Aiza i Odon sy ny Katolika eh? Efa zatra mamita-bahoaka ve e
21. jasa (
02/05/2009 14:48)
Tahaka ny inona no ompa nataonareo an'iny eveka iny fa moa ve no katôlika taitra tamin'izany; hatramin'izao anefa mbola mitohy ny ompa sy ny fanenjehana azy, fa tsy mitsahatra mivavaka ho anareo izy. fa i pasitera vao natao indray mandeha hoe: ataonay mihinana ny amininao ianao an! dia efa ohatran'ireny inona ireny aiza ny fanetren-tena????????????????????