Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tolipy ( 27/01/2009 20:43)
firenena hafa aorianizao ady izao, jereo ady eranizao totolo
firenena hafa aorianizao ady izao, jereo ny ady eranizao tontolo izao! misy baiko hentitra ankolaka! mbola tsy takatrareo foana, pions daholo ireo, diviser pour mieux regner! solutions tadiavana fa t... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 07:04
Noue ( 27/01/2009 20:07)
henoy kely ity
http://www.france24.com/fr/20090127-madagascar-emeutes-manifestation-dialogue-calme-ravalomanana-andry-tgv-rajoelina-antananarivo... tohiny
novalian'i jiimm ny 28/01/2009 09:00
xxx ( 27/01/2009 19:21)
Guerre civile?
Rajoelina, je pense n’a pas estimé qu’il parviendrait à faire détruire Tana et l’empire Tiko de la sorte à moins que c’était vraiment son intention : réduire cette empire présidentielle... tohiny
ikaretsaka ( 27/01/2009 19:17)
fomba fivavaka
tsetsatsetra kely fotsiny: raha mamaky ny atsy ambadika aho dia tsy naharitra fa mba hanao remarque kely fotsiny. ny betsaka hita ao @ le toram-po dia ny hoe "Mifona... " Tsara ny mifona nefa inona... tohiny
Zozoro ( 27/01/2009 18:00)
Ramanonaka
Ary ianareo ve mba efa nihinana ramanonaka miharaka amin'ny vandro? Tsara an ! ... tohiny
Noue ( 27/01/2009 17:38)
Le président prône le dialogue
raha te hanaraka vaovao dia mba jereo ny chaine télé France24 eee na eto @ internet Le président prône le dialogue au lendemain des violences http://www.france24.com/fr/20090127-madagascar-... tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/01/2009 18:01
randria67 ( 27/01/2009 17:32)
DIA MBOLA TSY HIOVA FOANA VE ?
Izahay dia tsy tia gidragidra intsony ho an'ity firenena ity ary momba ireo mpandroba , tontakely sy mpanimba zavatra olona, be ny maty noho ny tsy fieritreretana kanefa dia mampionona ny finanakavian... tohiny
xxx ( 27/01/2009 16:54)
Aty Morondava ah manoman plann ho an'Antannarivo mafy loha
D'efa afaka mioma tsara aloha zany isika eto Tananarivo fa tsy ho moramora ny valin'izao natao an'i ngah iry izao! tsy naninnn azy ary isika tsy nomeny ny anjara volan'ny kominina sy ny atsojay ho an'... tohiny
novalian'i joujou ny 28/01/2009 20:12
vetsoko ( 27/01/2009 16:47)
LOGIQUE
AzA de manao analyse sy réaction maika sy marivo otran'izao fa mba OLONA NIANATRA DAHOLO ISIKA miREAGIR ETO. LES CAUSES D'UN EVENEMENT SONT TOUJOURS DANS LE PASSE,DES CAUSES LOINTAINES,AUTREFOIS Ne... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 28/01/2009 08:57
yonikafopl ( 27/01/2009 16:27)
ho aiza ny fianakaviana mahantra???
May doly ny orinasa, radio, tv, sy ny tranon'olontsotra, de ho aiza ramalagasy?? ho aiza doly reo mpiasa amreo rehetra may reo??? iza no hamelona ny fianakaviany???? rovina vo ahita asa?? sa ry zareo ... tohiny
novalian'i penguin ny 28/01/2009 08:00
klitika ( 27/01/2009 16:21)
Miverina indray ny TTS
Toa mampatsiahy ahy ny faha-TTS ny zava-misy, ka nandraisan'ny KUFUMA ny andraikitra tamin'izany andro no famongorana ireto jiolahy... tohiny
novalian'i rasera ny 28/01/2009 21:02
klitika ( 27/01/2009 15:29)
Nahazo fampitandremana ny JB
Izao vao tonga amin'ny ady an-trano araky ny nandrandrain'ny hafa fony 2002 ny toe-draharaha, ary dia misy milisy mitety tanana miaraka tsy 5/5, mandrava sy mandroba izay mba bizn kely nitsanga teny a... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 06:43
xxx ( 27/01/2009 15:26)
vaovao farany any am kartie na faritany tsirairay,lazao eto
ZE VAOVAO MISONGADINA ANY AMITSIKA REHETRA NA ANY AM FARITANY DE ALEFASO ETO HAINGANA MISY AHAFANTARAN'NY OLONA NY ZAVATRA HITRANGA... tohiny
akamatiana ( 27/01/2009 15:16)
ary aona le maty e??
le resaka maty teny am mbs fona no to voatonina fa le 10 maty teny am magro tanjombato to tsy asina resaka satria ve zareo samy zareo no nifanitsaka sy nifamono tao de tsy atao malaza ???... tohiny
novalian'i fantaro ny 28/01/2009 06:47
xxx ( 27/01/2009 14:53)
Tokony atsahatra Kely aloha ity site ity ry Mpandrindra!
Efa maro izao ny site tapa- kevitra ny hanao Stand By Kely aloha mandra - paha ...Ny madagate,13mai. com,ny Tim,...Mandrapilamindamina ny tanana ! Lasa resaka fifanasana vangy sy fifanalambaraka !... tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:41
miarina ( 27/01/2009 14:46)
Jereo ny ho avinareo ry malagasy
Tsy hiandany amiza aho na iza no hanoratako eto fa mba hamoha kosa ireo olona izay mandrava ny firenena amin'izao fotoana izao. Tsy ny fandravanareo izao zavamisy eto @ firenena izao mihitsy no hampis... tohiny
novalian'i vale ny 27/01/2009 18:46
mala ( 27/01/2009 14:42)
raikitra ny am tanàna
Efa iray zao ny maty taty Tamatave (vhv). Miaramila tonga dia ankitifitifitra be eo am Magro am garouts. Nefa ny any Toulouse avelan'ny pra sy maramila mintsy pokona haka ny zay tiana fa mba tsy mand... tohiny
novalian'i mala ny 27/01/2009 15:59
xxx ( 27/01/2009 14:33)
IN NY VAO2 FARAN MITRANG ANY AMITSK ZAO?LAZAO ETO E
Raha misy manana vaovao isika any amin kartie na eto afovoantanana na any akaiky point stratezika na any amorotsiraka rehetra any de lazao eto e!! indrindra ny any amin'ny Faritany !! de mba vaovao m... tohiny
novalian'i andrywui ny 27/01/2009 15:18
Samoana ( 27/01/2009 14:00)
Very ny taranaka
Idedahana ahay hitantana firenena satria nahavita fianarana sy be diplaoma ny mpitari-tolona maro eto Madagasikara. Saingy rehefa dinihina toa tia tena misaina amim-boux avokoa!!... tohiny
novalian'i heidi ny 27/01/2009 18:35
gasyjean ( 27/01/2009 13:37)
mpamono olona
Miala any indray koa ny deba faharoa.Raha mivaha eo ny olana mila tsy exilena intsony no sahazan'ny olona tahaka itony fa tonga dia dorana velona(TGV)... tohiny
novalian'i gasyjean ny 27/01/2009 20:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4544