Fandaharana TF1 talata 21/01/2009
21. vale
(
21/01/2009 00:38)
awona le ranga oe nahita vhv mitrotro zaza de no inviter-ny hiaraka aminy tany @ hoteliny le joba, de nalainy sary en toute amitié hono hahaha:-D :-D :-D :-D :-D Sakaizakely: tena izany mihintsy eee, aiza koa hisy bisous amicals am vava izany? ntsssss.. dia le oe naka sary sans arrière pensée, njenestoooooo... :^) :^) :^)
ary le bisou bisou @ vava sans arrière pensée fa komsa komsa pour lambiansy
22. ainaheri
(
21/01/2009 19:44)
Ary tena mapmé d mahay manao masazy doli ny retra² hihi,za refa mipitsoka iny mba andalo any mba hanao masazy :-D:lol:
23. fahamarinana
(
21/01/2009 19:48)
:arrow: ainaheri : tena vao maika hipitsoka fa ndana tokoa moa... :-D (l)
24. sakaizakely
(
21/01/2009 19:53)
mba mahatonga saina koa ilay fanenjehana ny vozongo kil ny koksa, fa raha gasy samy gasy no mifanalika toa hoatra ny tsy mahataitra ny fanjakana. raha gasy tsy ampy dôlaka no kil toa tsy misy arakaraka :lol: :lol: :lol:
ny fahitako azy dia mbola lesoka goavana eo @ toetsaina malagasy ny fitandrovana ny zon'ny vhv sy ny ankizy, ka aiza no tsy ho tamy ry be dôlaka sy be euros isany mba hanao koa
raha sarobidy @ fiaraha-monina mantsy ka arovana tsara dia tsy hisy ho sahy hikitikitika. Fa tsy lavorary ny fiarovana matoa tafiditra ny mpanararaopaty

25. ainaheri
(
22/01/2009 17:16)
faha>> hihihi
Amin'ity demilinefo sy demilidisy ty zany mety ho be kinE any Nosybe an,satri mahay manao masazy aby ny sipa any :wink: :-P
Amin'ity demilinefo sy demilidisy ty zany mety ho be kinE any Nosybe an,satri mahay manao masazy aby ny sipa any :wink: :-P
26. diamondra27
(
22/01/2009 17:41)
ainaheri, faha tsy aleo ve le kine ery antanamborozano ihany e.
iza moa le infirmiere tam reny tokoa
sipagasy : tsy misy afa-tsy ny petition ihany nge no azo atao aty lavitra aty aloha e
de raha mbola misy kara kara foana dia mbola mitohy ny ohatran'zao
tsy aleon'ilay vazaha nividy ilay vhv nanao plainte toa izay handeha any am prison
zany zao no mety fa za mo tsy mahita ze any , mety nahatonga le kala iny ni-nier ny fait ndray refa nifanatrika teo izy 2 sy le polisy tao am birao

27. xxx
(
24/01/2009 11:26)
ka rehefa tsy hiaro ny tenany koa ny vhv gasy de iza mo no hanampy azy eo??? te hifaninana hiaraka amin'ny vozongo eo dia avy aiii a aiii. ra tsy gisa ko ny vozongo ka hanome vola tsisy takalony anao eo!!!
28. sipagasy
(
24/01/2009 21:18)
marina tokoa izany, ka eto izany dia ny fanabeazana no hita fa lesoka, mmhh tokony asiana mpanabe, tsy hoe mpampianatra ihany ; izany @ faritra alavitra any, karazana assistante sosialy izany e!
29. aikon
(
21/02/2009 07:35)
Ny amiko aloha de tsotra ee izao no tokony ataon'ny fanjakana araka ny voalazany sipagasy teo hoe asiana mpanabe sy filankevitra mahatoky ny fokontany tsirairay izay aloha ny dingana voalohany
fa ny faha roa koa de aoka ny fanjakana mba tsy anome visa bobaka ny tourisme eh ohatra ny rehefa akany frantsa de foifoy volo vao mahazo sisa de mba asarotina koa ny fidiran'ireo frantsay ireo any ee
ary tena frantsay no sahy manao zavatra mamoafady any dago aaaaa
merci 8O