2 MATY TANY @ MBS 10 TANY @ MAGRO TANJOMBATO

1. tsinjo ( 26/01/2009 16:10)
MARINA VE IREO FATY IREO ILAY FOLO ALOHA TOA OE VOAHITSAKA NO NAHAFATY AZY
novalian'i tolipy ny 26/01/2009 21:50
2. Annie2006 ( 26/01/2009 16:22)
MIALA RAVALOMANANA!
3. andrywui ( 26/01/2009 16:34)
EFA FANTATRA OA FA TSY MAINTSY HANAO SORONA OLONA AMIN'NY RA MANDRIAKA NDRAY ZAO RA8 IO!! DE TOKONY FA NATAONY !! DE OLONA LIANDRA MIHITSY LE RANGAH IO KA ! TENA MAHAFOY AINA KA
4. naughtyboy ( 26/01/2009 16:52)
2 no maty ary polisy mpitandro ny filaminana izy ireo niezaka namerina ny filaminana,communiqué avy @ presse internationale avy ao la Reunion ....
izany rehetra izany nefa dia tsy tonga raha nanokatra ny sofiny sy namela ny dinidinika ambony latabatra @ mahafiloha (tiko)azy le8,fifanakalozankevitra no tadiaviny ireto vahoaka(zaza iharany tsy rariny)dia ho daroka sy vono santria ve no valinteny na koa gadra ,tssssss... na i deba aza tsy tafavoaka t@ izany nefa" fin stratège" raha oharina @ le8 ka ho voany heviny izy fa dia miheritereta dieny izao nareo niray petsapetsa taminy ireo fa tsy omby anareo rehetra nge i R force 1 eeeee...
5. sitlo ( 26/01/2009 17:23)
Aiza koa dia hoe ilay namono indray no miteny hoe tsy maty iny raha nanao an'izao ilay tsy namono. Mba lojika letsy e

Fanampiny, efa niantso an'i TGV nge ra8 fa i TGV mihitsy no tsy namaly eh. Ny tadiavin'i TGV dia ny handrodana ny fanjakana ihany coute que coute.
6. randria67 ( 26/01/2009 17:37)
Miantso ny raiamandreny rehetra mety ho elanelam-panahy ny tenanay, satria amintsika Malagasy dia aleo very tsikalakalam-bola toa izay very tsikalakalam-pihavanana . Aoka ny hambo-po halefitra ary haneho fa tiantsika ity tanindrazana ity, tsy vaha -olana intsony ny gidragidra amin'izao fotoana izao fa ny fiaraha-midinika no zava-dehibe . Aoka ny teny tsy voahevitra hajanona fa ny tombotsoan'ny firenena no jerena . Ary aoka isika vahoaka tsy hanararaotra .
Mangataka ny Pôlisy, zandary ary tafika hitandro nyt filaminam-bahoaka ankilany ary mangataka ny TENA ANDRIAMASO hitandro ihany koa ny filaminana ka hampiato ireo fandrobana sy fanakorontanana ataon'ny olona sasany .
JEREO NY AMPITSO FA AZA TAITRA NY ANDROANY ; Misaotra e!
7. Andribe ( 26/01/2009 18:13)
Zany tena hoe maty amin a pas :-D :-D :-D matimaty @ tsy hinanankanina
8. naughtyboy ( 26/01/2009 19:04)
tsy azoko koa ity lojika 1 ity less sitlo a
Aiza koa dia hoe ilay namono indray no miteny hoe tsy maty iny raha nanao an'izao ilay tsy namono. Mba lojika letsy e
ela no niteny an'io sa eritreritr'ela io sa iza no niteny an'io azavao fa maizina e
9. tolipy ( 26/01/2009 19:40)
tena vahaolana ve rizareo ny ady antrano. ninoninona tsy fitoviankevitra? diviser pour mieux regner. Ambadikizao firenena matanjaka aty eropa. Jereo investiture obama, mifanoroka ny president las sy ny vaovao. tany tokony efa hivoatra efa ela. dia potika indray. jereo chine, jereo inde, tsika anefa manana harena be, olona manam-pahaizana maro dia ady foana, samy manana ny heviny foana, mba jereo ireo vahoaka, dans 5 ans dia andry rajoelina, sa ratsiraka indray no haongana, cycle infernal , ary tsy solution, tsy momba nizaniza aho fa raha mba afaka manome hevitra dia mba jereo ny ho avy ity firenentsika ity. tsisy olona parfait, malagasy tsy ao anatiny groupe afrikana biby rehefa miady fa mbola olona misaina. inona no azontsika gasy aty ampita azo atao? mijery vanaka fotsiny, nefa havana marobe miorooro any. mba aoka hifamilaza vaovao marina. dia misaotra anao namaky ahy. :cry:
10. sivisma ( 26/01/2009 20:26)
Izao aloha dia manozona an'ireo ankilafony roa ireo fa dia "trop" loatra ny fitadiavana toerana sy fitadiavam'bola.Takoan tanteraka angamb ny mason-dry zareo @ fijaliana ny vahoaka.Jereo tsara zao fa dia mbola olon'ireo ndray no hanao risoriso ny vary,menaka,
Mampitomany sy mapahonena e!Hivaly @ izay mpampijaly vahoaka foana ny ratsy sy ny fitiavan-tena : enga anie ka tsy hilamina mandrakizay ny fiainanareo ry Tiko,Tgv,sy ny mpanao pôlitika rehetra ,hivaly @ vady aman-janakareo sy ny taranakareo ny fahorian'ny malagasy mahantra .
11. mpihira ( 26/01/2009 20:37)
Mahagaga ilay olona pro ravalo, ireo olona maty notifiran'ny miaramila sy mercenerandravalo, dia lazaina hoe tsy maty izy raha tsy naneha tany, izany no tadiaviny.

