Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
glou ( 26/01/2009 07:30)
Tatitry ny fiarabana tratry ny taona o'safari 2009
Dia vita soaman_tsara indray ny fiarabana tratry ny taona tany @ o'safari t@ asabotsy teo, nahafinaritra @ akapobeny ny fiarahana na dia nisy aza ny indro kelin' ny mpandrafitra( nidecharge ny pil low... tohiny
novalian'i tsokely ny 18/02/2009 07:26
hery ( 26/01/2009 04:45)
Tsy andrimasom-pokonolona akory
Mampalahelo ihany raha mitonona ho andrimasom-pokonolona ireo olona izay mpanohana ny TGV ka miantsoantso sy manakorontana tamin'ny alina tao Antananarivo. Fa angaha tamin'izany ny andrimasom-pokon... tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 11:41
klitika ( 26/01/2009 01:38)
Afo nandoro ny lambako
"Izaho ry zalahy efa leo an. Tsy mitarika ol higrevy intsony aho fa alana Ra-Didy misolo Zafy. Voaendaka i Zafy misolo Ra-Didy. Niala Ra-Didy niova Ra-8, dia hiala indray Ra-8 hiverina i Ra-Didy. ... tohiny
novalian'i klitika ny 26/01/2009 17:48
Annie2006 ( 25/01/2009 22:28)
Tsy matahotra ny MERSENERA SUD AFRICAIN ny vahoaka
Tonga ny mpikaraman'ady avy ao afrika atsimo satria tsy manaiky hanatanteraka ny baiko hamono vahoaka ny miaramila gasy. Tsy misy matahotra an'izany eo. RAVALO TSY MAINTSY MIALA. Teboka farany!... tohiny
novalian'i ainaheri ny 26/01/2009 11:03
fantasio ( 25/01/2009 19:09)
Mikorotana
Aiza ny polisy fa mikorotana ny tanana. Aniza ireny olona manakorotana ny bas Quartier ireny ? Une foix de plus tsy heverina izahay... tohiny
Annie2006 ( 25/01/2009 18:48)
MIALA RAVALO, MIPETRAKA NY RAFITRA TETEZAMITA
Tsotra ny valiny. 1. MIALA ALOHA RAVALOMANANA, ary tsaraina dia GADRAINA 2.MITSANGANA ny tetezamita izay ANDRY TGV no mitondra azy iarahany @ ankolafin-kery izay nanohitra andravalo: Ireto Ankolafin... tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 10:11
molota ( 25/01/2009 18:12)
TGV= Tena Gasy Vendrana
Mafinaritra fa mbola betsaka ny MALAGASY MISAINA faly aho tena faly. IN ARY NO MBOLA AO ANATIN'NY LOHAN' IRENY OLONA TGVENDRANA IRENY Efa naLoha ny GASY IRENY, sady mpanimba zavatra no DINOSORB. MISY ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 07:21
gasystras ( 25/01/2009 17:40)
Nanenina nanambady
Mba fanontaniana ny ahy ty e ! Efa nisy taminareo ve vao avy nanambady dia nananenina avy eo après 6 mois na 3 mois akory aza !! Tena nahavariana ana fa nisy olona fantatro tena après 3 mois dia vit... tohiny
novalian'i gasystras ny 31/01/2009 13:30
xxx ( 25/01/2009 16:37)
Dia raha miongana io d iza no hasolo azy ?
1972 1991 1996 2002 Niongana, voarara (empêché) oh zay ny nialan ny filohampierenena malagasy. Azo lazaina fa tena nahatafita ny hafatra ny sefom-bopndrona sy mpitarika tamin'ireny fotoana ire... tohiny
novalian'i diana ny 26/01/2009 09:13
xxx ( 25/01/2009 15:35)
Madagascar à l’avènement d’une crise sociale latente
Manipulé ? Soyons réaliste ! A certain moment de son parcours, bon nombre de personnes sont arrivées à la conclusion suivante : Rajoelina a été manipulé. Mais ce n’est pas tout à fait le ... tohiny
novalian'i diana ny 25/01/2009 15:54
hery ( 25/01/2009 11:42)
Mbola mampitandrina ihany hono ny Didy jadona :-)
Miely indray ny tsaho hoe nivoaka any ny taratasy fisamborana an'i Andry TGV :-) Dia raha tena misy ve izany dia havelan'ny governemanta lazainareo didy jadona halaza akory? Tadidio ny tamin'ny... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 15:36
hery ( 25/01/2009 11:13)
Raha tsy i Ra8 d iza? Omeo anarana
Ndao ekena hoe leo Ra8 nareo (nareo ihany no nifidy azy 2 taona lasa izay nefa efa hitanareo ny blem nandritra ny 5 taona). Dia iza ary no hasolonareo Ra8 amin'izao fotoana izao raha miala eo izy? ... tohiny
novalian'i jiimm ny 28/01/2009 14:39
naughtyboy ( 25/01/2009 04:42)
Porofo fa tsy hosopotaka na fanaratsiana fitondrana bobongol
tsy eo ambaravarana intsony fa ao anatiny fiarahamonina sy ny fiainana mianjady @ ireo malagasy voageja ny tsy rariny ary fahoriana nateraky ity fitondrana ity,ka anjarantsika no mitsara fa tsy hiarit... tohiny
tolipy ( 24/01/2009 23:00)
vonona hiaraka olona maro, mandalo fiainana, asio piment
matoritory isika indraindray, variana loatra, manambady , miteraka, olona hypocrite daholo, nefa ao andoha raha vao mahita vehivavy hafa, madainga, mamaky anity izao ianao dia hoe: tiens ! mba valio a... tohiny
mabloo ( 24/01/2009 20:48)
Misy fandaharana momban'i Dago amin'ny france 5
Madagascar: au coeur de betsimisaraka izao raha mahaliana anareo e!!... tohiny
xxx ( 24/01/2009 15:54)
Politikan-donilony
Asa re rey ol fa dia politikan-donilony izay no fahitako ny politika nifandimby hatrizay teto Mada nanomboka tamin'ny fanjanahan-tany. Izao lonilonin'olon-droa mpandraharaha mpanao politika no hama... tohiny
soanja ( 24/01/2009 15:30)
Fanakonan-tany avy amin'ny volana/masoandro- Hita ao Mada
Ho antsika tia mibanjina ny lanitra. Hanakona ny tany amin'ny masoandro indray ny volana amin'ny alatsinainy izao. Koa raha mahatsapa hoe maizina tampoka ny andro dia tsy faraandro akory izay fa vaota... tohiny
novalian'i soanja ny 31/01/2009 07:11
Koloaina ( 24/01/2009 14:08)
FItia tena fitia
Miarahaba antsika, azafady fa tsy tadidiko mihitsy lay lohateniny fa mba tiao hananan lay tononkiran'ny Mahaleo misy toniny hoe: Izany ve ny fitia, fitia tena fitia,...... iny e. Dia misaotra sa... tohiny
xxx ( 24/01/2009 13:03)
NY VAHOAKA NO NAMETRAKA ANAO ARY NY VAHOAKA NO HANALA ANAO
Ry mpilalao politika! Mitandrema sy mahaiza mihaino ary aza miheritreritra fa vendrana sy kanosa ny vahoaka Malagasy. Raha napetrany teo @ io toerana io ianao 7 taona lasa dia ny mba hahatsara ny... tohiny
novalian'i penguin ny 26/01/2009 11:46
xxx ( 24/01/2009 12:40)
ireo mpampita vaovao!!
mijery dia mamaky ireo manana blaogy eto ka tia mamita vaovao avy any an-tanindrazana aho! izaho moa dia mba manaraka ny vaovao politika eny ihany na dia tsy dia miditra lalina laotra aza! fa ny tiak... tohiny
novalian'i xxx ny 25/01/2009 15:23
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8267