Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Rafahafahana ( 29/01/2009 12:49)
Iza moa i Andry?
Andry Rajoelina ve? Ben'ny tanàna an'ANTANANARIVO renivohitra sady lehiben'ny MPANDRAVA an ' ANTANANARIVO renivohitra ihany koa, tsy zay ihany fa vitany koa ny nandrava sy nandoro ny foto-drafitr'as... tohiny
Ralaibozaka ( 29/01/2009 12:40)
Tsy vaha olana ny misambotra sy mampiditra am-ponja
Na gadraina i Andry, i Roland na i Dolin, raha mbola tsy miasakafo araky ny tokony ho izy ny vahoaka dia mandry andriran'antsy io fitondran'i Ra8 io. Ka na ho ela ny ho haingana dia mbola maneho ny ha... tohiny
novalian'i bezoky ny 29/01/2009 16:50
diamondra27 ( 29/01/2009 12:30)
fandaharana momban'ny prothèse dentaire 3 fevrier
HIsy reportage hono am jeudi 3 février 2009 am 20h35 ao am france2 momba ny resaka prothèses dentaires céramique fa tena misy bizna be izy io izay malaza be any usa ... tohiny
batotoa ( 29/01/2009 11:59)
Mihinana fen'akoho sy misotro jus glacé!
Io zava-misy @zao fotoana io zany de zao e! Vendrana ny vahoak malagasy satria nahoana oy enao? Satria zao; mikabary sy mandray fitenenana 30minitra i TVG na i R8 de avy eo izy mihinana fen'akoho sy ... tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 14:42
nyavo2000 ( 29/01/2009 11:17)
MATY MAY SY NIANJERAN'NY TRANO TSY MISY VIDINY @ TGV
Mahagaga ihany ny lohan'ny TGV sy andry Rajoelina, manao mizana tsindrian'ila amin'ny famonoana olona nataony. Voalohany ny fandehanana teny @ MBS: hanao inona teny ==> valiny handoro, handroba (ts... tohiny
novalian'i yvonKEL ny 29/01/2009 14:43
andrywui ( 29/01/2009 11:03)
Ny mpananararaotra no tsy voafehy fa tsy ny TGV
Aleo mba hamaly fa toa diso lalana isika rehetra ka miteniteny foana !!! iza no milaza fa ny TGV no nibaiko hoe : ROBAO!! DOROY!! Iza no sahy hilaza fa nisy baiko anzany teny ankiaja na teny anaty ol... tohiny
novalian'i andrywui ny 30/01/2009 09:25
xxx ( 29/01/2009 10:52)
TGV... sao dia mitsaoka eo ...fa efa voaray ny avance a...
Andry....Tandremo sao de mitsoaka fa efa voarainao ny AVANCE, sady efa mazava ny fifanarahana; misy ny taratasy sy ny vavolombelona.... tohiny
novalian'i molota ny 03/02/2009 14:25
diana ( 29/01/2009 10:35)
Rajoelina:l'idiot utile
l'idiot utile: (ou nuisible selon le côté où on se place) personnage au comportement souvent avantageux, qui ne comprend rien à la situation ni aux manipulations dont il est l'objet et qui en fait... tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 11:32
xxx ( 29/01/2009 10:10)
Fandotona saina
Tandremo ry lereto fa betsaka ny manambotra saim-bahoaka eto mba hitohizan'ny finanan-dry zareo. Manao antsika ho tena [b]bado[/b] mihitsy ry zareo amin'ny zava-misy izao. Miatomboka amin'ny N..e, sy ... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 13:35
roxanaha ( 29/01/2009 10:06)
MADAGASCAR PARMI LES 44 MEILLEURES DESTINATIONS POUR 2009
Madagascar parmi les 44 meilleures destinations pour 2009 (12-01-2009 ) - Les actions de promotion de la destination Madagascar ont porté leurs fruits. Le très sérieux journal new-yorkais The New ... tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 12:27
xxx ( 29/01/2009 09:25)
Mbola aita asa v?
Oh ry reto a, 10.000 isan'andro ny salan'isan'ooul very asa hatram latsinaniny. Lasa chômage technique. Ny oul maty koa eo ho eo am 25-30 isan'andro eo ho eo. Ny invest lasan pagalatra, nosimbaina ar... tohiny
novalian'i majakely ny 29/01/2009 11:16
Noue ( 29/01/2009 09:00)
fa inona ity nataonao ry tgv ?????
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray. Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny am... tohiny
novalian'i tashaa ny 29/01/2009 18:00
Noue ( 29/01/2009 08:28)
lojikan'ny fifandonana
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray. Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny am... tohiny
novalian'i Noue ny 01/02/2009 17:42
ragaldybe ( 29/01/2009 08:05)
dia ho lasa fanao tokoa ve izao e ? fandrobana tsisy farany
efa mandeha izao ny viva miodikodina letsy (mahaleo) ny hira mandeha ao izao tena miodina tokoa satria ho lasa fandrobana fananan'olona tsy manatsiny indray izao no fandehan'ny fiainanan eto Madaga... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2009 14:07
Noue ( 29/01/2009 07:56)
TRES URGENT Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA »
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray. Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny am... tohiny
novalian'i ranjasoa ny 29/01/2009 14:01
ni81 ( 29/01/2009 07:38)
Feno ny tranom-paty
MORGUE HJRA. Hipoka tanteraka ny tranom-paty etsy amin’ny hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona Ampefiloha. Faty 46 tsy misy maka Tsy hita intsony izay hasiana ny razana ao amin’ny tranom-... tohiny
novalian'i ainaheri ny 31/01/2009 08:46
bounany ( 29/01/2009 07:36)
TONDROM-PEO N'NY AMBONDRONA
Salut! mba mangataka ny tondrom-peo n'ny hiran'ny Ambrondrona le hoe LEO. Misaotra mialoha!!!!!... tohiny
penguin ( 29/01/2009 07:24)
Madagasikara tsy mbola nanova Filoha
Marina fa ao anaty saritaka ny Firenena na izany aza tsy mbola nisy nanova Filoha izany. Ny TGV miaraka @'i Roland Ratsiraka sy ny mpanampy azy dia mitarika ny olona haka fitondrana fa tsy mbola tompo... tohiny
novalian'i penguin ny 29/01/2009 13:40
xxx ( 29/01/2009 06:41)
Madagasikara tsy misy filoha!!!!
Eto @ ilay fotoana sy toerana tsy misy filoha izao ny tanitsika. I ra8 tsy hita hoe filoha intsony, tsy manome baiko,mangina, manjavona aza indraindray. Etsy andaniny kosa i Andry izay nanohitra di... tohiny
novalian'i mion ny 29/01/2009 09:05
klitika ( 29/01/2009 05:28)
Lasa ho'a ny saiko
Lasa ho'a ny saiko hoe Raha hianatra izao ny zana'ialahy ry TGV amin'ny herinandro raha miverina milamina ny raharaha. Dia mety akorain'ny mpiara-mianatra aminy izy hoe: "Dadanareo le nitarika ny 1... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.2103