Tsy maintsy zao foana ve???

1. sivisma ( 26/01/2009 20:18)
Mampalahelo fa dia ny bandin'ny tanana ndray no hifafa ny kihony @ fitadiavana vary,menaka,siramamy,lasantsy,....
Fa izy ity ve tsy azo régler-na any ambadika any e!Ny mpitondra raha teo koa moa dia "complexé" lalandava ka dia tsy hilefitra mihitsy.Tsy mahagaga fa olona efa nidoboka kay t@ 1988 fa nafenina ny dossier.
Ny tgv ndray dia mangetaheta sôsy sy pouvoir ka alefa ndray aloha ny besandry ny nanatà hamonon-tena @ 10 000 ar angamb!!!
Maninona nefa raha mividy fitaovam-piadiana dia samy manakarama miaramila e: ny vola lany teny ambohijatovo sy ny ambadika ve zao tsy efa afaka nanakarama merc koa???Dia avy eo mba mifampititra any an-tranony any e!
Amin'izay ny vahoaka sy ny fahantrany mba tsy voakitika tsony!!
Ny tsy tantiko dia lé maheno hoe :sivily maty,fairano ny vahoaka,.... :evil:
novalian'i sivisma ny 27/01/2009 12:29
2. Noue ( 26/01/2009 20:22)
sivisma:

Maninona nefa raha mividy fitaovam-piadiana dia samy manakarama miaramila e: ny vola lany teny ambohijatovo sy ny ambadika ve zao tsy efa afaka nanakarama merc koa???Dia avy eo mba mifampititra any an-tranony any e!
Amin'izay ny vahoaka sy ny fahantrany mba tsy voakitika tsony!!
Ny tsy tantiko dia lé maheno hoe :sivily maty,fairano ny vahoaka,.... :evil:
dia hitondra inona nefa zany avy eo eee ????


