DIA MBOLA TSY HIOVA FOANA VE ?

1. randria67 ( 27/01/2009 17:32)
Izahay dia tsy tia gidragidra intsony ho an'ity firenena ity ary momba ireo mpandroba , tontakely sy mpanimba zavatra olona, be ny maty noho ny tsy fieritreretana kanefa dia mampionona ny finanakavian(izy ireny ny tena .
Be tsaka ny miantso fiaraha-midinika kanefa ny mampalahelo dia ny iray be zizo , ny iray mbola ma,a,te,a fa crédible ary tsy manova fomba fiteny fa mivatravatra foana .Dia mba zakan'ny taranak'ianareo miarahalahy mianaka ve ny fahoriana hiantra amin'ny Malagasy ? na ny hatezerana mafy noho izao miseho izao ? Mandinia ianareo fa ny tendro-po tsy mba namana ary aleo halan' andriana tahaka izay halam-bahoaka . Misy ihany koa ireo olona te-hampiady ny Malagasy, tsarovy fa raha fantatry ny vahoaka ianareo dia hifatraran'ny hatezerany koa fantatry ny vahoaka ianareo ka tandremo re e!
2. xxx ( 27/01/2009 17:36)
f'anga ry lety ny pokna lagy amzao aksio zao a! zavatra mitaona vary sy maka entana ao am magro fotsiny ny pokna ko tsy zakan'ny taranak'izy ireo aona ary !! i ra8 anga satria izy ihany no tena be avonavona sy miseho avo razana tsy mitovy amanolona eo !! fa ny gasy mba faly ka nahazo choz bedebe
3. sitlo ( 27/01/2009 17:42)
Ny vahoaka tsy afaka andeha hanafika azy ireo any Lafratsa eh. Ny akihibe tsy hay na ho avy na tsia fa efa vita aloha izay ny nampanaovana ny akihikely.
4. myself2u ( 27/01/2009 18:36)
zao koa ve dia mbo rariny:
Nisy fanerena ny olona rehetra isan-tonkatrano teny ambohibao hivoaka ny trano miaraka @ karne hitsena ny filoha ary hanofanofa saina eny @ arabe. Mivoaka daholo koa ireo fiarakodia mandeha eran'ny tanana mandefa ny fanetanana hitsena ny filoha dia mitovy @ ireny oe misy propangady ireny mihitsy e. Dia samy manohana ny azy eo daholo. Fa ny olana sy indro kely dia miantso ny mpitondra ireto vahoaka(nitsena ny filoha ireto) hisambotra an'i tgv. Dia namaly moa ny praiminisitra oe: "Aza matahoatra fa rahariva ihany!!!"

vaovao tao @netvibes.com io

aleo @ zay anjakan'ny hafa fa toa izy efa manan karena ihany mbola mameno pôsy kle!!
de tte façon politicien voleur: pléonasme; dia lavao ery anatotofana ny etsy
mbola izany foana aloha h@ zao raha ny hevitro momba ny pôlitika malagasy, naongana ny rouge nosoloina mena e!! aongatsika ndray ny mena dia inona no mety ho valiny?
5. Rafahafahana ( 27/01/2009 21:17)
xxx:

f'anga ry lety ny pokna lagy amzao aksio zao a! zavatra mitaona vary sy maka entana ao am magro fotsiny ny pokna ko tsy zakan'ny taranak'izy ireo aona ary !! i ra8 anga satria izy ihany no tena be avonavona sy miseho avo razana tsy mitovy amanolona eo !! fa ny gasy mba faly ka nahazo choz bedebe


Dia mihevitra ve ianao io fa ahasoa anreo zany?
Maiva be ilay hevitrao, tsy tia tanindrazana.
6. rabaradaka ( 28/01/2009 05:52)
Be ny tokony hovana, ohatra matoa nisy ireny resabe Daewo ireny dia nisy tsy mamely ao ary anisan'izany ny TALEN'NY KABINETRAN'NY MINISTERAN'NY FANANANTANY SY FANAJARIANA NY TANY. Io rangahy io no tena mpivarotra tanindrazana ka tokony ho samborina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2554