Lasa ny saka dia tonga ny kary
1. klitika
(
19/07/2009 13:02)
Izay no famintinana ny zavamisy eto an-tanindrazana izao.
ny Mainland mining dia afaka manondrana ny harena ankibon'ny tany tsy mandalo fadintseranana nefa ny QMM sy ny Sheritt ataon'i Mario hazalambo.
Ny vato sy ny hazo natao saisie voalaza fa tsy ara-dalana dia efa voahondran'i HAT Alain tsy misy fe-petra.
Ny vanille dia gamoina amin'ny 2.000 ar ny manta, izany hoe 20.000 ar ny masaka raha be indrindra amin'ity taona ity.
Ny vary gamoina amin'ny 200 ar ny akotry, hany ka tsy mety mivaro-bary intsony ny tantsaha, fehiny lafo foana ny vary satria tsy misy vidiana eny ambala.
Ny HAT mikarama 40.000.000 FMG nefa ny mpampianatra eny ambala efa nahazo filazana fa mety tsy ahazo karama amin'ity volana ity.
Vokany: mihena dia mihena ny fanjifan'ny olona, hany ka na ny mpitatitra na ny mpivarotra dia samy mahatsapa fa nihena avo sasaka ny fidiram-bola nanomboka ny volana Jiona lasa teo. Miezaka manentsina ny banga eo amin'ny kitapom-bolam-panjakana ny Karana sy ny Frantsay saingy efa mitaraina ny Karana namana fa toa tsy ho araka intsony ity raharaha ity fa toa tsy araky ny miditra ny mivoaka.

répondu par xxx le 21/07/2009 03:13
4. patrick2002
(
19/07/2009 17:32)
Ny HAT mikarama 40.000.000 FMG nefa ny mpampianatra eny ambala efa nahazo filazana fa mety tsy ahazo karama amin'ity volana ity
Efa hoe coucher :-@ :-@ klitika coucher ,tena tsy mety miala @ maitre ny ity ,angalako karavasin`ny penguin eo ah!
6. xxx
(
21/07/2009 03:13)
Ilay 700.000.000 FMG isaky ny Officier nomen'ny HAT dia efa nividianana 4x4 ka mila vola indray ry zareo mba hividianan-dasantsy. Ny vola anefa efa ambivotra fa ilay sisa tahiry tao amin'ny banky foibe efa najifa. Dia manomboka mitaraina ireo miaramila madinika fa toa tsy ho efa ny karamany amin'ny volana ambony.
Ny savonnerie tropikala sy ny Katolika tsy afaka mandoa ny kitapom-bola tsy ampy amin'ny fanjakana, ka dia voatery izy mivarotra hanina lany andro ho an'ny Malagasy. Ankizy am-polony maro no indray naiditra hopitaly tamin'ireo mpianatry masera tany Fianarantsoa. Fromazy sy dobera lany daty an-taoniny no aparitaka eto amin'ny tsenan'Antananarivo ary misy daholo ny elankela-trano. Soa aloha fa tsy revo amin'ireny ny vahoaka satria ny fromazy avy any Antsirabe mbola mora.