3. sivisma ( 26/01/2009 20:28)
ka tsy tokony hikorontana na koa hampiasa vahoaka mahantra hoatr'izao : hita fa adala ny mpitondra ary koa tia tena jiaby ny mpanao pôlitika malagasy.
4. tolipy ( 26/01/2009 20:31)
mazava hevitrao fa nawak tsy azoko, fa mba inona propositionao? any andafy ianao io sa any dago? acteur foana isika h@ izao, averiko @ hevitro antson'ny fo tadidinao, zavatra mitovy foana, fanonganampanjakana, ady jereo anie dans 5 ans dia ahongana indray ny eo, tsy mivoatra isika, be moral aho fa aoka izay, action no hatao,
5. boubounezy ( 26/01/2009 21:39)
za alou ny fanatro d wé enga anie tsy hiverna tsotry ny 1991.
6. sivisma ( 26/01/2009 21:42)
Action inona.Ny tanindrazana aza tsy tiana akory ve dia mba action inona.Tsy horonan-tsary lalaovina nge izy 'ty ka dia hoe action ndray zao dia iny ndray e!
Firenena Madagasikara = VAHOAKA.
Tsy azo atao sorona isan'andro zao.Io ihany ange ny sytème nanonganana hatram'izay e, dia nahatonga ny firenena hatraiza anefa???
Raha samy be vola ho'a izay dia aleo izy no mifamono any f'aza ny malagasy tsy mana-tsiny mihitsy no alefa ery aloha ery na koa asaina miandry ny orinasan'ny mpitondra voky hatrany @ tendany
7. xxx ( 26/01/2009 23:55)
Ingahy Ratsiraka no anisan\'ny nahatonga izao zavatra izao .Raha tadidinareo ny fihetsehana nataony t@ fambolena hazo teny @ manodidina an\'antananarivo nampanaoviny ny arema ,ka nangalarany ny tanindrazan\'olona dia isany nitarika an-dravalo hanao izany koa ,@ izao fotoana izao.Misy zavatra ifanarahan\'ireo mpanao politika malagasy mpitondra hatr@ andron\'i Tsiranana ka hatr@ izao fotoana izao, @ ireo firenena manao investissement any Mada,izay ho kilasiana ho affaire d\'etat no mahatonga izao olana izao , dia ny @ exploitation domaniale et territoriale izany ,zavatra iray nampitondra takaitra ho an\' ny mpamboly maro an\'isa tao Mada izy ity satria dia ampahany ngeza no lasan\'ny fanjakana ny lovan-drazanan\'izy ireny .Nihetsika ny mponina teny ambanivohitra t@ izany fotoana izany ,nefa dia nandefasana miaramila ary naiditra amponja ny ankamaroan\' ny vantan-dehilahy.Navoakany ny didim-pitsarana hoe\" izay mamboly ny tany no tompony\" , ary t@ izany koa no nananganan\'\'i Celine Ratsiraka ilay \"mouvement doutché \" fikambanana nifototra t@ fitsinjarana ny tany jarian\'ny mpamboly ,fomba fizaran-tany any korea mantsy io firehan-kevitra io,Ary mino marimarina aho fa ny Daewoo dia isan\'ny actionnaire ao anatin\'izany fikambanana izany @ izao fotoana izao .Ny t@ andron\'i philibert tsiranana moa dia tsy ho tantaraina amintsika intsony angamba ny zava-niseho tany Sakay ,t@ plantation créole izay nataon\'ny vazaha .Dia miditra indray ity ny ataon-dravalo .Bref , pour résumer le tout dia izao angamba no tsara ho fantarintsika malagasy ivelany sy ny any an-tanindrazana ,Raha tena tia ny tanindrazana dia ampio aloha ny mpiray tanindrazana aminao ,izay ianao vao afaka manampy ny olon-kafa .Tsy ny politikan\'ny fanaratsiana ny malagasy velively no ahazoan\'ireo vahiny tombotsoa any Mada fa ny fiaraha- misalahy tanteraka @ mponina @ lafin\'ny fifaneraserana voalohany indrindra ,dia manaraka izany ny fifanankalozana hevitra momba ny lalàna iraisam-pirenena, fahatelon\'izany ny faneken\'ireo vahiny ny hanonitra izany fanaratsiana sy fanakorontanana miolaka ampiharin-dry zareo izany ao Mada @ alalan\'ny politiques culturelles et économiques izay hita fa nampiharina any @ ireo firenena voazanaka t@ voalohan\'ny taon-jato 19 ,ka hatramin\'izao fotoana izao ,ka nitondrana ny mangidy tokoa.Tsy ho sambatra velively I Mada raha hoe tsy mba manampy ny olona mosarena any an-tanin\'olonkafa any .Fifanampiana lavitr\'ezaka no tsy maintsy hiaraha-monina eto @ ity tany ity ,raha tsy izany dia angamba ho ady lehibe faha 3 indray no hiseho.Dia hoy aho hoe ; raha mpanao politika ianao dia mahaiza mandanjalanja ny ho vokatry ny teninao sy izay hosoratanao ao anatin\'ny fifanarahana hanaovanao sonia @ ireo soi disant mpamatsy vola sy banky iraisam-pirenena,ary indrindra ireo milaza azy ho firenena mandroso eran\'izao tontolo izao Dia mino sy mahatoky aho fa hiova ny fitantanana ny andrim-panjakana fototra.
8. sivisma ( 27/01/2009 12:29)
Misaotra xxx.

Mifanampy hoy ianao?? Ilay fitiavan-tanindrazana ho an'ny tsirariray aza tsy masaka,rehefa tsy misy ny fitiavana dia tsy hita tabilao io fifanampiana io.Raha ianoa izao no manontany olona ey an-dalambe hoe ndao maba hifanampy e? hoy izy angamb "dia ahoana anefa,misy $ miditra amiko ve?"
C'est même l'ignorance de la valeur d'une nation qui est notre principal facteur de blocage.Et l'exemple vient d'en haut.A mon avis, il faudra réinstaurer l'instruction civique dès la classe primaire jusqu'en terminale.Le développement est dans la base,Ravalo le sait mais je pense que "les aléas de la haute politique ne lui a pas permis de le faire".
En tout cas,une personne issue du secteur privé comme Rvalo ou Tgv ne feront jamais l'affaire : moi je pense plutôt à une personnalité d'instituteur ou de militaire.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0774