Asa vaovaon'ny filoha

1. klitika ( 19/11/2009 18:04)
Asa vaovaon'ny filoha
Manatitra karama etsy sy eroa
Sirama brickaville
Sucrerie Nosy Be ellville

Fa lasa tresorier koa nga i TGV eh
novalian'i xxx ny 21/11/2009 00:05
2. fozabe ( 19/11/2009 18:26)
vive tgv notre president ,lasa nakany nossy be any e
3. Papoose ( 19/11/2009 18:38)
raikitra ve ny filistena eee!!
4. xxx ( 19/11/2009 18:47)
TAIZA PAPOOSE IZAY INDRAY VAO HITA SA NIOVA PS FOTSINY :*
5. Papoose ( 19/11/2009 19:37)
ETO FOANA RE RY XXX FA PAPOOSE DE TSY HITAN'NY NGEZAA AA!!! TSY DE TARANJAKO LOATRA LE MIOVA PSEUDO ALOHA H@ ZAO :wink:
6. fijo ( 19/11/2009 22:22)
eny wa ry areo,de avy eo koa hanao mpanatitra taratasy ny sipa avy amin'ny minisitra,izay kosa tena hainy ngamba ka
7. xxx ( 19/11/2009 22:37)
tgv pd mpileleka ny bitin'i roindefo sy satanier fotsiny,izay koa mba asany lery ,bandy vendra poury ohatran'ireny ve rangaha no lasa president ,fa tena efa lasa vendrana mihitsy ny gasy e
8. ndotofetsy ( 20/11/2009 07:38)
:^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. ratavao ( 20/11/2009 14:20)
zay ray ianareo mpilelaka e! arakaraky ny hanaratsianao azy vao maika mitombo ny voninahiny.
Enao amin'io reraky ny marary aina aminy
10. xxx ( 21/11/2009 00:05)
tgv pd mpileleka ny bitin'i roindefo sy satanier fotsiny

o^o o^o :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0433