Milay kosa le tarigetra a , sady nahomby
1. tsinjo
(
27/01/2009 07:46)
Nolazaina fa mahantra ny vahoaka , mila sakafo ny vahoaka sns eee ..... zao nahazo sakafo , salon , tele , akanjo , telephone sns ........ ny vahoaka , afaka le fahantrana ??????? voavaha ny olana fa lasa manankoanina sy feno entana aby ny tranon'ny malagasy zao =D> =D> =D> be mitsy ho an'ny mpitarika eeee , tratra ny tanjona
novalian'i akamatiana ny 27/01/2009 12:26
2. penguin
(
27/01/2009 07:49)
Ireny no atao hoe mitsambiki-mikipy ry leitia. Vahaolana eo no ho eo fa hitaraina avy eo.
3. tsiafoi1
(
27/01/2009 07:57)
Tsy maintsy ho feno indray zao ny fonja,... Henjana ny asa miandry ny minisitry ny justice @'izao
4. ranitse
(
27/01/2009 08:06)
Efa avela hitaona izay zakan'ny tanany ny vahoaka mahita trano vaky koa tsy hiadana ve ireo hoy ny TGV ???
5. majakely
(
27/01/2009 08:15)
Zah aloha de tsy haiko lay politika ary tsy miditra amizany loatra aho ,saingyny zava-misy no mahagaga ahy,ka ny zavatra tena mahagaga ahy de ity: fa maninona ny olona mitaraina mahantra foana no tia mandorondoro entana tahak'ireny,na aty andafy aza de le reny olona mahantra ireny ihany no mandoro fiara sns sns raha vao misy zavatra tsy mahafaly azy...Maninona ny kely hananana tsy tazomina fa dorana indray?de avieo inona koa no ho hodorana sy hapoka ? Ny tetezana ,ny lalana?OK!!!!!!!!De ahoana koa ny manaraka?
Tsy haiko hoe rehefa afaka ny hatezerana de mba tonga ao antsaina ve hoe ahoana no hanorenana an'ireo zavatra maysy nosimbana ireo zao?Sa manambola be ve ny gasy ee de mody maty fotsiny?satria bedebe zao ny olona tsy hanana asa ,donc ts ho hisy vola ny gasy kely ,de hitaraina amin'iza ndray hoe mahantra izahay fa avia mba ampio? Sa ve any Amin' i Amerikanina no hitaraina?Amin'izao fotoanan'ny krizy zao??

6. titix
(
27/01/2009 08:19)
Ka Ra8 ihany no niteny hoe:"Hampanana ireo tsy manana" kou.
Tsy andrin'ny olona ilay resaka ambony vavahady fa tonga dia tafiditra ny vavahady ny olona mba haka ny anjarany @zay.
Tsy hampahatra an-Ra8 io fandrobana Groupes TIKO io e.
Raha groupes TIKO no robaina kely otranzao mety tsy manda za. Fa raha olon-tsotra otrany afahafa ihany kou.
Efa mba tokony stop stop kely aloha ry Tananarive fa aleo aloha anao approvisionnemnt ndray MAGROS e.

7. Rafahafahana
(
27/01/2009 08:21)
Mirimorimo loatra ilay TGV ka any an-kady no niafaran'ny vahoaka nanaiky nanaraka azy :roll: :roll: :roll: :roll:
8. penguin
(
27/01/2009 08:24)
Fa iza no milaza aminao fa ny TIKO sy ry MOXE ihany no voaroba ??? Misy trano maro no voaroba fa aza atao ampotomoto ilay resakao. Ra-8 sy ny hafa rehetra avy nanimba ny firenena ary lasa nitsoaka sesi-tany tsy mahantra ka tsy ho sahirana sahala ny valalabe mandry akory.
9. hery
(
27/01/2009 08:32)
Saika nety ny tanjon'i AndryTGV
Ny tena tetika dia tairina ny vahoaka dia mikomy. Dia tsy maintsy hiaro tena Ravalo dia hitifitra... tahaka ny tamin'ny andron-dRatsiraka. Amin'izay fotoana izay dia victime ilay "vahoaka" notarihan'i AndryTGV.
Nivadika anefa ny tantara satria tsy namaly Ravalo ary tsy nitifitra ny miaramila. Dia lasa mpanafika izany ilay "vahoaka" fa tsy victime intsony.
Dia tsy voafehin'i Andry intsony ilay izy satria tsy araka ny nanampoizany azy.

