Fandaharana TF1 talata 21/01/2009

1. sipagasy ( 17/01/2009 10:28)
Miarahaba,

Ity indray fa voalahatra handeha ilay fandaharana tsy lasa t@ faran'ny taona teo e!

Samia mitady vaha olana veh izany no teneniko ho famaranana sa inona reh e!!!!
novalian'i aikon ny 21/02/2009 07:35
2. ainaheri ( 17/01/2009 11:26)
Resaka momban'inn hono lay izy d @ firy??
Merci nizara
3. nikah ( 17/01/2009 11:42)
Misaotra ny nizara ooooo !De inn marina io de @ firy fa handrasana sao mba mahita ee.
4. lemenakely ( 17/01/2009 11:42)
Tourisme sexuel a Nosy Be!
5. nikah ( 17/01/2009 11:47)
De @ firy ry lemena azafady
6. lemenakely ( 17/01/2009 13:31)
nikah:

De @ firy ry lemena azafady



Normalement @ 21h00
7. sipagasy ( 17/01/2009 13:35)
sipagasy:

Miarahaba,

Ity indray fa voalahatra handeha ilay fandaharana tsy lasa t@ faran'ny taona teo e!

Samia mitady vaha olana veh izany no teneniko ho famaranana sa inona reh e!!!!




ouuups azafady fa tsy ampy ny voasoratro teo

fandaharana: 'Enquêtes et révélations, Madagascar: enquête sur le scandale du tourisme sexuel français' manomboka @ 23h20.
8. Mirananirina ( 17/01/2009 14:15)
Misaotra ,fa tena hijery tokoa,mety ilay efa nandeha angamba.Dia aminy 21 izany e sur fa TF1 an
9. Mirananirina ( 17/01/2009 14:30)
hono hoa aho Talata 20,sa alarobia 21 janvier e,
10. sipagasy ( 17/01/2009 18:51)
sshhh, miala tsiny fa diso daty lava tsssssssss

talata faha 20 volana janoary 2009 no izy e!
11. fahamarinana ( 18/01/2009 10:43)
:arrow: tsisy tsiny fa mbola afaka mijery e,tsy tara akory !re-merci!! (l)
12. kotobekibo ( 18/01/2009 17:06)
ok ! misaotra betsaka , tsara ny mahalalala an'izany kah!
@ talata 20-01 izany eo anoloan'ny TF1 :wink:
13. Mirananirina ( 19/01/2009 16:10)
eo daholo izany an,misaotra ry sipagasy
14. fahamarinana ( 20/01/2009 12:41)
:arrow: alina be ilay izy vao mandeha fa homano ny pop korn nefa koa asa raha ahinana an'ilay izy koa. :( (l)
15. kelly13 ( 20/01/2009 12:45)
za hijery fa za tsy hitatara :°)
16. fahamarinana ( 20/01/2009 13:13)
:arrow: keliterezy :ndry an! :evil: :-D :-D (l)
17. kelly13 ( 20/01/2009 13:21)
ka ny dikan'izany d mijery dol ny tlm d mba eritreretiko oe "mmhh, mijery tf1 ôtranahako kou zay kala fahamarinana" :°)
18. diamondra27 ( 20/01/2009 14:18)
sipagasy : saotra akia a, saika hi corrige za we talata 20 le izy fa tsy 21 hiii
19. sipagasy ( 20/01/2009 21:32)
dia samia hoe manome soso-kevitra isika mba hanatsarana na hanafoanana io tranga io?? dia angonintsika dia alefantsika any @ ndry zareo mpanao polifika ao ambadika ao?? hihihihi
20. sakaizakely ( 20/01/2009 23:26)
de everindreto vozongo reto fa paiso mits manko ny oul

awona le ranga oe nahita vhv mitrotro zaza de no inviter-ny hiaraka aminy tany @ hoteliny le joba, de nalainy sary en toute amitié hono hahaha

ary le bisou bisou @ vava sans arrière pensée fa komsa komsa pour lambiansy
de i madamany indray no niantoka ny vola handoavana "kara-kara" (fiteny vaovao mbola tsy reko indray iny)

avelao mits alefa any @ fonja gasy any hahitany ny vidin'ny fanaovana tsinontsinona ny malagasy

enga koa ka mba hivaly ny fitsarana ilay nandositra any suisse iny, tsy tokony ho afa-maina.
Soa ihany fa misy olona intègre manampy ireo tao Mitsio miady ho amin'izany, ny gasy mbola voavidin'ny tsolotra ihany ve kou, indrisy fa io toetsaina io no tsy mahatafita mandrakizay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.491