Aty Morondava ah manoman plann ho an'Antannarivo mafy loha

1. xxx ( 27/01/2009 16:54)
D'efa afaka mioma tsara aloha zany isika eto Tananarivo fa tsy ho moramora ny valin'izao natao an'i ngah iry izao! tsy naninnn azy ary isika tsy nomeny ny anjara volan'ny kominina sy ny atsojay ho an'Antanaarivo ko indrindra nisy anzao !! d'efa miomana tsara isika fa ra mbola tsy ni demisiona izy fa nanao mody malemy modaka otrn'io ,misy zavadoza amaizana mafy atsika eto Tananarivo zay ,ra mbola tsy miala izy oa
novalian'i joujou ny 28/01/2009 20:12
2. andrywui ( 27/01/2009 16:56)
KA RA HO FATY IHANY ZANY ALEO MANAO TSIPAKY NY MIALA AINA ZANY KLE!
ALEO DE FIRANA TANTERAKA EO MITSY IZY ZANY SAO HAMOATSPONA? HANISY POIZINA MARINA NY RANON'NYMANDROSEZA EO VAO HO FATY ETO ABY KLE ANNN A!
3. xxx ( 27/01/2009 17:03)
Mitady ny 2eme round marina izy zany ra miverina eto ,fa vao fanombohana ane iny e! ny manetsa be mbola ho avy ka ! vao ny fananany ireny voa ireny fa mety hanaraka hatramin'ny aina io ra vao mbola mitapitapy eo!! FA KOSA NY FANDORANA NY TVM NO TENA TSY METY FA RA TRATRA AMIN CAMERA ZE NANAO ANINY DE TOKONY TSY HAMELANA NA IZA NAIZA
4. OoRakotooO ( 27/01/2009 17:04)
Fa inona moa no hataorana olona efa tsy misy mihaino intsony? Mila miala eo @ fomba ofisialy izy dia nationaliser-na ny groupe-ny dia vita fa tsy mila robaina na dorana.
Ra8 sy Rastiff (DD ratsiraka) izao no mitovy e, vavany sisa fa tsy misy heriny intsony
5. mala ( 27/01/2009 17:04)
manao zay hafany mintsy iz ao mba hilaminan'ny vahoaka...
nefa solution 1 izay akaiky tsy ataony: miala eo io dia mioraka ny vahoaka dia vita dia milamina alou
Lé tsy anaovany an zay no tsy fantatra...
Misy mbola ketriky lery be mintsy ao io
6. xxx ( 27/01/2009 17:13)
Tongava e! miavia fa masaka ny loh'omby o!!! tongava Valokely a!! midira ,mahazoa toerana ra te hamboarina ndray enao !! mandroso aty Antananarivo oo!!!
7. lemenakely ( 27/01/2009 17:23)
Potika aloha ny tanàna e! ary efa mbà misy mieritreritra ve aloha hoe hanao ahoana ny ho avy?

Haingana ery isika mianakavy manimba fa ny fanarenana kosa ahoana?
8. andrywui ( 27/01/2009 17:25)
FA MBA NAKAIA DAOLO ARY RY ZALAHY MPANAO KOU DETETY TATORENY TOA OLONA VAOVAO ABY ZAO NO ETO E! SA NIOVA LASY ANY AMINny KARAJIA SY NY JEUX ALOH RY AKAMA ISANY ?? ENY E MAFY NY RESY FA MIVERENA RY ZALAHY A!! TSY MISY MANALA ETO KA!!( NGHOIA,PENGIUN;MOLOTA,TSYAFOI,ZANETY,.......) AIZA O!!!!
9. xxx ( 27/01/2009 17:40)
ie tongava marina fa mbola tsy voky tsara ny malagasy klé!! vitsy ihany le magro sy tiko ra oharina ami vahoakan tana ts mbol nahaz fa mila avoaka ko ny any am magazen de sitokaz ra mbol mis angamb! sa tsy mety ve ?
10. heidi ( 27/01/2009 17:48)
lemenakely:

Potika aloha ny tanàna e! ary efa mbà misy mieritreritra ve aloha hoe hanao ahoana ny ho avy?

Haingana ery isika mianakavy manimba fa ny fanarenana kosa ahoana?



toa tsy ho tafarina intsony kou! izay ilay mahavoa ny firenena mahantra, miady an-trano dia manapotika ny kely hananana de eo mifotetaka MAHANTRA eo foana.


