Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
radomalala
(
29/01/2009 04:43)
magataka tonokira e
MBA MANGATAKA ILAY TONONKIRA HOE " AUX CHAMP ELYSEES" FA MBA MANGETAHETA E!
DE MIANDRY SADY MISAOTRA MIALOHA E BYE2
VELOMA DRAY
...
tohiny
novalian'i ni81 ny 29/01/2009 06:16
bozyboleta
(
29/01/2009 04:40)
Mpamosavy mpanararao-paty sady mpilalao faty
Rehefa nolazain'i andry rajoelina fa tsy avy taminy ireo olona nandoro sy nandroba, dia izao nasandrany ho mahery fo sy maritioran'ny tolona ataony indray ilay mpanafika ny MBS izay MATY voatifitra te...
tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 11:52
klitika
(
29/01/2009 04:25)
Lasa ho'a ny saiko
Lasa ho'a ny saiko hoe
Raha hianatra izao ny zana'ialahy ry TGV amin'ny herinandro raha miverina milamina ny raharaha. Dia mety akorain'ny mpiara-mianatra aminy izy hoe: "Dadanareo le nitarika ny 1...
tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 13:00
patrick2002
(
29/01/2009 02:15)
miomana ra Malagasy ,hividy vary 15 000 fmg/kg
Araky ny vaovao hita t@ Midi-Madagasikara dia nisy sambo 2 nitondra vary tao @ port Tamatave fa naverina ,Tsy hay inona no hamerenana azy ,iza no nanome baiko .
Fa amiko izany dia bizna avo lent hoy ...
tohiny
novalian'i patrick2002 ny 29/01/2009 12:00
patrick2002
(
29/01/2009 01:49)
d"apres le ministre des affaires etrangeres Francaise ,
D'apres le ministre des affaires etrangeres francaise ,les auteurs de trouble sont identifies ,chez Mr Rolland Ratsiraka et le General en retraite Directeur de cabinet de Andry Rajoelina confirme Mr ...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/01/2009 06:41
xxx
(
29/01/2009 00:39)
Ho an'ny FFKM
Isaorana lehibe ianareo RR FFKM, nitsodrano sy nitondra anay ambavaka tamin'ny fiandohan'ny tolona.
Efa madiva ho vita izy izao, koa dia ny Tompo anie hitahy anareo mandrakariva.
Ary dia raho toa mo...
tohiny
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:22
lagoon
(
28/01/2009 22:21)
TGV ianao no tompon'antoka @ izao
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img292.imageshack.us/img292/1205/n13152326942597254865bz1.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img292/n13152326942597254865bz1.jpg/1/][IMG]http://img292.i...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 29/01/2009 09:25
xxx
(
28/01/2009 21:50)
Lasa izao eh, tsa mipoly koa
Zandrikely an
Lasa izao, izao dia izao TGV, GVTD.
Ataovy milay ny ekipa zandry an.
Tsy matahotra olona hono nefa olona 50 aza naharava azy tsy nahita atao fa nangasihasy fotsiny
Karakarao fa mivor...
tohiny
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:23
sitlo
(
28/01/2009 21:49)
iza no efa nihinana alika?
Nisy vietnamianina namako izay dia alika hono no kaly tiany indrindra. Nefa ny antsika ny alika toa mandehandeha fotsiny. Iza no efa nanandrana dia milay be marina ve? Dia ahoana no fahandro azy?
S...
tohiny
novalian'i raozigasy ny 20/04/2013 22:43
rasera
(
28/01/2009 21:06)
fomba fiady efa hita fa mila mitandrina ny malagasy
fomba fiady efa hita fa mila mitandrina ny malagasy. misy mpandroba efa vonona (TTS) inona no vokany, fampiadiana an-trano fanakorontanana sns.. iza no hiverina eo i Radidy indray? ny azy aza tetezana...
tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 10:05
xxx
(
28/01/2009 20:45)
10.000 chômeurs et des milliards d’ariary pillés, volés
Si vraiment Rajoelina n’est pas l’auteur de ces actes, c’est seulement maintenant qu’il découvre les dégâts humains et matériels qu’il a générés. Et même intentionnel, au vu de son Ã...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 09:10
lemenakely
(
28/01/2009 20:04)
Hita niharihary izao ny fanaovana COMPOSE ny pôlitika ....
Ny ahy aloha ny fijeriko azy tsy tongatonga ho azy izao zava-misy izao fa nisy chroniques,sahala @ aretina iray!
Raha tena olona nandinika dia efa hitahita taratra teny @ 13mai ny toetran ingahy R...
tohiny
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:25
niryna
(
28/01/2009 18:51)
Aiza ny hendry? Aiza ny mpanora-dalà na?
18 Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena.
19 Fa voasoratra hoe:"Hofoanako ny fahendren'ny hendry, ary holaviko ...
tohiny
novalian'i niryna ny 01/02/2009 22:28
tolipy
(
28/01/2009 18:43)
sady tsy tgv,tsy R8, tsy ratsiraka, olombaovao hatolotra
eny aleo tsy hiady antrano, nefa toa tsy mahita marimaritra hiraisana, dia aleo olonkafa no fidiana,sarotra izany fa mila fandiniana, ianareo mety mahita soso-kevitra mitombona, olona haroso fa efa le...
tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 18:07
lazounet
(
28/01/2009 18:25)
Ajanony ny korontana é
Mampanaonao foana.
http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/x86doz_touche-pas-a-mon-peuple_news...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/01/2009 12:38
salopard
(
28/01/2009 18:17)
BLOG: A qui profite la casse? HERY HORS-LA LOI
RARANA NY MITENY FRANTSAY ETO AMIN'NY SERASERA INDRINDRA FA I HERY NO MAMPIRISIKA NY FITENENANA FRANTSAY
Vakio hono ny blog-ny DotMG, hoy i HERY. teny frantsay variraraka ny ao.
Izay ataoko aza...
tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 29/01/2009 08:25
xxx
(
28/01/2009 18:03)
Ho tonga anie i Deba sy Pierrot
Ho tonga anie i Deba sy Pierrot
Merci bandikely
Karakarao fa mivoraka...
tohiny
novalian'i xxx ny 28/01/2009 22:00
badboy
(
28/01/2009 17:40)
Tonga ny fotoana hanovana tanteraka ny fomba fanaovana pôlit
Tao anatin'ny 18 taona monja, 1991 ka hatr@ 2009, dia 3 no isan'ny firotsahahna andalambe!! Midika izany fa mangataka fiovana ny vahoaka!! Mino aho fa ireo izay handray ny fitondrana @ izao fotoana iz...
tohiny
xxx
(
28/01/2009 17:35)
tgv sa ravalo?
Tsotra fotsiny no ho ambarako aminareo rehetra miady tgv sy ravalo ireo :
tsy mahafantatra ny mombamomba ny tgv aho fa i Ravalo kosa dia efa niharan'ny fikasany izahay mianakavy : efa saika namboar...
tohiny
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:26
xxx
(
28/01/2009 16:55)
Io io io io
TGV..
Alefa alefa
TGV
Io io io io io
OOOOOOOOOOOOO
Avy, AVI Ratsirahonana, Fa ianareo sy NyHasina no andrandraina izao.
Tongava, tongava ry Pierrot, mba hamerina hijoro ity tanintsika ity.
...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 28/01/2009 18:51