10. majakely
(
27/01/2009 08:39)
Titix:raha ny havanao no voaroba sy maty ary tsy hanana asa intsony ho hitanao izany teninao izany!!!amiko izao zava-misy izao tsy fitakiana zo intsony fa adalana sy fanararaotam-paty ee!
11. titix
(
27/01/2009 08:45)
majakely:
Titix:raha ny havanao no voaroba sy maty ary tsy hanana asa intsony ho hitanao izany teninao izany!!!amiko izao zava-misy izao tsy fitakiana zo intsony fa adalana sy fanararaotam-paty ee!
Marina loatra ny teninao. Fa tsy hampahatra an'i Ra8 oa ny fandrobàna ny Groupes TIKO @zao. Ny an'olontsotra ny mampalaelo. Ka ny ao andohan'ireo madinika mpandroba ane zao dia ny hoe refa hahatra foana izahay dia handroba fa ity aloha misy hirika anaovana anzany.
Tsy koi io.
12. tsiafoi1
(
27/01/2009 09:32)
Bizna avo lenta reny, fa adalan'ny Tena Gasy Vendrana no nijabaka... Zany no izy rehefa ny fo sy ny fankahalana no manao politika fa tsy ny saina ka zary lasa "maivana otrin'ny tay entin-driaka"...
Mandoa assurance @'na milliard anie reny Orinasa nodoran'ny ekipany ireny e!!! Tsy vitan'izany fa firy milliards koa ny chiffres efa vitan'ireny any @'ny banky samihafa any????... Mba ty a eto, tsy ampy herintaona reny de mitsangana indray, fa ny quote TGV zao no zéro tanteraka...
Ny vahoaka madinika namporisihana zao no mizaka ny vokany... Tsy vitan'ny hiaritra ny vidin'entana misondrotra, fa ny poursuite judiciaire miandry mbola manginy fotsiny....
En plus n'izay rehetra izay, aiza ny dossiers fiscaux hanenjehanao an'ireny orinasa ireny, tsy lasa lavenona!!!....
Tsy naleo ihany ve niandry fifidianana, de ny asa @'ny maha maire no natao tsara, sitrany mba assuré ny mandat après Ra-8. Tena feno faux conseillers manodidina an'ilaikely... Ka maty aloan'ny fotoana!
Aoka hisaina ry Antananarivo a!

13. Rafahafahana
(
27/01/2009 09:42)
Victime foana Iarivotsika sy ireo fananam-pirenena na koa ny fananam-bahoaka may ny RNM sy ny TVM ny an'ny mpitondra azy manokana tsy asiko teny fa ny fananana iombonana no resahako eto.
Ka raha mba dorana velona tahaka ny nanaovana an'ireo fananam-bahoaka sady fananam-pirenena ireo koa ny TGV sy ny mpitarika azy fa tena fanetriben'ny firenena, tsy mendrika ny ho olom-pirenena.

14. nyavo2000
(
27/01/2009 10:10)
K'efa mivonona ny handoa hetra indray ange hanorenana ireny !
F'angaha tsy mandrora mitsilany
F'angaha tsy mandrora mitsilany
majakely:
Zah aloha de tsy haiko lay politika ary tsy miditra amizany loatra aho ,saingyny zava-misy no mahagaga ahy,ka ny zavatra tena mahagaga ahy de ity: fa maninona ny olona mitaraina mahantra foana no tia mandorondoro entana tahak'ireny,na aty andafy aza de le reny olona mahantra ireny ihany no mandoro fiara sns sns raha vao misy zavatra tsy mahafaly azy...Maninona ny kely hananana tsy tazomina fa dorana indray?de avieo inona koa no ho hodorana sy hapoka ? Ny tetezana ,ny lalana?OK!!!!!!!!De ahoana koa ny manaraka?
Tsy haiko hoe rehefa afaka ny hatezerana de mba tonga ao antsaina ve hoe ahoana no hanorenana an'ireo zavatra maysy nosimbana ireo zao?Sa manambola be ve ny gasy ee de mody maty fotsiny?satria bedebe zao ny olona tsy hanana asa ,donc ts ho hisy vola ny gasy kely ,de hitaraina amin'iza ndray hoe mahantra izahay fa avia mba ampio? Sa ve any Amin' i Amerikanina no hitaraina?Amin'izao fotoanan'ny krizy zao??
15. xxx
(
27/01/2009 11:45)
aza de ny boaykely ihany no enjehina e, ny fanaovana barofo ny fananan'olona ngah tsy hitan'ny masonareo, sa rehefa mahazo tombotsoa ianareo de tsy miraharaha ny hafa, misy fahadisoana tokoa nataon'ireo mpanaraka ny TGV tsy voafehy fa ny fahadisoana voalohany indrindra de ny nataon'ny mpitondra izay tsy niraharaha sy nanageja ny an'ny kely. aza be lazao fa diniho lalina ny tena fototra niavian'ny olana e. aza mijery ny omaly sy androany fotsiny de manome tsiny be fahatany.
16. akamatiana
(
27/01/2009 12:26)
viva nidina tsisy mpijery iny ve no nanaovana izao , aveo anefa fa dradradraraina fa fitakian'ny vahoaka e, zahay kou ane mba ao anatin'ny vahoaka e nefa zahay tsy nanao zany fitakiana izany , ka mahagaga iany izy ty e