Ny Katolika no manohana an'i TGV

1. klitika ( 21/03/2009 19:58)
i Odon mihintsy no tonga teny Mahamasina. MAzava be ohatry ny karatr'i Naivo
répondu par rakaroka le 22/03/2009 16:55
2. ifiona ( 21/03/2009 20:07)
sao dia mba tokony atao hoe Odon irery kosa e, fa tsy ny Katolika rehetra.
Manjary lasa adin'ny katolika sy ny protestanta ndray mantsy izy ty.
3. Noue ( 21/03/2009 20:10)
klitika:

i Odon mihintsy no tonga teny Mahamasina. MAzava be ohatry ny karatr'i Naivo
mais biensur ! sady izy irery no nitonatonana teny


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: mahamenatra ! zany ve no mba atao oe mpitondra fiangonana ?? ohatrinona indray no azon'i ody (odon manko eee) tao zao ?? ragidro tssss
4. xxx ( 21/03/2009 20:30)
HO AN i kilitka fohy fisainana

TSY TSARAINA AMIN'NY HABETSAKY NY FAHATONGAVAN'NY OLONA I ODON FA TSARAINA AMIN'NY FINOANY :twisted:

Ndàna ianao maka sasatra
5. Samoana ( 21/03/2009 20:31)
Safidin'olon-tokana io fa tsy azo atao safo be mantsina :wink: . Efa tsisy chance ho lany papa ihany de mihazakazaka miady toerana sao mba mandrimandry ny rettraite :-D
6. xxx ( 21/03/2009 20:37)
fa angaha tsy ny mpiandry ?????? :-D :-D :-D :-D
7. Andribe ( 21/03/2009 21:32)
de ahoana ny fivavahana sasany sy ny tsy mpino amizany sa asiana geran ny fivavahana kely aloha :roll: :roll: :roll: :roll: :roll:
8. tovolahy007 ( 21/03/2009 22:19)
Efa tsy ampy azy tsony hony le rakitra isan'alahady e, de aleo mba mitady hevitra afa de izao no hitany fa mety . hahaha. Maty aho kalisiko marina.
9. Andribe ( 21/03/2009 22:28)
nde hilatsaka misionera ndray zany koa sao de mba mahazo fnanambe :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
10. dadabe ( 22/03/2009 05:44)
mahamenatra be le fomba fisainantsika mamaly hevitra eto ......hita ho mirefarefa @ tany . dia maninona izao izy Ray amnadreny be sahala @ iny rah toa ka mamonjy ny toerampivoriana izay tiany ?ka raha izaho izao no tany dago dia namonjy teny mahamasina aho dia avy eo nakany ambohijatovo.. tsy hitako zay olana, samy m,alagasy ireo.. ny hampandrosoana ny gasy sy ny hanarahana ny teknolojia haingana no tokony hatao.

ny tenako eto chine efa ho 5 taona , te hanondrotra an'i gaikara keliko aho , tsy raharahako izay mpitondra eo na iza na iza fa manao izay tanbdrifiko aho, Andrimanitra irery no aoka hitsara ahy

misaotra betsaka

NB: zah tsy miafina ambadiky ny xxx
11. tywa68 ( 22/03/2009 12:08)
dadabe : marina ny anao ! samia manao ny adidy tandrify azy ary am-pahamarinana fa ts mandany andro mifanenjika eto.
12. rakaroka ( 22/03/2009 16:55)
Fiheverako, satria angamba propesta Ra-8, dia izany koa no mahatonga ity fijery . 'za propesta fa tsy manohana an-Ra8 no "manohana" an'i TGV @ lé "sens" "tohanana " ny tsy mety ataony ka! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0467