Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Noue ( 27/01/2009 13:28)
Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démoc
[b]Ravalomanana en appelle aux raiamandreny et promet une démocratie - 16H10 : Ravalomanana demande aux provinces de ne pas tout détruire.[/b]... tohiny
novalian'i Noue ny 27/01/2009 16:24
beza ( 27/01/2009 12:54)
radio mivanatana mada
[url]http://www.beza.info/mada[/url]... tohiny
novalian'i zandikely ny 27/01/2009 15:45
beza ( 27/01/2009 12:52)
RADIO ANTSIVA MIVANTANA MADA MANOME NY VAOVAO
Ity alefako eto ity ny radio antsiva e skype no handefasana azy , mba misy vaovao azontsika raisina ihany tsy mpiandraikitra ilay radio za fa mba tahaka antsika mila vaovao ka ity ny lien ... tohiny
novalian'i xxx ny 22/02/2009 14:16
sivisma ( 27/01/2009 12:43)
Ravalo,Deba,Tgv
Mila miala Ravalo fa tsy lasa tsony.Vita hatreo ny "minoa fostiny ihany". Sept années d epouvoir ve lery nahangona ny vitan'ny deba tao antin'ny 20 ans.Tsy mila homme d'afffaires-Président tsony al... tohiny
novalian'i molota ny 29/01/2009 06:19
ainaheri ( 27/01/2009 12:26)
Henjana ndray ty an!!
Fito no itan'ny karatra,hay lasa valo tampoka,nisy ambiny tao lol Aona re na itondrana an'zany ao anaty kibo aza klé http://tempsreel.nouvelobs.com/depeches/international/ameriques/20090127.FAP0956... tohiny
novalian'i ainaheri ny 27/01/2009 13:30
ainaheri ( 27/01/2009 12:18)
Carburant Dago
Efa nihena ambany dia ambany ny baril zao (47$)nefa ny vidin'ny solika mbola mijanona t@ vidiny izy nisondrotra(150$) t@ taona lasa,fa inona no mahatonga ny vidin'ny solika eny @ paompy tsy mety midi... tohiny
novalian'i sitlo ny 27/01/2009 17:54
bigmama ( 27/01/2009 12:05)
Sarin'ireo faritra may teto andrenivohitra
http://fobfib.ifrance.com/ no misy ireo sary trano maty teto andrenivohitra RNM - MAGRO - ZOOM sns....... tohiny
novalian'i daomania ny 29/01/2009 17:02
Noue ( 27/01/2009 10:54)
13H20 : Ravalomanana a Morondava avec sa famille
FLASH INFOS 27 Jan, heure de Madagascar: - 13H35 : Magro Tuléar pillé, rotaka a ambositra - 13H30: Réouverture de RTA - 13h26 : forum fermé sur Tiakoimadagascar.org - 13H22 : Showprite anal... tohiny
xxx ( 27/01/2009 10:41)
Ay ve ka hilefitra ihany e!!
Fanontaniana mipetraka dia izao fa maninona no refa hita fa betsaka ny zavatra simba sy may ary efa tena miha enjana ny toe-draharaha vao hoe andao hifandinika tsy efa tara loatra kosa ve e? sa ahoana... tohiny
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:53
akamatiana ( 27/01/2009 10:13)
izy houn TGV
mapme be le oul miantso am tel , vaky oun ny sitandiny ao am citic ,supreme center sns , nefa houn izy TGV , kou maninn ra nasina soratra ngezabe oe TGV teo am varavarana dia tsy norobain'ny tarika T... tohiny
nyavo2000 ( 27/01/2009 09:43)
AIZA NY TAFIKA MILA HAROVANA NY VAHOAKA SY NY FANANANY
Samy efa mifanilika fa tsy tompon'andraikitra amin'ny fandrobana sy ny korontana na i Andry nitarika izany omaly na ny fanjakana tsy fantatra hoe inona mety hataony: Ny ahy dia tsotra mila arovana ... tohiny
novalian'i mia ny 27/01/2009 19:12
titix ( 27/01/2009 09:37)
vaovao azo farany
Hitsangana zany radem ny gouvernement TGV fa tsy hanao négociation hono izy araka ny teniny 13mai androany.... tohiny
sisty ( 27/01/2009 09:33)
Aiza Hanitsoa e!
nareo tsy te o tia any!! avelao izy!! fa samin'ny manana ma izy zay. Hanitsoa no tinay e. ary miandry ny fiverenany izay mpakanfy!!!manohana fona e!!!!!!!!!! =D> ... tohiny
novalian'i Lejoba ny 27/01/2009 12:41
xxx ( 27/01/2009 09:18)
Politika
Les marchands de rêves....... tohiny
xxx ( 27/01/2009 09:01)
puisque....
Puisqu'on ne vivra jamais tous les deux...... tohiny
penguin ( 27/01/2009 08:51)
Tetezamita na fakana ny fahefana no tanjona
Nampiasana ny fihetsika sy hevitra rehetra ary efa voalaza ny tanjona. Mila harodana haingana ny fitondrana ary efa noventesin'ny TGV ny fahavononany handray andraikitra amin'ny tetezamita izay mitari... tohiny
novalian'i penguin ny 28/01/2009 07:36
rabingogilabanga ( 27/01/2009 08:43)
Fananana may SA 10 MORTS no tena ZAVA-DEHIBE SY LOZA?
1)Tsy ny fananana may akory no tena zava-dehibe, fa ny ain'olona nafoy (10 be izao no maty); ary mahagaga fa tsy misy na iray aza miresaka izanyFa dia hoe fananako e! fananako [u][b]mirary fionona... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 12:59
Rafahafahana ( 27/01/2009 08:36)
Omeo toerana
Mba omeo toerana ao Tsiafahy ao anie ry TGV sy ny tariny mba hahazoany naka saina é! Olona tahaka azy ve no haka fitondrana tsy angamba dia ... tsy hitako izay voambolana ilazana izay mety ho tohiny... tohiny
novalian'i xxx ny 27/01/2009 11:58
bluetooth77 ( 27/01/2009 08:30)
ANDRY RAJOELINA: NY PLANINY TSARA HOFANTATRAO
[b]Alahady 11 janvier:[/b] - Nitaona ny olona hivavaka tao Mahamasina i Andry Rajoelina. [b]Talata 13 janvier:[/b] - Fe-potoana farany nomeny hamerenan’ny fanjakana ny TV VIVA [b]Sabotsy 1... tohiny
novalian'i bezoky ny 29/01/2009 16:40
tsinjo ( 27/01/2009 07:46)
Milay kosa le tarigetra a , sady nahomby
Nolazaina fa mahantra ny vahoaka , mila sakafo ny vahoaka sns eee ..... zao nahazo sakafo , salon , tele , akanjo , telephone sns ........ ny vahoaka , afaka le fahantrana ??????? voavaha ny olana f... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.9413