Mis mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana?
1. penguin
(
26/01/2009 10:04)
Dia mifalia fa nahafaty baolina nareo zany. Misy mirehitra ny RNM sy MBS ka hotapahana ndray ny tetezana vé izany ? Tsy mila manangana foto-drafitr'asa fa izay no mampandroso an ?
novalian'i penguin ny 27/01/2009 07:30
2. andrywui
(
26/01/2009 10:16)
HA HA HA FIKA ANTITRA BE ZANY MODY MANDORO ANZAO SY ZAO ZANY E!!
EFA FIKA MALOTO HATRAMIN'NY TALOHA ZANY FA POINT STRATEZIK OTRANREN FARAFAHAKELINY MIARAMILA 30 LAHY NO EO ! DE IZA NO HIDI KIZO HANDORO AN'IO EO !!! FA RY LE MPANAO KOSITARA LAVA TANANA AO REO IHANY NO NAHAVANON DOZA TAO (misaina ane ny vahoaka e)
----MITADIAVA FIKA HAFA NDRAY-----

3. tsiafoi1
(
26/01/2009 10:17)
De tonga t@'ny tenin'i Deba fony izy niala ny fitondrana ity we : "Raha tsy izaho no lany eo de tsy hilamina ny tanana"
Miala any indray ny mpanapoka tetezana sy ny mpandrava efa...
Sambory nama fa manimba ny tànana a!
Miala any indray ny mpanapoka tetezana sy ny mpandrava efa...
Sambory nama fa manimba ny tànana a!
4. tsoraka
(
26/01/2009 10:18)
Azo tamin'ny sangany iny fa valio amin'ny kapo-batana ilay tena mandetika fantsy izy ary.
5. penguin
(
26/01/2009 10:22)
Olona nirohotra avy eny amin'ny 13 Mai no mandoro azy ireo ry leitia an. Mitondra loko volon-oranjy ary nizarazara fa tsisy tompon'andraikitra hanimba ny asany eo akory.
6. xxx
(
26/01/2009 10:23)
tsyafoi, penguin !!! kobo zany ny fikanareo fa nareo ihany zany kay no nandoro anle MBS sy RNM !! zao ny fika kobo ny fananana may !! ndana miainga ery fa tsisy azo amzany eo fa efa mailo ny vahoaka Malagasy ee! FIKA NTAOLO
7. penguin
(
26/01/2009 10:28)
Rehefa vizana miala ihany ny farany ry leitia. Mbola mitohy ny baolina ka dia ho hita eto aloha.
8. andrywui
(
26/01/2009 10:31)
anga tomponandraikitra hanimba ny asany zany ry le donto fa baiko avy any amin-radravalo sy ny PM mihitsy oe doroy ny Rnm, sy ny Mbs !! FIKA NTAOLO BE ZANY OA !! filma efa goaka mihitsy
9. Manasse
(
26/01/2009 10:42)
Tsotra fotsiny e.Simbaina ny fananamb`hoaka de avy eo terena handoa haba indray ny vahoaka hanoloana azy.sady ilay lohany tsy miova mintsy.Any andro, any volana, Hihomehy aho satria hanao lavalina eny Tsiafahy enao ry Zandry kely.inty aho eto.Tsy mandatsa aho fa vakiako fotsiny ny fihetsikao de fantatro ny ao an-dohanao.Ny fitarihanao olona hanimba ireo zavatra rehetra ireo ve no solon`ny TV nao nohidiana????? Tsy lalanan`ny LIVE akory eto DAGO ka mila salegy de alefa, mila BONEY M de hanafarana fa ny lalana no manjaka, sa tsy mahita projet hatao eto TANA tsony ka simbaina aloha dia avy eo amboarina indray.
MBA SAINTSAINO IHANY E>TSY VOLANAO IRERY ANIE NO NANAOVANA IRENY E
Miala tsiny fa kay tsy ato i TGV..........................G U L P!!!!!!!!.....................
MBA SAINTSAINO IHANY E>TSY VOLANAO IRERY ANIE NO NANAOVANA IRENY E
Miala tsiny fa kay tsy ato i TGV..........................G U L P!!!!!!!!.....................
10. andrywui
(
26/01/2009 10:47)
NA ATO IZY NA TSY ATO RY DONTO MISY SOLOTENA ATO A!!
EFA MILAZA AMINLA AHO SA MITAPINA NY MASO?? FA FIKA ANTITRA FANIMBAN-JAVATRA FOTSINY IO MODY FANDORANA NY RNM SY MBS IO ! FA RY LAVA TANANA IANY NO NANAO AZY (FAMONOANA AFO) AZO !!!!!!!
EFA MILAZA AMINLA AHO SA MITAPINA NY MASO?? FA FIKA ANTITRA FANIMBAN-JAVATRA FOTSINY IO MODY FANDORANA NY RNM SY MBS IO ! FA RY LAVA TANANA IANY NO NANAO AZY (FAMONOANA AFO) AZO !!!!!!!
11. OoRakotooO
(
26/01/2009 10:50)
Na inona na inona hevitra aloha tsy mety ilay mandoro sy mandroba satria izay efa miarina tsy tokony ho sombaina na tokony ho soloina aza ny tompony e!
Fa dia fay zao aloha ilay Belazao eo io fa tsy manaraka azy intsony ny foloalindahy dia maka maizina avy any AFS hanompo azy.
Tezitra hono lery fa misy manitsaka ny lalampanorenana, fa tsy izy ve no sefo @ zany e? ovaina foana ny lalàna mba hanompoana an'i Ra8 sy ny tombotsohany.
D eny an-dalambe indray ny gasy :oops:
Tokony tsy misy mahazo manova ny lalam-panorenana ary soratana mazava ao fa misy fomba ahafahana managadra na manolo ny filoha rehefa mihoa-pefy ary rafitra tsy miakina amin'ny mpitondra izany

12. rixes
(
26/01/2009 10:57)
aza taitra lisany fa ataoko ao anaty FORCE ONE ndray ny MBS st TVM na may aza de olona 25 ihany no mihaona azy ao whaooo =))
13. naughtyboy
(
26/01/2009 10:58)
ka ilay mandoro ataovy antsaina fa azo solokina sy ampanaovina ankajo oe TGV na koa andrimasompokonolona de ny hafa no voahosompotaka,satria mazava fa tsy zv simba na voadoro no tanjona fa ilay didy jadona hiala ,fikanjazakely ee...tsy ho voasakana izany io fitakiana zo sy rariny ilainy vahoaka fa samy ho vavolombelona ,i deba no oh. nanaovany le8 azy ary i le 8 no manaraka hoa anzay mahavita azy :D lojika tsotra izany efa niarahanahita
14. eh
(
26/01/2009 11:20)
Mampalahelo ilay fisainana fa manampotika sy manimba fotsiny dia hoe mitondra mankaiza?? ireny anie ka azo soloina daholo ê!! fa ianareo manapotika dia hoe nahatafiditra baolina??? tena mahonena fa tsy handroso mandrakizay!!! tsy mitondra aza ianareo dia izao ka vao maika fa eo??? tena dahalo mandrakizay! saribakolin'ny mpanjanatany mahonena...
15. Rafahafahana
(
26/01/2009 11:23)
Ataovy ny fitakiana raha misy tiana hotakiana fa aza manimba fananam-bahoaka fa tsy fahendrena zany.
An'iza moa ny fatiantoka avy eo?
An'iza moa ny fatiantoka avy eo?
16. naughtyboy
(
26/01/2009 11:28)
azoko ekena tsara ny teniny eh eto nefa tsy ilay nanapotika sy nanimba fotsiny no ratsy fa ilay atidoha nikotrika IZA ary OHH....saode misy hanao fanahy iniana tsy hahay ny valiny eto fa fanafohezana no omeko le8 tena dahalo mandrakizay! saribakolin'ny mpanjanatany mahonena... ENY toko oa.
17. rasmuchacho
(
26/01/2009 11:28)
Ka io tsy maintsy Quitte ou double io fa za mampriska an'lery we atôvy mintsy
18. penguin
(
26/01/2009 11:32)
Efa nanimba izy ary tsy maintsy mbola hanimba. Tetezana aza tapahiny rehefa tsy laitrany ny zava-misy.
19. tsiafoi1
(
26/01/2009 12:16)
Efa miseho sahady le tsy mahatanty sy resy
(dorona ny etsy, ravaina ny eroa)
Mbola aiza ny miandry, de ny eny Tsiafahy???
Zay Ra-Andry vao hihinana ny tsy fihinana,
Hifika mangahazo sy hisotro ny pisiny.
Raha sahy ka tena lehilahy, mipotrà fa aza miafina
Kerisay Ra-Andry no sady kanosa,
De ny vahoaka no arangaranga sy atao sorona
Mipotrà le Andry sy ny dinosorony e!

20. andrywui
(
26/01/2009 12:20)
MORAMORA TY VAVA RY VAVY KELY A!! NY MPITONDRA SY RAVALO IHANY OA NO NANDORO ANIREO STANSIO REO FA AZA NY VAHOAKA ALIKISA NO OMENA RIHITRA ! MAZAVA?