'ilay baolina ny ballon d'or 2007 fa nihevitra hitanisa an'ilay baolina mandra-pahatonga tao an-tokotany.
Indrisy nefa fa vao maika nihananalavitra ny trano ratovolahy, ary nanan-kevitra hoe "aleo hanao tir de tigre rangahy ary ny vavahady (nisokatra) no atao but ah!". Iny nandaka mafy iny dia nidona tamin'ny sisin'ny vavahady ilay baolina ka nipitika tany amin'ny fitaratr'ingahy mpivaro-kena, ary vaky ny fitaratra.
Niondrika ratovoloahy nifompona hoe "ifonako fa tsy fanahy iniako tompoko" ... Mandeha ho azy toy izany ve izy ity ? Mifona aho fa tsy fanahy iniako ?
Na dia nanaiky ny fifonan'ilay tovolahy aza ilay mpivarotra, izany hoe tsy hitory azy, misy zavatra simba teo : ilay fitaratra. Ary tsy ampy velively nanamboatra ny fitaratra simba ny fifonana. Mbola tantara hafa izany ny fanoloana ilay fitaratra simba.
Ka hoy aho hoe, vitan'ny hoe sintonina ve ilay teny dia OK ? Nefa ny olona nefa naratra ?
Inona no hataonao hanesorana izay holatra vokatry ny ratra nataonao ?
Izany holatra izany dia vavolombelona fa nandratra ianao, tahaka ny boky nandraisana an-tsoratra.
Impiry ianao izay no nandratra olona toy izany?
Tiako hambara eto hoe, maro isika no mieritreritra ny amin'ny fahotana fa hoe mifona dia vita! Na koa hoe rehefa voavela heloka dia izay d voavonjy.
Ny olombelona rehetra dia samy mahazo famelana ny heloka rehetra! Kanefa tsy ny olombelona rehetra no voavonjy.
35. ikaretsaka
(
21/01/2009 14:49)
Ka inonaq no ifandraisan io sermonina be io sy le lohahevitra pasitera? :-D
37. ikaretsaka
(
22/01/2009 14:19)
tsy ny tiana hahatongabana sy ny topic no traitena fa...
misy fitenin-dry zalahy ao atsimonay (amoron'i mania..zahay vakinah) ao manao hoe
"raha lava ny ahitra very ny kisoa...raha lava ny tarogna very ny soa"
misy fitenin-dry zalahy ao atsimonay (amoron'i mania..zahay vakinah) ao manao hoe
"raha lava ny ahitra very ny kisoa...raha lava ny tarogna very ny soa"
38. naughtyboy
(
22/01/2009 18:07)
ony oa lesy ro kopy sale,efa mba enonla mo ilay oe "mamela ny helokay tahaka ny namelanay ireo izay meloka taminay" ao anaty vavaka nampiariny Tompo...
otrany mba maharaka S.M ihany manko ela ka tokony ahafantatra an'io,ra tsy izany dia mpitana andolompo sa mila medaily @ le ratra ela fa maritiora teto =)) =)) ary fantatro mazava tsara io kopy sale io oe iza na hanamaritena aza
sa kosa mbola mieritreritra fa anjely tsy diso t@ fiananana ???

39. ikaretsaka
(
22/01/2009 18:40)
De mbola hanao plisy plisy koa ve amidy meday ho azy....tsleeee naninona ary izany raha tsy notsorina dieny tany aloha hahafahanay niala le
40. naughtyboy
(
23/01/2009 03:03)
zay ngambany no andrasany koh ,alefaso any aminy ny rakitra eee :roll: