Ahoana ary ity

1. klitika ( 28/08/2009 02:32)
Raikitra ve sa ahoana eh? Maputo 2, sa mbola asiana Maputo 3 indray?

Voatery niantso vonjy tamin'i Maman malala indray i TGV ny hariva manontolo. Mba asaivo misara-nono amin'izay io akamako io.

Sao dia tokony izay tavela aty an-tanindrazana no hitondra ny firenena fa tsy mamely ny Maputo?
novalian'i pikatti ny 28/08/2009 06:13
2. pikatti ( 28/08/2009 06:13)
Voatery niantso vonjy tamin'i Maman malala indray i TGV ny hariva manontolo. Mba asaivo misara-nono amin'izay io akamako io.

i bitrovoalavo nga mbola tsy mahazaka karôty ,kay mbola ronono klé :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0732