Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 26/01/2009 22:51)
Rahampitso indray izany
Andeha hatory aloa fa reraka, Dia rahampitso indray izany madoro ny hafa eh Andry Mba ataovy minisitra ireny zanaky ny mpiasan'ny ambasady mipetraka any ivelany taloha sy ankehitriny ireny fa manoha... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 06:54
Belami ( 26/01/2009 22:48)
RNM
Na inona korontana na inona hatramin'izay, io RNM ao Anosy io dia teo foana, fa dia "[b] inona loatra no nahazo ny Malagasy no dia nodorana ny Radio mbahoaka ohatran'io ?"[/b] Mba saino antsaina ng... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:55
titix ( 26/01/2009 22:26)
tsy mbola tapitra foana efa @firy zao???
Tsy mbola tapitra iany ny rotaka sy fandrobana hatr@zao ora izao?? Tokony hatory @zay aloha ry vahoaka fa sao tsy misy robana intsony rampitso sy rahafak'ampitso a. pffffffff Efa tena mafy ny fiaina... tohiny
novalian'i ni81 ny 27/01/2009 04:59
kidoropamba ( 26/01/2009 21:32)
1 jour de kombat d'efa MIFONA RAVALO, hin!hin!hin
Aiza izany hery be anao izany levalo a? Iray andro fotsiny ny kombat d'efa mifona nedala. hin!hin!hin!hin!tssssssss! tena sarim-bavy e. ... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 07:48
ni81 ( 26/01/2009 21:27)
Pasipaoro biometrika
Faly miarahaba antsika namana mpiserasera rehetra indray ary dia mirary taona vaovao mahafinaritra ho antsika. Ho an'ireo liana hanao ilay pasipaoro biometrika dia ireto avy ny zavatra ilaina: - CIN... tohiny
novalian'i Tazana ny 13/02/2009 19:00
xxx ( 26/01/2009 21:23)
Vaovao farany...
Vaovao farany 'ty avy aty Tamatave. Araka ny tenin'ny mpanara-maso aty an-toerana izay miambina zay zavatra mety ho hafahafa dia izao: Misy sambo voa avy ni-débarque, tsy hay avy aiza, ao amin'ny P... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 07:31
DadaRabe ( 26/01/2009 21:17)
RIVO-PANDRAVA
RIVO-PANDRAVA Raha ny fandrobana sy ny fandravana, Mitondra dinamita, manapaka tetezana, No lasa ho filamatra, hitondra ny tanàna Dia tena kivy aho fa sarim-pahaverezana, Tantara efa naloa, ... tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 07:49
DadaRabe ( 26/01/2009 21:12)
RIVO-PANDRAVA
RIVO-PANDRAVA Raha ny fandrobana sy ny fandravana, Mitondra dinamita, manapaka tetezana, No lasa ho filamatra, hitondra ny tanàna Dia tena kivy aho fa sarim-pahaverezana, Tantara efa naloa, ... tohiny
caprio ( 26/01/2009 21:06)
mampatsiahy
mampatsiahy antsika izay rehetra mbola tsy mafantatra fa @izao sahotakotaka any @tanàna zao,dia efa azontsika arahina tsara ao @tvplus ny vao2 rehetra misy any dago, koa ho antsika zay teh hijery iza... tohiny
novalian'i Optik ny 27/01/2009 04:44
sivisma ( 26/01/2009 20:18)
Tsy maintsy zao foana ve???
Mampalahelo fa dia ny bandin'ny tanana ndray no hifafa ny kihony @ fitadiavana vary,menaka,siramamy,lasantsy,.... Fa izy ity ve tsy azo régler-na any ambadika any e!Ny mpitondra raha teo koa moa dia... tohiny
novalian'i sivisma ny 27/01/2009 12:29
patrick2002 ( 26/01/2009 19:43)
loza ho an'izay nihavian'ny fanafintohinana
Araka ny vaovao voaraiko avy any an-tanindrazana aza izao dia . i Ravalomanana Marc nanarama mercenaire zoulous sud africain ,hamotika ny emmeteur ny radio viva teny Ambohimitsimbina ,no tena naharomo... tohiny
klitika ( 26/01/2009 19:12)
Ireo afo mirehitra eto Tana amin'izao
Magro, Courts, RNM, NASA electronic, tranon'i Mox Ny Mahagaga dia nahoana ny Courts nefa eo akaiky eo koa ny Geant Score, Tsy maninona akory. Midika izany fa misy antom-pirenena momba ity korontana... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 27/01/2009 07:14
sitlo ( 26/01/2009 18:13)
inona no vahaolana?
Hita taratra izao fa mitarika herisetra ny mpanaraka an'i TGV (sy ny ao ambadiny). Ao ny tsy mahalala, ny voakarama, ny gadra, ao ny leo ny fitondrana sns Ny atahorako izao dia ny hamatsian'ny fran... tohiny
naughtyboy ( 26/01/2009 17:23)
aiza ho aiza ny toedraharaha @ izao fotoana sy ny vahaolana?
Ao anaty krizy indray isika rehetra noho ny fiziriziriana ataony fitondrana minia tsy mahafantatra ny fitakiana ataony ireo leony tsindry hazo lena ,tsy ny ao Antananarivo irery intsony fa tafiakatra ... tohiny
tsinjo ( 26/01/2009 16:10)
2 MATY TANY @ MBS 10 TANY @ MAGRO TANJOMBATO
MARINA VE IREO FATY IREO ILAY FOLO ALOHA TOA OE VOAHITSAKA NO NAHAFATY AZY ... tohiny
novalian'i tolipy ny 26/01/2009 21:50
booboo ( 26/01/2009 15:49)
vaovao farany...
Raha mbola misy manana hafa dia mba zarao... http://www.madanight.com/edito/378.html Ny commentaires no tena arahiko ao @ io lien nomeko io fa ao no misy ny vaovao... ... tohiny
novalian'i sitlo ny 27/01/2009 01:10
pupuce ( 26/01/2009 15:12)
famorana zazalahy
aty an-dafy aho no mipetraka ka mba mila adiresyna dokotera manapaka zaza sao mba misy manana aty @ faritra avarabaratry frantsa raha misy tsy tiko hatao any dago fa sao lasa tromatisan ho an-janako ... tohiny
novalian'i ni81 ny 30/01/2009 14:24
xxx ( 26/01/2009 14:48)
May Magro Fianara, Sava, Antsirabe...Vaky ny fonja Antanimor
Vaovao farany : Mirehitra ny tanàna, tiko Antsirabe, Tamatave, ahiana hirehitra ny Port....Magro Fianara, Sava, Mbs Fianara...., Vaky ny fonjan'Ambatolampy, Antanimora, Ambalatavoahangy, Tsiafahy....... tohiny
novalian'i deric ny 27/01/2009 07:40
Noue ( 26/01/2009 14:40)
Magro akorondrano, TVM, RNM
zany hono eee! efa tafakatra any Ivato ny mpilahatra zao dia may ny TVM,RNM, MAGRO akorondrano ???... tohiny
novalian'i vale ny 26/01/2009 18:29
kidoropamba ( 26/01/2009 13:08)
Tsiambaratelo ny an'i be tahotra! MAY NY TANàna e
Aza matahotra fa minoa fotsiny ihany e. May aloha ny tanàna ato satria leon'ny laingan-dry jentilisa ny vahoaka. Tandremo ra-jentilisa fa mihobahoba be ny raharaha ato ka aza dia misehoseho loatra ... tohiny
novalian'i vale ny 26/01/2009 19:14
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.7378