MIHANTSY ADY S MANIMBA ZAVTR N TIM FA MITANDREM RY MALAGASY

1. andrywui ( 26/01/2009 11:36)
AKAIKY NY FARANY FA MANANA HERIMPO FARAMPARANY RY VAHOAKA MALAGASY REHETRA!!! antomotra ity ny tsotsorimamba hisarahana ka manao ze fika rehetra handotoana ny Tolompahafahana
novalian'i DMX ny 27/01/2009 07:22
2. andrywui ( 26/01/2009 11:40)
TSY MAINTSY FARANANA ZE EFA NATOMBOKA FA RA TSY ZAY DE HIFOTERAN'NY RAMBONY ETO NY MPONIN'ANTANANARIVO REHETRA !! KA ATAOVY SANATRIA MIHITSY NY OE TSY AFAKA TEO NDRAY I RA8 ,FA TSY ANKIFIDY TSONY IZY AVY EO HANAFAY NY MPONIN'ANTANANANRIVO FA MIARA-FESONA ETO ISIKA ! KA TSY MAINTSY VOAALA TEO I RA8 RA MBOLA TE HILAMINA RY ANTANANARIVO
3. penguin ( 26/01/2009 11:43)
Rehefa avy manimba dia mitady hevitra hanadiovan-tena satria tsy maintsy hanamboatra sy hitarika ny olona hiasa sy hilofo ihany ao aoriana an ? Ny mandrankizay tokoa tsisy ary tena ekena saingy samy mifaly amin'ny soa vitany ny tsirairay.
4. mmmhh ( 26/01/2009 11:43)
Fa nahoana no faramparany e?
5. mmmhh ( 26/01/2009 11:47)
Rehefa avy manimba dia mitady hevitra hanadiovan-tena satria tsy maintsy hanamboatra sy hitarika ny olona hiasa sy hilofo ihany ao aoriana an ?

Nga izy manadio tena zany fa mandoto ny hafa foana ny hainy, aminy madio foana izy, ny hafa no hosorampotaka anjaran'le voaloto no manadio ny azy, na izany na tsy izany tsy adala ihany no tsy hahafantra hoe i Ranona no nandoto an'ty na i Ranona, ny oul efa mitapina ny masony no tsy mahafantatra an'zany na mody tsy mahafantatra an'zany
6. andrywui ( 26/01/2009 11:48)
O RY PENGUIN fika efa niainana teto io fanimbanjavatra ataon'ny fanjakan io fa tsy vao izao !! miaramila farafahakeliny 20lahy ve de ho vaky ao amin'ny RNM io de ny MBS surtt efa fantany fa tsy milamina ny tny !!an an an mba fika hafa ndray no tokony hatao fa izay efa mahazatra ny olona
7. xxx ( 26/01/2009 11:55)
F'hita koa rah tsy sary sikotra ireo miaramila ireo koa hamela fotsiny an'ireo oul hanimba zavatra,
8. penguin ( 26/01/2009 11:57)
Na handeha rahariva aza ny maha-tany tsy milamina an'i Madagasikara ka haka ny fitondrana ny miaramila na hisy ny tetezamita ho hita eo raha mahazo vahana ny mahantra atao fitaovana.
9. andrywui ( 26/01/2009 12:07)
TSY MAHANTRA AHAZO VAHANA NO TENA TANJONA FA NY MBA SITRANY AHAY TSY MIJALY AMIN FILANA VOALOHANY AMIN'NY OLOMBELONA NY MALAGASY DE SAKAFO ARA DALANA SY AMPY HO AN'NY TSIRAIRAY
10. eh ( 26/01/2009 12:41)
INDRISY MAHONENA NY FAHITAKO ANAO RY MPANAO ITY SUJET ITY!!! FA MIHEVITRA ENAO FA TSY HO TSARAIN'NY TANTARA AMIN'IZAO ATAONAO IZAO? MANOSOPOTAKA FOTSINY KANEFA HITA FA IANAREO TGVISTE NO MANAO IZAO FANAKORONTANANA IZAO???? INDRISY !!!! INDRISY!!! TENA VERY TOKOA IZAHAY MALAGASY RAHA TOA ANAO DAHOLO NY OLONA ETO!!! KANEFA DIA FANTARO ARY TSAROVY FA TSY MAINTSY HO AFAKA AMIN'IREO MPANJANATANY IZAHAY NDREMATOA!! MODY HOE SAKAFO SY MIADY AMIN'NY FAHANTRANA EO KANEFA TENA MANAMPY NY MPANJANAKA !!!!!!!
11. tsiafoi1 ( 26/01/2009 13:37)
Nampangain'ny tenin'ny tao @'ny TV PLUS i TGV :

Niantso ny vahoaka ho tony ingahirainy satria toa te hiseho ho ondry fotsy madio sy tsy tompon'andraikitra. Kinanjo taorian'io ihany de niantso ny vahoaka indray ho tonga eny @'ny 13mai rahampitso, mba hanotrona ny fatin'ireo namana TGV, voatifitra fa tonga nanafika sy nandoro ny MBS teny Anosipatrana... Aiza re izany e! Kay ve hiaiky ampahibemaso toy ireny fa mpandroba e!

Ianao mihitsy ry TGV mpamita-bahoaka no tokony hosamborina nohon'ny fatin'ireo olona natosikao ho sorona ireo
12. patrick2002 ( 26/01/2009 14:11)
fa iza no miteny aminareo fa ny mpanohana ny TGV no manimba zavatra sy mihantsy ady eh!
Tsy efa hatry ny ela no voalaza fa manarama olona 75 000 fmg par tete ny TIM hanakorontana ,
Tsy efa fantatra hatry ny ela ve ny fahaizany Patrick Ramiaramanana manakorotana fihetseham-bahoaka sahala amin'izao ,korotanina ny tolona amin'izay misy hamoahana tank sy hanaovana ra mandriaka.
13. tsiafoi1 ( 26/01/2009 15:01)
Aleo tsy diovina fa mazava ny tenin'i TGV tao @'ny TVPLUS e, efa voa enregistré anie ireny e... Tompon'andraikitra feno @'ny fatin'ny olona sy ny korontana eto @'ny tànana ingahy TGV
14. patrick2002 ( 26/01/2009 19:57)
Marc Ravalomanana no tompon'antoka nanarama mercenaire zoulou sud africain hamotika ny emmeteur ny radio viva.
15. felanawil ( 26/01/2009 20:53)
ko ratsy fikana fatin'alika n'ny arema ko anakarama olona anakorontana
fikan'ilay ranga jamba nanatsobolo lasa nitsoaka iny zany
16. DMX ( 27/01/2009 07:22)
tsy efa niteny anareo ve za we , manenina @ zavatra nataony le TGV-ndoza nareo io e, namporisihan'ny DINOSORE de avy tokoa le tsisy saina de nanao , de zany hono no olona mba hitondra an'i MADAGASIKARA ? OLONA 40000 alina ary tsy voafihiny ko maika fa 18 000 000 , tsy ho lasa fanjakan'ny baroho i MADA , de mbola misy sahy milaza ihany we ny TIM no mandroba ny magazay eto TANA , sao de mba mitampina TAIN'OMBY ARY NY MASONAREO
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0725