Aiza i Odon sy ny Katolika eh? Efa zatra mamita-bahoaka ve e

1. klitika ( 30/04/2009 19:01)
Tadidin-tsika tsara izao, fa tamin'ny volana Febroary sy Marsa raha nisambotra an'ireo mpanao barazy ny miaramila dia nampiaka-peo ny Katolika sy Odon hoe: "Atsaharo ny fisamborana sy ny famonoana"

Nefa firy izay no efa maty sy nosamborina rehefa nahazo toerana ilay kanton'alika TGV?

Mba niteny ve i Odon sy ny Katolika?

Arotsay ny rakitra raha mbola anao
novalian'i jasa ny 02/05/2009 14:48
2. Noue ( 30/04/2009 19:43)
[size=60]Et c’est dans cette ligne que je vous adresse cette question : ‘‘Est-il vrai, Monseigneur, que, dans un passé récent, vous avez convoqué des personnalités notoires originaires des régions du Betsileo, et que vous leur avez clairement et directement dit qu’en tant que BEtsileo vous avez ras-le-bol de ces Merina et de ces Protestants, et que vous haïssez particulièrement le Président Marc Ravalomanana ?’’ Et vous avez demandé aux personnes présentes de se donner les mains pour combattre les Merina et les Protestants sous la bannière de la très Sainte Mère Eglise et sous le leadership d’un des nôtres, à savoir Monsieur le Maire d’Antananarivo Andry Rajoelina qui, bien qu’Merina, a l’excuse et le mérite d’étre un fervent et irréprochable catholique, tout ceci sous la sainte bénédiction du Vatican et sous la bienveillance et le soutien non seulement politico-moral, mais aussi ‘‘matériel’’, de l’ancienne Mère Patrie. Cette réunion se serait tenue à l’Evéché d’Andohalo vers le dernier trimestre de 2008[/size]

mazamazana ihany ny zavatra voalaza ato

http://www.topmada.com/2009/04/lettre-ouverte-a-lattention-de-mgr-odon-razanakolona/
3. fijo ( 30/04/2009 19:53)
aza hafangaro wa ny katolik asy odon,i odon no manao ny ataony,de izy atao resaka
4. Noue ( 30/04/2009 20:01)
tsy oe hafangaro @ politika anie ilay izy eee!! ny zavatra tsy rariny nataony no mahatonga ny olona hametraka fanontaniana koo
5. klitika ( 30/04/2009 20:14)
fijo:

aza hafangaro wa ny katolik asy odon,i odon no manao ny ataony,de izy atao resaka


Dia nahoana no manaraka izay lazainy ny kanton'alika rha tsy mifangaro ireo?
6. Belle ( 30/04/2009 20:28)
Marina ny an'i Fijo. Izy (Odon) mivatana ametrahana ny fanontaniana fa tsy ny katôlika rehetra.

Aza atao bambaray, fa raha olona iray tao Alasora no nangalatr'akoho, tsy tokony ny rehetra ao no hotondroinao fa mpangalatr'akoho koa! Raha ny rain-jaza na ny reniny no mamosavy ohatra, tsy ny zanany fito rehetra akory no holazaina fa mpamosavy toa azy koa.

Anisan'ny toe-tsaina tsy mampandroso antsika koa io manao safobe-mantsina io ka tsara hodinihana. Fialàna andraikitra no vokatr'io mantsy avy eo.
7. tafondro ( 30/04/2009 20:29)
Ka efa nolazaina fa ny fivavahana tsy azo afangaro @ politika dia mbola nanao ny nataony ihany ny mpanararaotra , mino marimarina aho fa mbola be ny olona nanosika an' i Odon hanatanteraka ny sitrapony t@ alalan' ny kolikoly sy ny sisa ka nahatonga azy t@ toerana fankahalàna ny merina toa izao .Mbola mila fanadihadiana misimisy izany Noue !
8. locl ( 30/04/2009 20:33)
Tena dégouté tanteraka aho na dia Katôlika aza e! Fa inona no nahatonga an'iny rangahy iny hoatr'iny??
9. xxx ( 30/04/2009 20:45)
Nitetika ny ahazo prix Nobel de la paix hoatran'i Mr Desmond Tutus ny Afrika atsimo io (Pastera) Odon io ka tsy nahomby le tetika fa lasa nivadika horreur le paika fitiavan-tena fa voafitakin'ny Andry malama loha ny anao é,izao mipirina fa sao lasa sesi-tany eo
10. xxx ( 30/04/2009 21:52)
Noue sy Kilitika>
Tena hita marina ianareo roa fa tia tanindrazana! tohizo fa tsara ary mahafinaritra.

Toa mbola tsy ampy loatra ilay adin'i ra8 sy Andry ka aleo vohizina koa ny adim-poko sy ny adi-mpivavahana amzay mafana tsara ny tanana???

Azaonareo ampidirina koa ny adi-tasaranga fa mety mahasoa. antsika :-D :-D :-D
11. ravalotgv ( 30/04/2009 21:55)
asio gerampivavahana kely eto madagasikara aloha eeee
mety milay an
ary le capsata ve mpanompo sampy sa protestanta sa katolika sa jiosy

sniff
tcroufff
12. xxx ( 30/04/2009 22:00)
capsat mpanompo sampy ,mpanompo ny andry tgvenadrana
13. ravalotgv ( 30/04/2009 22:18)
sampy io ko
zao zao lery afaka mipeka ze reviny
sniff
tchrouff
ra mialy aza lasa any @ le kofiboainy mpanao x iny

sniff
tcroufff
manao valifaty lery fa tandroana izao ny vazaha satria sipan i mialy vazaha

sniff
tcroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
14. klitika ( 30/04/2009 22:19)
xxx:

Noue sy Kilitika>
Tena hita marina ianareo roa fa tia tanindrazana! tohizo fa tsara ary mahafinaritra.

Toa mbola tsy ampy loatra ilay adin'i ra8 sy Andry ka aleo vohizina koa ny adim-poko sy ny adi-mpivavahana amzay mafana tsara ny tanana???

Azaonareo ampidirina koa ny adi-tasaranga fa mety mahasoa. antsika :-D :-D :-D


Fa ho anao ve ilay fiiakely sy ilay manao havana raha misy patsa no ataonao hoe fitiavan-tanindrazana?

lazao raha tsy misy ady ara-pinoana eto Madagasikara, saingy atao ady an-kenamaso sy fiatsarambelatsihy no betsaka dia mody sarotsaromana amin'ny fanomezana fripy sy ny vovo-dronono?
15. xxx ( 30/04/2009 22:21)
Fa angaha moa tsy efa gera-pivavahana no miseho fa tsy alaoky ny vava fotsiny e! Ra8 protesta # Andry katolika. de i Odon betsileo katolika# ra8 merina protesta. Kristianina mangarom-b... aby anefa nareo ireo.

Noue sy kilitika sy izay mitovy hevitra aminy. Mbola maro be ny zavatra azonareo voizina mba hampifandrafy ny Gasy amizay tafaverina hainga i ra8 cheri-nareo.

Ataovy maromaro ny copie coller oooo!!!!
16. klitika ( 30/04/2009 22:26)
xxx za leitsy mangarona isaky ny mikapa, fa tsy milelaka ohatran'la akory
17. xxx ( 30/04/2009 22:28)
za mileleka fa ela mitelina
18. Noue ( 01/05/2009 07:31)
19. ravalotgv ( 01/05/2009 08:28)
:-D :-D :-D :-D :-D
20. jasa ( 02/05/2009 14:43)
tsarovy fa ny katôlika dia ny marina sy ny madinika ihany ny azy, aza hadino koa fa nareo ihany no nanakana an'i Odon monseigneuranay tsy hiteny, ko nony tsy miteny izy zay vao mitaraina eo, olona mandinika ireny ka vao miteny ianao dia tsy misy miafina aminy ny amponao lo sy feno kalalao!!!!!!!!!!! mahereza mandrangitra fa izahay tsy ho rangitra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.303