Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
naritsimba
(
22/01/2009 07:03)
AFFAIRE DAEWOO(nalaina tao @ moov)
Romotra Daewoo fa nofitahin’ny fanjakana Malagasy
Raha mbola mila zavatra hanovana hevitrin’ny pro régime fa efa vita sonia anie ny contrat tam daewoo dia vakio ity article ity !!!! Milaza io...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:30
soanja
(
22/01/2009 01:17)
Zany Ka biby!
Dia arabaina indray izany isika fa nitombo ny isan'ny fianakaviamben'i Lemurs.
Moa va tsy mampite hanongotsongo ity vao menavava ity!
http://www.dailymail.co.uk/news/article-1126126/Pictured-The...
tohiny
novalian'i maya ny 31/01/2009 16:09
ndenn
(
21/01/2009 23:16)
Ny toerana misy an\'i MADA @ izao fotoana izao.
Indraindray aho aty an-tany lavitra aty dia manongo tena irery mamaky ny hevitra miseho eto @ ity serasera ity. Toa latsaka ambany dia ambany marina ny toe-karem-pirenena @ izao fotoana izao . Ny anto...
tohiny
novalian'i ndenn ny 22/01/2009 14:24
xxx
(
21/01/2009 17:20)
ho atao aon iret TIKO sy MAGRO bedebe, zao ref tafala teo io
asa mba aona kou ny ho ataony rehefa mahita ny fananany ho robain'ny olona koa izy !! ka ny vahoaka ko mba maka ze anjarany nangalarinao ankolaka na mivantana ko/// nefa mety efa niomana io ,,mety tsy...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2009 14:26
kidoropamba
(
21/01/2009 16:41)
MILA GADRAINA RAVALOMANANA raha te hanavotra an'i M/car
Io ihany n o ventindresakin'ny vahoaka eto madagasikara indrindra fa eto iarivo.
GADRA ihany no mendrika andravlo sy ireo izay mbola manohana azy.
Izay te hanavotra ny firenena dia tokan ihany ny...
tohiny
novalian'i mpaoly ny 23/01/2009 05:30
Bita
(
21/01/2009 16:23)
tao @ genicologue (dokoteram-behivavy)
tao trano fiandrasan'ny marary any @ dokoteram-behivavy nisy lehilahy iray miandry eo koa. Nefa tsy niaraka t@ vadiny.
Dia hoy ilay Receptioniste hoe tsy mandray lehilahy izahay f'angamba diso ianao...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/02/2009 13:28
penguin
(
21/01/2009 15:20)
Tsisy resaka Andriamanitra sy Fivavahana vé ny resaka OBAMA
Samy nanaraka ny bé sy maro ka tsy nisy resaka Andriamanitra sy Fuvavahana ary vé ny fandraisana an'i OBAMA ? Ka inona no olana amin'ny fivavahana. Ny olona dia ny fivavahana hitarika tsy hiasa, tsy...
tohiny
novalian'i penguin ny 23/01/2009 07:10
jgast
(
21/01/2009 13:51)
Groupe Daniel
Salama,
Mba mangataka tonikiran' ny groupe daniel azafady
Misaotra...
tohiny
novalian'i farapile ny 22/11/2012 13:40
andrywui
(
21/01/2009 12:44)
Politika,orinasa,bizna,fivavahana,ody ratsy..miaraka ve ?
ny roa voalohany aloha ekeko fa mety azao afangaro ihany fa eo aminle fahatelo oe bizna defa mazava fa tafiditra aminio le Daewoo, ny fahaefatra oe fivavahana defa tsy izy mihitsy satri be de be ny an...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2009 13:30
ARINOFY
(
21/01/2009 12:05)
REBIKA
Za ry reto tena fan ny rebika a.Tena faly be mitsy za nahita fa niverina niaraka ny ekipa ny rebika rehetra.Za de nijery rebika foana na tao Antsonjombe na tao @ palais na tao Antsahamanitra.Nalahelo ...
