Very ny taranaka
1. Samoana
(
27/01/2009 14:00)
Idedahana ahay hitantana firenena satria nahavita fianarana sy be diplaoma ny mpitari-tolona maro eto Madagasikara. Saingy rehefa dinihina toa tia tena misaina amim-boux avokoa!!
novalian'i heidi ny 27/01/2009 18:35
2. andrywui
(
27/01/2009 14:05)
IZA NO HI S'ADRESSER NAO AMZANY RY SAMOANA ? RAH ZAHAY MANKO DE ATAONAY MAHAMAY EO KO ENAO NIANY
5. miarina
(
27/01/2009 14:24)
Tsy mitsara aho fa sao diso rangahy .. omeo hoe iza no nahita fianarana. Ny ahy izay no itako olana indrindra tsisy nahita fianarana ireo mpitondra ireo.
6. xxx
(
27/01/2009 14:27)
Ravalo kah !! nianatra iny an! enao mahay mitery ronono noho izy ? an!
enao mahay manodikodimbolampanjakana noho izy?? enao mahay mangorona ankafetsena tanin'olona noho izy ? ===ka diso be enao oe tsy nisy nianatra daholo!!!!!
enao mahay manodikodimbolampanjakana noho izy?? enao mahay mangorona ankafetsena tanin'olona noho izy ? ===ka diso be enao oe tsy nisy nianatra daholo!!!!!
7. xxx
(
27/01/2009 14:31)
mifalia ry mpanao politika fa tafita ny tadiavinareo ultimatum no lazaina ka iza ary no niteny io sy fototr'izao ? eny simba ny fananan'ny taranaka ry SAMOANA A tena marina ny anao e
8. akamatiana
(
27/01/2009 14:36)
lol , ie tena be diplaoma reo an , raha tsy izany ve zareo tsy mahita raha tsy ny eo ambany orony e, sy migafy mpianatra mianatra e , mampalahelo oa, tsy tian'ireo ihoatra ny diplaomany ny an'ny taranaka de gafiny le mpianatra ,
9. yvonKEL
(
27/01/2009 14:40)
F'nareo ve ry zala refa mahay miserasera sy miteniteny oul de milaza fa mahay ary mi menacée oul a!.Ela manambany mpitery ronono io: in no mba vitan la sy fari-pananan la.Fantaro fa mahay ra8 matoa misy ny tiko ;vita ny lalana ..... ka aza be taimbany fa le fako ny tana aza 1an tsy vita kain ndray hambara. be fihetsiketsehana fotsiny fa mialoka ambany alatry Neully :lol:
10. mala
(
27/01/2009 14:42)
Tsara ny mahay, Tsara ny manambola...Fa tsy misy tsaratsaran'ny manambola sady mahay :wink:
Iza ary no omenao tsiny... Zany mpitondra mihinana zany tsy tokony ahagaga, efa tokony hatao hypothèse de départ zany... Fa refa tafaötra ôtra Ra8 kosa efa tsiz an...
Na mandalo am fanarenana aza ts blem...efa zatra
Iza ary no omenao tsiny... Zany mpitondra mihinana zany tsy tokony ahagaga, efa tokony hatao hypothèse de départ zany... Fa refa tafaötra ôtra Ra8 kosa efa tsiz an...
Na mandalo am fanarenana aza ts blem...efa zatra
11. Samoana
(
27/01/2009 14:47)
andry./ "Vonoy, homboy, darohy, dorohy, ahantony, ravao, ataovy mahamay, gadrao, kendao, poteho..." ireo no teny heno matetika isaky ny misy savorovoro. Rehefa ny gena sy ny vozongo no manelanelana dia mifitsaka fa rehefa samy isika toa zara aza hifandrafy tsy mahay mifandefitra. Ny tanindrazana no simba fa ny harenan-drizalahy mody miady mitombo ihany (jereo leratsi nolazaina fa vita ny aminy anefa mbola migalabona anaty villabe sy milalao volabe hatramizao!)
12. Samoana
(
27/01/2009 14:59)
mala:
... Zany mpitondra mihinana zany tsy tokony ahagaga, efa tokony hatao hypothèse de départ zany...
Izay le tsy mety tsy ifanarahan-tsika hevitra! Tiakely amin'ny voalohany dia lasa tenda-kanina avy eo. Tokony tsy zarina "ihinana" mihintsy mba tsy handiso fanantenana ny vahoaka
13. heidi
(
27/01/2009 18:35)
samoana: ka i nedala fetsy be, lasa nialokaloka tany am lay reny malalany izy (la frantsa :lol: ) i la frantsa ao ambadikany hiaro azy kanou :wink: ara-dalàna ny villa be fiainana migalabina sns....
