lojikan'ny fifandonana

1. Noue ( 29/01/2009 08:28)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
novalian'i Noue ny 01/02/2009 17:42
2. xxx ( 29/01/2009 13:53)
Mampalahelo izao zavatra izao kanefa matoa natao hitranga dia hananantsika Malagasy fahatsiarovan-tena satria hita miharihary izao ilay Devoly tokony holavina. Raha mbola manjaka izao fifanarahana izao dia mbola fanjakana tsy miorina eo anatrehan'Andriamanitra izao. Fahavetavetana no ipetrahan'izao fitondrana heverin'ny demokrasia izao. Mazava ny resaka koa miangavy antsika hanetry tena hibebaka ary hivavaka ho an'ny fahavalontsika. Mety hotsidihan'ny Fanahy Masina angamba izy. Ny olompirenena mivavaka tokoa amin'ny fony manontolo kosa dia aoka hanetry tena hivavaka mangina ho an'ny tsirairay avy. MAsina anie ny anarantsika Malagasy e! sady manomboka amin'ny Ra na Andria ny ankamaroany. Iangaviana mba tsy hovetavetaina ny fahamasinana fa hamono antsika ho any amin'ny Helo. Tandrovy ny Soa Toavina izay natao tsinontsinona ary aoka samy hiaiky fa DISO eo anatrehan'Ilay Andriamanitra Tsitoha.
Jesosy o! Arovy ity Firenena voafidinao ity. Amen
3. Mirananirina ( 31/01/2009 15:11)
o ry Noue a ,1 km ve
4. Herimiafina ( 01/02/2009 17:22)
Io retsy ry Noue tsy resaka hetahetany manokana fa tsy mahavita an'ireny izy raha tsy misy mpamporisika matanjaka ao aoriany! :^)
5. xxx ( 01/02/2009 17:40)
[quote=Noue]
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
6. Noue ( 01/02/2009 17:42)
:arrow:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0904