TGV= Tena Gasy Vendrana

1. molota ( 25/01/2009 18:12)
Mafinaritra fa mbola betsaka ny MALAGASY MISAINA faly aho tena faly. IN ARY NO MBOLA AO ANATIN'NY LOHAN' IRENY OLONA TGVENDRANA IRENY Efa naLoha ny GASY IRENY, sady mpanimba zavatra no DINOSORB. MISY NY LALANA ETO MADAGASCAR FA MBA MISAINA. TSY MISY AMBONY lalàna NA IZA IZY NA IZAAAAAAAAAAAAAA. sa aona ny hevitrao? :twisted:
répondu par tsiafoi1 le 26/01/2009 07:21
2. herynimes ( 25/01/2009 18:34)
tsy aleo ve Tena Gasy Vendrana toa izay Tiko Itotongan Madagasikara?
3. fantasio ( 25/01/2009 18:40)
Ny ao @ lohan'ny TGVendrana araka ny hevitro dia :
hory @ fangalarana ny taniny sasany tany Ambatorazaka, Digue, sy ny 1300000 ha zay mbola ho azany
Ary raha sahiny ary ireny @ vina izy haka ny anao fa sahiny izany (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
Satria efa ambony ny lalàna izy
4. dahuily ( 25/01/2009 19:36)
molota:

Mafinaritra fa mbola betsaka ny MALAGASY MISAINA faly aho tena faly. IN ARY NO MBOLA AO ANATIN'NY LOHAN' IRENY OLONA TGVENDRANA IRENY Efa naLoha ny GASY IRENY, sady mpanimba zavatra no DINOSORB. MISY NY LALANA ETO MADAGASCAR FA MBA MISAINA. TSY MISY AMBONY lalàna NA IZA IZY NA IZAAAAAAAAAAAAAA. sa aona ny hevitrao? :twisted:



Sao ary hadinonao fa izaho anie no nanao ny LALANA eto madagasikara e , sa tadiavinao ho very maina fotsiny ireo tombotsoa be nomeko ny andrim-panjakana mpanao lalana (4x4 ,, sns.....) ka izany no nanamboarako ny lalana mba hifanaraka @ izay ilako azy indrindra ny orinasako izay maro be tokoa
Ka izay lalana kely tsy voahevitra tany am-boalohany sisa dikaina de zay
toy ny resaka ropilanina sns......
Izany no milaza fa misy izany ny ambonin'ny lalana de IZAAAAAAAAAAAAAAAAHO ....

kay leaza a hadinoko fa hay moa Dahuily no anarako fa tsy DaHUITY :evil: :-P :-P :-P
5. rixes ( 26/01/2009 06:54)
ts hita izy ty fa tsy maintsy ho leran'i ra8 irery ao zany ny fromage sy menaka mety marary kibo irery ao an-trano ao lery e =))
6. tsiafoi1 ( 26/01/2009 07:21)
MAHAFINARITRA, tena mahafaly ny mahita sy mahatsapa fa manana fahamatorana politika ny malagasy... Tsy araky ny nantenain'ireo mampiady angely sy zatra ny lalan-dririnina...

Tena tacle ho an'ireo diplomates sy ireo saribakoly iny fitsenana makotroka iny... Tsapan'izy ireo fa na tsy mi-wawawa eny an-dalambe sy eny Ambohijatovo aza ny malagasy de tena tia tanindrazana ary saropiaro @'ny fiandrianam-pireneny... TANDREMO

Ho an'i TGV : Vitao tsara ny asanao @'ny maha-Maire anao fa aza variana milalao voro-maty, ka ny fiainam-bahoaka no ataonao sorona ho an'ireo very seza... Betsaka ny asa nantenainao taminao, aiza daolo zany!!!... Vitao tsara aloa ny tokonana fa aza maika ny hananika ny vovonana!!!...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0563