tohiny
novalian'i ARINOFY ny 23/01/2009 05:06
naughtyboy
(
21/01/2009 10:23)
Aiza no toerana misy nositsika sy ny malagasy @ izao fotoana
fiangaviana anreo izay tsy tia soratra lavabe aza vakiana re tompoko azafady fa tsy ilainao akory:-D
Taona 2009 ,raha ny velarantany sy ny fitomboany vava homana(2,8%) no anombohana ny resaka dia 3 ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 22/01/2009 03:12
rakapy
(
21/01/2009 08:27)
Ireo devoly masim-bava
Dia miarahaba antsika rehetra indray ny tenako tratry ny taona 09. Izay indray vao niditra fa mbola naka rivotra tany @ tany tsisy A/tra.
Raha ny lohahevitra no lazaina dia devoly sahady no mirotsa...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 26/01/2009 14:51
penguin
(
21/01/2009 07:24)
Tsy M/car ihany no tsy nihina ny Fahantrana
Ry Badboy na Naughty boy na ny mpanohatra hafa dia tokony mijery tsara fa tsy i Madagasikara irery no fanina amin'ny ady amin'ny Fahantrana. Anontanio ny Professeur Jeffrey Sachs izay tompon'andraikit...
tohiny
novalian'i andrywui ny 21/01/2009 16:33
xxx
(
21/01/2009 06:04)
kambana
Miarahaba antsika rht namana,
Mba maniry ny hiteraka kambana ry reto za dia sao mba misy olona na lahy io na vavy afaka manoro hevitra hoe izao no atao na izao. Vavy kely efa 9 taona @ity manko ny ...
tohiny
novalian'i Tchouchou ny 01/03/2009 14:51
lemenakely
(
21/01/2009 05:40)
Enquêtes et révélations tao @ TF1 ..dia niaraha-nahita iny e
Izaho dia tsy hitondra réactions a chaud , na polémiques ,...Fa dia iny niaraha- nahita iny ny zava- misy ao Nosy - Be sy ny mpizaha tany vahiny ary ireo tovovavy mpivaro- tena .
Tsy inona moa iz...
tohiny
novalian'i RAKVOL ny 30/10/2009 05:13
badboy
(
20/01/2009 21:10)
Loza aminatambo fa hatr@ 2002 tsy nihena ny fahantrana,
Afabitana indray isika malagasy isan'ny mitana ny laharana voalohany manoloana ireo firenena mahantra indrindra erantany!! Ary loza aza fa ny fahantrana izay nodradradraina fa nihena hatrizay 2002 dia...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/01/2009 18:00
naritsimba
(
20/01/2009 17:05)
MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA
MARC RAVALOMANANA na ILAY RAY VOAHOZONA
Fa hay ianao ry Dada,
'Lay nantenainay mianakavy mba hanarina ny anio
Ka lasa mpamosavy, kary iray manafin-kiho
Nosainina ho anjely mpiambina
Tsy handao ...
tohiny
novalian'i alundeutroi ny 23/01/2009 14:17
xxx
(
20/01/2009 16:44)
Ireto vazaha ireto
Manao ahoana daholy, tsy izany ry reto fa nanao pari tamin'ny namako vazaha ny tenako ka resy tamin'izany zvtr natao izany :( ..ka dia voatery hanao sakafo. Sakafo gasy izany e! hatramin'ny entrée k...
tohiny
novalian'i Lejoba ny 25/02/2009 12:56
xxx
(
20/01/2009 16:38)
evacuation sanitaire
miarahaba,
saika hanontany aho ry zareo hoe manao ahoana, sy rehefa inona no azo atao ny evacuation sanitaire. azo atao ve izy io raha resaka infarctus? satria ilay olona izany voan'io aretina io d...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2009 06:38
bounany
(
20/01/2009 14:37)
MANAPEPO VE SA ? INONA NY DIKANY?
Indray mande zay d nanatitra ana ny sipako; tonga teo @ arrêt na bus makany @ nay de hoy za hoe andao hande tongotra fa tsy hande bus (satria tsy de lavitra n misy ana) ! d izy mo otrany tsy te hande...
tohiny
novalian'i bema555 ny 29/01/2009 13:51