Inona izany no mahasamy hafa ny olona notifirindratsiraka teny iavoloha t@ 1991 ? Mitovy tanteraka ravalo sy ratsiraka, samy namono olona izay tonga nanatona ny zone sensible.
12. mia ( 26/01/2009 20:49)
sivisma:

Izao aloha dia manozona an'ireo ankilafony roa ireo fa dia "trop" loatra ny fitadiavana toerana sy fitadiavam'bola.Takoan tanteraka angamb ny mason-dry zareo @ fijaliana ny vahoaka.Jereo tsara zao fa dia mbola olon'ireo ndray no hanao risoriso ny vary,menaka,
Mampitomany sy mapahonena e!Hivaly @ izay mpampijaly vahoaka foana ny ratsy sy ny fitiavan-tena : enga anie ka tsy hilamina mandrakizay ny fiainanareo ry Tiko,Tgv,sy ny mpanao pôlitika rehetra ,hivaly @ vady aman-janakareo sy ny taranakareo ny fahorian'ny malagasy mahantra .




Aza manozona ry sivisma fa tsy comportement civilisé anie izany e :-D, mivavaha ho an'izay manao ratsy!!tsy anjarantsika ny famaliana sady mandalo ny eto, ny marina mbola hipotra foana fa enga anie mba hilamina ny any dago dia hiadana ny ambanilanitra!!

13. felanawil ( 26/01/2009 20:58)
ndao ary ira mivavaka doly e
14. xxx ( 26/01/2009 21:37)
Fanampiny, efa niantso an'i TGV nge ra8 fa i TGV mihitsy no tsy namaly eh. Ny tadiavin'i TGV dia ny handrodana ny fanjakana ihany coute que coute.


Raha Ra8 nahay diplomatie, mazava hoazy fa tsy nisy faty olona zany teto. Vao omaly T@ 17h angamaba iny anié iz no niteny hoe "hanome baiko aho ry praiministra..." talohan'zany tsy mbola nisy faty olona izany... fa mbola manao antso avo @ fanjakana aza ny vahoaka mba hiala am-panajana @io toerana izay tsy mendrika azy io.
Ny tena fahendrena dia izao, tsy zaho namorona fa ny razambe taloha tany efa niteny: "Velezo ny vy dieny mbola mamay". Ny an'ny fitondrana, efa mahita tanàna mikorontana vao taitaitra eo. T@ fotoana nilavana ny fandaminana taminy iz tsy avy, zao ndray vao haninona...
MIALA RAVALO!
Zahay tsy mivaky loha am zay tonga eo fa raha masahy mamadika koa izy dia miverina aminy zao tranga zao
15. tolipy ( 26/01/2009 21:50)
mba mangataka diplomatie @nao xxx, raha mba ekenao, haoka tsy hitarika olona hiady, velezina vy dia mafana, mba diniho zay resahinao, olona maro no mamaky anao! asaivo miala daholo na ra8 na tgv, olonkafa jerena angamba, iza no mba azo jerena ao! mamofona daholo! mafy ny mieritreritra ireo havana, namana, miorooro, handeha vehivavy indray hasaina hitondra? hirotsaka ahy ve? tsy mpanao politika aho, tsisy fofona politika, tsissy firenena mpanaraka ahy? tiens bonne idée! indrindra manana hevitra maro aho, iza no anaraka ahy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0656