Carburant Dago
1. ainaheri
(
27/01/2009 12:18)
Efa nihena ambany dia ambany ny baril zao (47$)nefa ny vidin'ny solika mbola mijanona t@ vidiny izy nisondrotra(150$) t@ taona lasa,fa inona no mahatonga ny vidin'ny solika eny @ paompy tsy mety midina ao Dago??
novalian'i sitlo ny 27/01/2009 17:54
2. Lejoba
(
27/01/2009 13:04)
ny vidin'ny brut dia 15-30% n'ny vidin'ny solika eny @ pômpy. Koa raha midina ny brut fa tsy midina ny ambiny dia mijanona eo ihany ny vidiny.
3. ni81
(
27/01/2009 13:09)
Ny antony dia tsy hay fa toy izao no vidiny hitako t@ alahady 25 janvier lasa teo:
Ny essence dia 2500 ariary/l mitovy na sans plomb na tsotra
Ny gas oil dia 2200 ariary/l
Ny essence dia 2500 ariary/l mitovy na sans plomb na tsotra
Ny gas oil dia 2200 ariary/l
4. ainaheri
(
27/01/2009 13:26)
lejoba,tsy haiko na azonao ny fanontaniako na ny tianao lazaina no tsy azoko,"Maninona no mbola mitazona ny prix t@ taona lasa nisy crise iny ny any dago,nefa zao efa nidina ambany dia ambany ny baril??
ni81,ela² izy zany an :wink:
ni81,ela² izy zany an :wink:
5. Lejoba
(
27/01/2009 13:36)
Raha miakatra ny vidin'ny brut, miakatra automatiquement ny eny @ pômpy.
Fa rehefa midina izy, dia zaran'ny mpivarotra aza hanabe ny tombony azony. Mety ho niakatra tao anatin'izay koa mantsy ny coût de raffinement, ny nitaterana azy, sns. Ka elaela vao hitan'ny eny @ pômpy io fidinana io, raha tsy miakatra ny vidim-piainana hafa mandra-pahatonga izay : oh, coût d'exploitation -n'ny station d'essence. Ny any Dago mahalana no misy vidin'entana midina raha tsy hoe misy manao dumping angaha

6. ainaheri
(
27/01/2009 14:11)
lejoba,mbola tsy azoko ihany ny tianao lazaina eto,angah tsy ny fanjakana no mametra ny vidin'ny solika eny @ pômpy?
7. Koditra
(
27/01/2009 17:16)
ainahery : efa privatisé efa ela io, na ireo Distributeur (Jovenna, Total, Shell) aza dé samy manana ny Prix, samy manana ny qualité-n'ny produit.
8. ni81
(
27/01/2009 17:38)
ni81,ela² izy zany anEla² tokoa fa tsy teto e! Saiky tratry ny rotaka tany raha tara ora vitsivitsy fotsiny :?
9. ainaheri
(
27/01/2009 17:52)
koditra,ngah d namidy zato isan-jato mitsy?? grrrr le fanja an
ni>>aona kou zany vokansy antenantenany zany?? lol
ni>>aona kou zany vokansy antenantenany zany?? lol