11. naughtyboy ( 27/01/2009 18:35)
voalaza teo
Fa inona moa no hataorana olona efa tsy misy mihaino intsony? Mila miala eo @ fomba ofisialy izy dia nationaliser-na ny groupe-ny dia vita fa tsy mila robaina na dorana.
Ra8 sy Rastiff (DD ratsiraka) izao no mitovy e, vavany sisa fa tsy misy heriny intsony

tena mety mintsy zany amerenana ireny volambahoaka norobainy @ alalany fahefana amantaonany maro,ny atahorako fotsiny de ho tafatsoaka tsy ho voatsara eo ndray lery fa ambenana tsara ny misy azy ho ohatra hamaizana ny mpanararaotra fahefana jiaby io ko no ilaina hazava tsara alohany rehetra...
Ny any ivelany aloha dia very tanteraka ny crédibilité-ny le8 ka eto aza mivotsotra ny eo antanany sy mbola halaina aminy ,na dia tsy tsara aza ny aina nafoy sy ny fanananmpirenena may dia ho ohatra tsara ho any Madagasikara sy ireo tany afrikana fa ny vahoaka no Andriamanjaka
12. joujou ( 27/01/2009 18:40)
Aza variana lehiretsy isika fa misy troisième force manimba mitsy ny tanàna a! tena hoe hanapotika tanteraka ny firenena mitsy na iza na iza, fa na inn na inn fahatezeran'ny vahoaka, tsy normal kosa zany hoe ny TVA sy RNM, ny port, ny depot carburant sy ny site strategique rehetra no potehina. Efa zavatra hafa tsy noeritreretina mitsy zao misy zao. Aiza ve de refa enjehina le mpandroba de lasa miditra elakelatrano de manendaka sy mamaky trano ndray, loza nge zany lehiretsy e!
13. naughtyboy ( 27/01/2009 18:58)
efa rakatry ny rehetra iny ka,ny 1er force dia ny vahoaka,2e ny fanjakana manelanelana ,3e ilay fitondrana mirodana efa hivoaka ,ny arrière-plan dia i Andry izay mpanentana fa tsy mbola tena mazava ny intention-ny ankoatrany mi-viser-ny phase de transition,ny tena heveriko @ izy io toy ny scénario nivoaka t@ deba rajoujou de zao a
tsy olona mikasa ny hanarina sy hanova mihitsy no hanimba ireo fananana te ho kolokoloiny,fa ny efa nandroba tao hatrizay sy nangorona ary voaendaka eo @ toerany no mamaly faty sy manakarama olondratsy ,mamoaka ny gadra ary mitondra mpikarama an'ady sy hanao ratsy ary hamaly faty ny mpanohitra azy noheritreriteny hanompo azy sy ny orinasany mandrakizay
14. OoRakotooO ( 27/01/2009 19:00)
Joujou, marina fa misy ny mpanararaotra, tsy misy aza ny manif mamaky trano ireo ka rehefa misy indray ve?
Manarak'izany izaho aloha tsy mino mihitsy hoe tsy misy hidiran'ny ekipan'i Andry ny tany @ RNM sy MBS, lozika be hoe potehina ireny mba itovy ny fahefana mampiely vaovao na tady hiala ilany aza lery.
Fa nodoran'ny afo narehiny koa ilay kely satria tsy tana intsony ny mpikarama an'ady avy eo. Ny avy any @ ilany koa mety nisy. Raha manana namana MFM ianareo anontanio izy fa izany no stratégie-n'ny mafana "créer l'abcès de fixation et provoquer l'irréparable en le méttant sur le dos de l'autre" izay nolovain'ny mpanakorontana rehetra tay ahoriana tahaka ry Alain RAMAROSON, Daniel RAMAROMISA, Lola RASOAMAHARO, Lala RAMEFY sns...
Izany dia zavatra tsy maintsy andrasana rehefa miditra @ zao karazana schéma izao ary izany no mahatonga aho mamerina foana hoe "plus jamais ça"
Fa efa natao iny ka samia mizaka ny nataony fa ny tsara fotsiny dia hoe tsy nety nanaraka an-dRa8 intsony ny foloalidahy dia vita teo ny aminy
15. fenouhy ( 27/01/2009 19:00)
xxx:

vitsy ihany le magro sy tiko ra oharina ami vahoakan tana


fa ao Tamatave @lay mpanamboatra mofo ndRa8 ao Salazamay ao tena mirefodrefotra atr@ basy ao
:( :(
16. patrick2002 ( 27/01/2009 21:51)
izaho kosa aloha raha olona handroba haleo tifirina eh!
ilay olona mitaky milahatra fotsiny nefa misy mitifotra no mampalahelo.
17. joujou ( 28/01/2009 20:12)
fa mahagaga ihany nge le mpanakorotana e, efa eo ny polisy miandry le magazay de mipetraka eo am devant eo ry takaka miandry hono, zah kôzy raha omena 500 mil francs aza raha hoe efa hitako misy basy eo tsy hitanareo eo zany tsonyaho kle, raha tsy hoe hamono tena ngah fa niandy tam sipako, :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1139