Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i klitika, milahatra araka ny daty
klitika
(
19/11/2009 18:04)
Asa vaovaon'ny filoha
Asa vaovaon'ny filoha
Manatitra karama etsy sy eroa
Sirama brickaville
Sucrerie Nosy Be ellville
Fa lasa tresorier koa nga i TGV eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/11/2009 00:05
klitika
(
05/10/2009 17:27)
mitady mpanao ody avandra
Izay mahay mba manorata aza fady.
Io mantsy no tena manimba ny voaloboka any Fianarana, ka aleo hitadiavana izay tena mahay azy.
MIsaotra...
tohiny
novalian'i klitika ny 13/10/2009 02:56
klitika
(
26/09/2009 03:02)
voaroaka avy teny amin'ny pilipitra i TGV
Na dia notohanan'ny firenena vitsy hiteny tao amin'ny ONU aza i TGV, dia noroahin'ny mpivory teny ambony pilipitra, ka nangaina nipitrapitra.
Mba toroy hevitra io ra-patrick fa manalabaraka marina ...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2009 18:14
klitika
(
23/09/2009 04:39)
Lany ny vola vahiny any Mada
Io indray izany no vaovao hafa, ary dia manomboka ferana ny entana azo vidian'ny mpanatar entana mba ho fitsinjovana ny tahiry hono.
Saingy asa na ny vola vahiny ihany no lany na ny tahirim-bola ar...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/09/2009 21:09
klitika
(
19/09/2009 14:39)
Miantso ny Gasy eto NY ho tonga hanohitra an'i Hasina Bemolo
Ho antsika rehetra eto New York
Hisy savaravina sy dinika sandoka ataon'i Ny Hasina bemolotra ao amin'ny Consulat rahariva amin'ny fito, izay anasany olona 8 ho solontenan'ny Gasy eto New York. Ny ...
tohiny
novalian'i dadabe ny 20/09/2009 01:48
klitika
(
18/09/2009 18:45)
Nahazo fanasana tamin'ny ONU hono ny mpitondra TGV eh
Ry havana,
Fotoana fohifohy na volana vitsivitsy lasa izay dia nisy ireo minisitra TGV tonga tany NY, nankalazaina fa hoe voahasa tamin'ny fikaonan-doha iraisam-pirenena momba ny toekarena. Ka nefa...
tohiny
novalian'i ntss ny 19/09/2009 08:21
klitika
(
28/08/2009 02:32)
Ahoana ary ity
Raikitra ve sa ahoana eh? Maputo 2, sa mbola asiana Maputo 3 indray?
Voatery niantso vonjy tamin'i Maman malala indray i TGV ny hariva manontolo. Mba asaivo misara-nono amin'izay io akamako io.
...
tohiny
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:13
klitika
(
14/08/2009 02:05)
Fa nahoana tokoa no nanaiky ny nandeha tany Maputo ny HAT?
valiny
[url]http://www.africaintelligence.com/C/modules/login/DetailArt/LoginDetailArt.asp?rub=login&lang=ANG&service=BRE&context=CAN&doc_i_id=65123693[/url]
lanin'ny kisoa kay...
tohiny
novalian'i xxx ny 15/08/2009 21:19
klitika
(
23/07/2009 12:43)
Ny vahoaka angaha jamba
Na rahoviana na rahoviana nahemotra impiriimpiry aza ny fifidianana dia tsy ho lany mihintsy akory i TGV.
Manao fanentanana mafy ny antokom-pinoana sy ny TGV saingy ny vahoaka ety ambala efa misoka...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/07/2009 19:44
klitika
(
19/07/2009 13:02)
Lasa ny saka dia tonga ny kary
Izay no famintinana ny zavamisy eto an-tanindrazana izao.
ny Mainland mining dia afaka manondrana ny harena ankibon'ny tany tsy mandalo fadintseranana nefa ny QMM sy ny Sheritt ataon'i Mario hazala...
tohiny
novalian'i xxx ny 21/07/2009 03:13
klitika
(
30/04/2009 19:01)
Aiza i Odon sy ny Katolika eh? Efa zatra mamita-bahoaka ve e
Tadidin-tsika tsara izao, fa tamin'ny volana Febroary sy Marsa raha nisambotra an'ireo mpanao barazy ny miaramila dia nampiaka-peo ny Katolika sy Odon hoe: "Atsaharo ny fisamborana sy ny famonoana"
...
tohiny
novalian'i jasa ny 02/05/2009 14:48
klitika
(
30/04/2009 16:22)
O ry GTT a
Fony i Mialy tonga tany Frantsa, resak'izao resak'izao: Hitanay ny tranony eh..., voatoraky ny atody sy ny lafarinina eh...
Dia inona no tohiny?
sssssssssshhhhhhhhhhhhhhhhsssshhhhhhhhhhhhhhhhhhh...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 21:38
klitika
(
30/04/2009 00:36)
sambory any Afrika any koa i Hasina eh
Izay ry Malagasy any Adis Abeba a
sambory i Hasina eh...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/04/2009 07:42
klitika
(
28/04/2009 20:24)
Miandry an'i TGV zahay eto NY eh
Nga zahay Zina.
Tongava soa eh...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/04/2009 12:08
klitika
(
12/04/2009 01:25)
10.000 ha pour DRT, chimie
Dia rehefa anay ny toerana dia afaka mivarotra an'i Madagasikara ambongadiny izahay
Ahahahahhaha...
tohiny
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 21:57
klitika
(
26/03/2009 23:40)
Tsy nandeha ilay soavaly betongotry ny Katolika le
Dia mody milaza hoe: "Aza mifaninana amin'ny fifidianana manaraka ianao ry sovalinay an". Satria hita amin'ny hetsiky ny olona izao fa tsy ho tafa akory ity soavaly betongotra ity.
Dia inona indray...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/03/2009 23:05
klitika
(
26/03/2009 10:42)
Izahay Malagasy tia filaminana
MALAGASY TIA FILAMINANA
Izahay Malagasy tia filaminana
Tsy mba mijery amin’ny maso mivilana
Izahay Mlagasy tsy mpampihorohoro
Tsy manambana basy, tsy manapoaka tafondro
Ny anay ny her...
tohiny
novalian'i Oay ny 26/03/2009 15:54
klitika
(
25/03/2009 02:47)
Ary ilay bainin'i TGV ve mbola miaramila am-perin'asa eh?
Tadidiko taloha mantsy tamin'ny andron'i Deba fa mbola Colonel i leiry...
tohiny
novalian'i manitinah ny 25/03/2009 02:50
klitika
(
21/03/2009 19:58)
Ny Katolika no manohana an'i TGV
i Odon mihintsy no tonga teny Mahamasina. MAzava be ohatry ny karatr'i Naivo...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 22/03/2009 16:55
klitika
(
21/03/2009 15:57)
Miaramila nandroba ireo mpandraharaha sinoa ny zoma alina
Miaramila mirongo basy avy amin'ny CAPSAT no nanafika an'ireto mpandraharaha sinoa ireto, teny Behoririka, ary dia nidaroka sy nanery azy ireo hamoaka ny vola any aminy. Marihiny moa fa noho ny toe-d...
tohiny
novalian'i xxx ny 22/03/2009 11:41
