Mirary soa ho an' ny ekipan' ny serasera.org!!

1. roxanaha ( 17/01/2009 14:39)
Enga anie samy ho tonga @ tanjona iriany avokoa ny malagasy rehetra tsy ankanavaka na ny any dago na ny aty ivelany, n'aiza n'aiza misy azy!! Misaotra manokana ireo namaly ny lohahevitra" vehivavy tsy mety bevoka".
2. princesseN ( 03/02/2009 12:35)
:D :D :D d mirary soa antsika koa zay na d tara b aza eh! :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5895