voaroaka avy teny amin'ny pilipitra i TGV
1. klitika
(
26/09/2009 03:02)
Na dia notohanan'ny firenena vitsy hiteny tao amin'ny ONU aza i TGV, dia noroahin'ny mpivory teny ambony pilipitra, ka nangaina nipitrapitra.
Mba toroy hevitra io ra-patrick fa manalabaraka marina a

novalian'i xxx ny 26/09/2009 18:14
2. patrick2002
(
26/09/2009 03:41)
Tena manala-baraka marina , :cry: :cry: :cry: ,fa tsy izy Andry Rajoelina no nanala-baraka tena fa ny olona no nanala-baraka azy .
Mbola matanjaka ny Lobby Ravalomanana ao @ SADC ,ka tsy maintsy hivarotra sy hanaiky ny hivarotra ny harena ankibony tany malagasy ho anireo Compagnie minier sud africain ihany Andry Raha izao no mitohy ,Ny Frantsa koa ity mitaky ny hanomezana azy ny petrole ao madagasikara @ alalany TOTAL ELF nefa ireo efa hita ny hataony any Gabon ,congo brazaville izay samy mpamokatra solitany nefa dia mitsipozipozy :cry: :cry: :cry:

3. xxx
(
26/09/2009 05:13)
patrick2002:

lobby Ravalomanana @ SADC oe? fa i Joaquin Chissano kay izy raha tsy ilay mpanelanelana notondroin'ny sadc? ary nisy nanery an'i TGV hanao sonia Maputo ve t@ ireny? nanao sonia Maputo nefa tsy miraharaha an'izay Maputo avy eo fa mipozipozy mankany @ NU, kay nataon'ny SADC ninan'amaniny!
momban'ilay hoe la frantsa mitaky petrole @ alalan'ny total, zao ve elah vao mahakobo an'izany? eny mieux vaut tard que jamais, fa efa io no nahatonga ny La frantsa nanohana an-kolaka io fanonganam-panjakana io hatrizay.
4. patrick2002
(
26/09/2009 06:27)
Ny Maputo 1 tsy misy nitsipaka efa nirahana natao sonia iny ,ny olona hapetraka eo no olana ,ary izay no nampandamoaka ny Maputo 2 .
Ny TGV dia mitaky fa olona moderé hanaiky hiara miasa aminy no hapetraka @ toerana ,toy ny Rajemison Rakotomaharo ,sy i Sylla Jacques, fa tsy olona fanatika hanao izay hampizongozona fitondrana fotsiny ,hanakorotana. Ny mouvance hafa dia mitaky fa haleotena tanteraka izy hanondro izay olona eo @ toerana tadiaviny .
Ny momba ny Total Elf dia tsy mbola nisy fifanekena tamin`izany fa deal no hatao ary resaka diplomatie io fa tsy forum serasera akory .

5. menalamba
(
26/09/2009 07:44)
Fa ialahy vé litia no tena lalin-tsaina eto ka ny sisa donendrina tsisy nandia solaitra avokoa aamin'ialahy an?? 8O
Andrahoy @ rano misy sira sy vôtabia i andrin'ialahy dia ataovy ron-daokan'ialahy raha tena telin'ialahy . :^) :^)

6. maryline
(
26/09/2009 08:52)
menalamba:
Fa ialahy vé litia no tena lalin-tsaina eto ka ny sisa donendrina tsisy nandia solaitra avokoa aamin'ialahy an?? 8O
Andrahoy @ rano misy sira sy vôtabia i andrin'ialahy dia ataovy ron-daokan'ialahy raha tena telin'ialahy . :^) :^)
:oops: :oops: :oops: Asio sakay kely RYmenalamba fa manjary tsy henony ny tsirony :oops: :oops:
7. Mirananirina
(
26/09/2009 09:20)
lobby Ravalomanana @ SADC oe? fa i Joaquin Chissano kay izy raha tsy ilay mpanelanelana notondroin'ny sadc? ary nisy nanery an'i TGV hanao sonia Maputo ve t@ ireny? nanao sonia Maputo nefa tsy miraharaha an'izay Maputo avy eo fa mipozipozy mankany @ NU, kay nataon'ny SADC ninan'amaniny!=D> =D> =D> tsara hoanazy mihitsy izay.Nihinan'ny..(teny ratsy be)mihitsy i tgv isany hihihi
momban'ilay hoe la frantsa mitaky petrole @ alalan'ny total, zao ve elah vao mahakobo an'izany? eny mieux vaut tard que jamais, fa efa io no nahatonga ny La frantsa nanohana an-kolaka io fanonganam-panjakana io hatrizay.
8. terrywui
(
26/09/2009 12:54)
tsara hoanazy mihitsy izay.Nihinan'ny..(teny ratsy be)mihitsy i tgv isany hihihitena tsy nampoiziko fa hay ve mirana keliko ty miteny ratsy ee!! :* :* :* :* :* aza manao anzany tsony malala a!! ha ha ha !! :*
9. xxx
(
26/09/2009 18:14)
menalamba:
Fa ialahy vé litia no tena lalin-tsaina eto ka ny sisa donendrina tsisy nandia solaitra avokoa aamin'ialahy an?? 8O
Andrahoy @ rano misy sira sy vôtabia i andrin'ialahy dia ataovy ron-daokan'ialahy raha tena telin'ialahy . :^) :^)
26 membre des délégations des pays subsahariens ont torpiller la crédibilité de la HAT aux sieges des NU .
Hita taratra foana ny lohan' alika tsy vanon- ko olona eto ambonin' ity tany ity.Mbola hisy foana ve ny influences negatives mbola harahin' ny olona kondrana sy kirina @ zavatra tsy tokony hidirany ohatry ireo firenena afrikana ireo ka mbola mampihatra ny Francafrique , ny GBafrique ,ny Portugalafrique ,ny Espagneamerique latine etc... ?
Ny hamabibadihana ny lasa hono hitsinjovana ny ho avy, ary tokony ho tadidinareo izay miseho azy ho avara-pipizana ireo fa misy logique mahery tsy laitran' ny katraka miseho eto ambonin' ity tany ity ,ary tsy mila olona tsy manana ny hazon-damosina sahy mijoro @ maha malagasy azy ny firenena fa tsy hanara-drenirano ohatry ny afrikana tsy ankanavaka , tsy mila mpivarotra tanindrazana sy mpanao fairano ny harena voajanahary ho an' ny taranakay akory izahay , ka hanaikinaiky foana @ tsy antony ny fanalàna baraka ataon' ireo malagasy sasany ny firenena manoloana izao tontolo izao.Ary indrindra indrindra ireo mpanohana ny asan' ny SADEC é ! GIC é ! ONU é ,ny ôry é , ny ôra é ,... !! dia inona koa ny manaraka avy eo ?
Tsy maintsy miravina io fahasahiranana malagasy io ao anaty 2taona farafaharatsiny na dia hisy aza ny mpanao ankaso.!!!
Vavaka ho an' ny firenena izany , vita !!!
:twisted: :twisted: