Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
ZoGasy
(
26/01/2009 13:03)
Nivoaka ny Tsiambaratelo....
Avy@: Zo Raharizafisoa
-----------------------------------------------------------------------------------------------------------
Ny « LOJIKAN’NY FIFANDONANA » tetikadin’i Andry Rajoelina mia...
tohiny
novalian'i mia ny 26/01/2009 22:39
kidoropamba
(
26/01/2009 12:32)
May é: MBS, TVM, RNM, Mox sy ny racisma
Aiza nareo e. May ny tanàna ato. Mitady hery ravalo ka dia io nomenay ny tena herinay vahoaka.
Potehina ny halatra rehetra nataondravalo.
Hitondra ho aiza moa ity ravalo ity raha ny hatezeram-bah...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 15:59
Herivola
(
26/01/2009 12:29)
ka ts aleo ve ravalo e!!!!
DEMÖKRSIA AôNé!!!
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!
'zay mitonj rets eo ne ts main...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 14:44
xxx
(
26/01/2009 12:27)
nenay ravalo fôna e!
DEMÖKRSIA AôNé!!!
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!
'zay mitonj rets eo ne ts main...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 13:27
mamaybe
(
26/01/2009 12:23)
Ravalo iany ny an'ny malagasy e!!!
DEMÖKRSIA AôNé!!!
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!
'zay mitonj rets eo ne ts main...
tohiny
diamondra27
(
26/01/2009 12:15)
hoy ny yahoo momban'ny andry tgv sy ra8
... ka sao dia misy mivaona indray ny resaka fa mangataka fanazavana sy vaovao amin'izay any an-toerana raha azo atao.
http://fr.news.yahoo.com/2/20090126/twl-madagascar-la-contestation-menee-par-4bd...
tohiny
novalian'i ratsimita ny 30/06/2009 08:00
lemenakely
(
26/01/2009 11:47)
Ho lasa lavitra ity resaka ity raha izao no mitohy....
Ho lasa lavitra dia lavitra ity resaka tsy fifankahazoana misy eo @ ingahy RAVALO sy ANDRY RAJOELINA ity raha izao no mitohy ,toa lasa réglement de compte ilay izy ary miafàra @ fanimbàna isankaraz...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 26/01/2009 20:00
ketrikabe
(
26/01/2009 11:44)
tsik ts miala am RA8 ry Malagasy ô!
DEMÖKRSIA AôNé!!!
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!
'zay mitonj rets eo ne ts main...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 12:42
rijadolly
(
26/01/2009 11:37)
VAVAKA
Andriamanitra ô!Aza ilaozanao ny Firenenay.Mifona ny fahotana efa vitanay izahay.Amen :cry: :cry: ...
tohiny
novalian'i aikon ny 21/02/2009 07:51
andrywui
(
26/01/2009 11:36)
MIHANTSY ADY S MANIMBA ZAVTR N TIM FA MITANDREM RY MALAGASY
AKAIKY NY FARANY FA MANANA HERIMPO FARAMPARANY RY VAHOAKA MALAGASY REHETRA!!! antomotra ity ny tsotsorimamba hisarahana ka manao ze fika rehetra handotoana ny Tolompahafahana ...
tohiny
novalian'i DMX ny 27/01/2009 07:22
Herivola
(
26/01/2009 11:13)
tsik aoua ts miala zany!!!
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
[u][i]DEMÖKRSIA AôNé!!![/i][/u]
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na mat...
tohiny
novalian'i andrywui ny 26/01/2009 12:03
OoRakotooO
(
26/01/2009 11:07)
Mila arofanina maharitra tsy azo hovaina
Profo izao fa zay ray tonga eo dia hanivaka anapatra fahefana daholo. Ary tsy ivalan'izany io TGV tropikal vaovao io, fa Ra8 bis io raha tonga eo. Noho izany dia tsy maintsy mametraka rafitra tsy misy...
tohiny
novalian'i OoRakotooO ny 26/01/2009 16:33
Herivola
(
26/01/2009 10:40)
zany ra mbô hamaky e!
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
[u][i]DEMÖKRSIA AôNé!!![/i][/u]
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na mat...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/02/2009 12:43
Herivola
(
26/01/2009 10:06)
zay ts miala am Ravalo e!
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
[u][i]DEMÖKRSIA AôNé!!![/i][/u]
Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn\'izy ty e!
tô mamartr dôl na ma...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 26/01/2009 11:54
penguin
(
26/01/2009 10:04)
Mis mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana?
Dia mifalia fa nahafaty baolina nareo zany. Misy mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana vé izany ? Tsy mila manangana foto-drafitr'asa fa izay no mampandroso an ?...
tohiny
novalian'i penguin ny 27/01/2009 07:30
andrywui
(
26/01/2009 09:38)
mandat d'arrets ho an'ny TGV sy ny Leader rehetra !!!!!!
efa mande amzao ny fanakatsakanana sy fomba rehetra (fika antitra) mitady hanapahana ny lohan'ity Tolona ity !! toy ny fitadiavana hisambotra(toy ny fanaony) ireo leader sy ze nandray anjara fitenenen...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/01/2009 14:05
Koloaina
(
26/01/2009 09:24)
tononkira
mangataka ny tonon-kiran'i Mahaleo Tena Fitia . Izay mba manana fa mba mahafinaritra izy iny koa....
tohiny
tantara
(
26/01/2009 09:20)
FIHAVANANA
ANTSO AVO !
Raha mba azo atao re raiolona aoka hanohy ny greve sy ny fitakiana fa tsy hanimba fananana sy handroba ary handrava ny efa vita, tazony ny endriky ny tanana efa mba nihatsara ary aza azon...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:25
rafangotsohana
(
26/01/2009 08:48)
fredy ranoa
miaraba anareo reetra!
Sao de mba misy mahay ny tonon'ilay hiran'i Fredy Ranoa? Tsy haiko ny titre fa ny tonony dia misy hoe :
"Ilay safidy mandramaty re"
"... ka moa tsy izany ve!"
"Eny tokoa, ek...
tohiny
novalian'i rafangotsohana ny 30/01/2009 05:32
bounany
(
26/01/2009 08:30)
NY VEHIVAVY VIERGE
Salut daôly e!
Mba misy fanontaniana ty e! Aôna kay no ahafatarana fa vierge ny sipa iray raha jerana @ fiseho ivelany fontsiny? Fantatra @ endrika, bika sy fihetsika ve zany sa? Misy kôfa boay sa...
tohiny
novalian'i NADEGE ny 23/12/2017 08:08
