10.000 ha pour DRT, chimie

1. klitika ( 12/04/2009 01:25)
Dia rehefa anay ny toerana dia afaka mivarotra an'i Madagasikara ambongadiny izahay

Ahahahahhaha
novalian'i pikatti ny 12/04/2009 21:57
2. xxx ( 12/04/2009 01:46)
Na ho varotan'ialahy hatramin'ny habakabak'i M/car sy ny taolam-balo rehetra aza tsy maninona e! :-D :-D :-D
3. tovolahy007 ( 12/04/2009 02:33)
Mampalahelo ilay GASIKARA. Fiovana hono nefa toa ny nataon'ny teo ihany no ho ataon'ny eo @ zao, fa maninona?

Ny taolambalo anie ka efa betsaka ny lafo ra xxx e.
4. Hinagasy ( 12/04/2009 03:26)
Angamba kosa ireo izay tena nanenjika an-DRa8 tamin'ny didy jadona sy ny DAEWOO hikiakiaka na teto amin'ity sehatra ity na tany ankafa koa amin'ity fivarotana tanindrazana ataon'i HAT ito, fa raha tsy izany toa ny tsangan'olona no tompoina sy hankalaina fa tsy ny tanindrazana no himasoana.
5. xxx ( 12/04/2009 03:51)
Fa angaha moa raha manotany ny Vorum hoe sao dia misy tany hofaina eto M/car dia midika izany fa nekena sy efa raikitra ny accord???
Ny an'i ra8 anie dia efa nekeny ny hirosoana @ zany fa ny fanantanterahana no tsy raikitra e! Raha hanaiky an'io ny tgv dia vita koa ny aminy.
6. Hinagasy ( 12/04/2009 03:53)
Ny DRT dia efa nahazo tany 10 000 ha fa tsy haiko ity VARUN.
Ary amin'izao fotoana izao indrindra no tokony hikiakikaka isika hoe aza omena ny tany sao diso tara eo !
7. xxx ( 12/04/2009 04:04)
Ka alefaso ary ny hiaka fa inona ary no andrasana e! Porofoy dia atao toy ny nanaovana an'i ra8 koa.
8. Noue ( 12/04/2009 06:34)
http://www.latribune.fr/entreprises/tpe-pme/176989/drt-securise-ses-approvisionnements.html
9. Mirananirina ( 12/04/2009 08:27)
tratry ny paka kilitika a,
Dia rehefa anay ny toerana dia afaka mivarotra an'i Madagasikara ambongadiny izahay

Ka azy ary ny toerana ko,izay tiany ihany no tsy maintsy ataony.Fombany gasy sasany io fa tsy ny rehetra kosa aloha e.
Na ho varotan'ialahy hatramin'ny habakabak'i M/car sy ny taolam-balo rehetra aza tsy maninona e!

xxx, :) :) :) :) iny indray no tsy takatro marina
,
Fiovana hono nefa toa ny nataon'ny teo ihany no ho ataon'ny eo @ zao, fa maninona?

Ka io no hirahiraiko foana eto hoe VALIFATY ny azy fa tsy fitiavatanin-drazana.
10. KALACK ( 12/04/2009 21:14)
aza mimenomennnn fa ny tsy fananana vola ihany no nahatonga io fampanofana tany io sady ts amidy io fa hofain hambolen fotsiny ee,,, fa ny saik hataon dravalo sy mbol mety hataon rah tafavern eo iz de innnn ???? hivarotra ny 1/3 n'i M/car mits ,,,, sady avereno aloh ny vola rehetr nangalarina tao am volampanjakana tao fa amzay zao no ts hananan vola io
11. pikatti ( 12/04/2009 21:57)
KALACK=andrywui mitapy ve elah ry tsy vanona ty a!!
tsisy hambolena zany na hahofa leity a,rsfa tsisy vola de ndana daholo nareo mianakavy milahatra makany @ capsat :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0502