Asa vaovaon'ny filoha
1. klitika
(
19/11/2009 18:04)
Asa vaovaon'ny filoha
Manatitra karama etsy sy eroa
Sirama brickaville
Sucrerie Nosy Be ellville
Fa lasa tresorier koa nga i TGV eh
Manatitra karama etsy sy eroa
Sirama brickaville
Sucrerie Nosy Be ellville
Fa lasa tresorier koa nga i TGV eh
novalian'i xxx ny 21/11/2009 00:05
5. Papoose
(
19/11/2009 19:37)
ETO FOANA RE RY XXX FA PAPOOSE DE TSY HITAN'NY NGEZAA AA!!! TSY DE TARANJAKO LOATRA LE MIOVA PSEUDO ALOHA H@ ZAO :wink:
6. fijo
(
19/11/2009 22:22)
eny wa ry areo,de avy eo koa hanao mpanatitra taratasy ny sipa avy amin'ny minisitra,izay kosa tena hainy ngamba ka
7. xxx
(
19/11/2009 22:37)
tgv pd mpileleka ny bitin'i roindefo sy satanier fotsiny,izay koa mba asany lery ,bandy vendra poury ohatran'ireny ve rangaha no lasa president ,fa tena efa lasa vendrana mihitsy ny gasy e
9. ratavao
(
20/11/2009 14:20)
zay ray ianareo mpilelaka e! arakaraky ny hanaratsianao azy vao maika mitombo ny voninahiny.
Enao amin'io reraky ny marary aina aminy
Enao amin'io reraky ny marary aina aminy
