tsik aoua ts miala zany!!!

1. Herivola ( 26/01/2009 11:13)
ty ny tononkalo nôrmB raha hamaky nareo e! zay mitonj ny lohateny oe:
DEMÖKRSIA AôNé!!!

Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!

'zay mitonj rets eo ne ts maints mis kiann e!
Fa nenay Ravalo az mba sembatsembann
Ny fampandrosoana zao ntena imasoan injinj
fa reef ts levon' vavoninareo zany, any ivelany mifinj

Ny mpomban'ny filoha mba isao ny vahoaka
dé isao nénareo, zé kely mitsôk e!
Fa zahay na harats, na ho faty na hivaha
ny tanjonay vahôk tsots iany, ts maints maty elah sy VIVA

zé kely ts mety atao no mba idradradradràna
ka aodina ny saim-baôka dé oe hanongam_panjakana
Ambohijatov n mba feno oul ka oe manana fàéfàna
fa ts mba jerena nen'oul, feno dôl ntanàna

Efa nolazainy sy efa nambarany
Ka manôva iàny fa d ahalala nénarany
efa nampitandrin izy sad ef nofeperany
ts aleo v ajanona mba ts hanaparany ny atezerany e!

Fa tô anarana fotsny lé oe Ben'ny tanàna
ka tsita zé fampandrosoana, fa tô be prôgrama
Ka reefa ts hanao zavats sy ts te hanara-dalàna
d aleo Samoela no iteny az oe:"miala tany fa SANÄNA e!"

Eny e, nenay mety marenina, f'enao Ra-Andry TGV ts ampy kely
am maha mtapy anao ry zandrikely d manan-tsaina afa tsy hamely
Sa ve sambany vô mba hanao pôlitik fa naaz toerana ambonimbony
sad amporisihan'ireto dynôzôro mvika, d oe "ndao hikomy, ndao hikomy!"


SA D TENA TS MBA AZONAO AN-TSAINA MINTS ANGAMBA
FA TS AAVITA NININN MINTS NE RA MIARA MIASA NY TS AMPY KELY SY NY JAMBA E!!!!!!!
bandy mrev ny fitonjan io ôôô^!
R. N. Herivola
novalian'i andrywui ny 26/01/2009 12:03
2. xxx ( 26/01/2009 11:19)
ny mpams ato mihirahira nef ny patron ats vizana anovan' pokna angaledona be !! de mbol mandih ambon fasana sad mihira no mitehak de manao silipy fotrn mibolidanabe iany ry herisanana
3. penguin ( 26/01/2009 11:48)
Elah aza mbola miafina xxx ihany nefa milaza mandresy. Tongava ny sesi-tany fa vita ny ketsa ary é.
4. ketrikabe ( 26/01/2009 11:49)
elah xxx miteny io mits ntena Sanàna miaraka am patrônlisany!
sad ts mis idiran'ny vetaveta saina kou aty ntena marna , tsis idiran'ny lesbienne io e!!!
5. ketrikabe ( 26/01/2009 11:55)
fa elisany mants ts toung saina mits oue ts miala am ravalo ne ny lohateny esty ambonin'ny zvtra soratanlisany! noho zany samy mpombandravalo ihany ne e!!!
6. andrywui ( 26/01/2009 12:03)
IZA NO MPOMBA ANRA8 ??? HANANATRA ANLAISANY NO AHATONGAVAKO ETO KO SAMY POMBA AHOANA KLE!! EFA RESAKA TSIPAKY NY MIALA AINA TY FA TSY ADY TSONY RY LERONY A! ANDRO SISA ISAINA DE MIAINGA IO! FA NAREO REO KO AZA MAMORIN DAINGA FA VAHOAKA MALAGASY AMANAPITRISANY ANE NO MAMAKY ANITY FORUM TY E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0515