Fandotona saina

1. xxx ( 29/01/2009 10:10)
Tandremo ry lereto fa betsaka ny manambotra saim-bahoaka eto mba hitohizan'ny finanan-dry zareo. Manao antsika ho tena bado mihitsy ry zareo amin'ny zava-misy izao. Miatomboka amin'ny N..e, sy H..y, no anarany sns...Ny manesika ny fivavahana moa etsy an-daniny ihany koa. Mody omeny info isika dia lazain'ny fa marina, amin'izany haveriny be dia be mba hiditra lalina tena lalina tokoa.
novalian'i xxx ny 29/01/2009 13:35
2. naughtyboy ( 29/01/2009 10:17)
efa mazava iny fa herimaina verimpo ny azy ireo mbo misy fanomezana kely nomen'A.tra antsika rehetra eto dia ny saina e mbo ampiasaina anavaka ny intox toy ny fanaon'izy ireo sy ny zvmisy,na hanova anarana aza ry zareo tsy olana satria mitovy foana ny fiasany ilay fanomezana ,misaotra ihany @ fampitandremana ,hafatro kely azy ireo raha tiany vahoaka i le 8 dradradrainy eto dia tsy mila pibilisité fa manaraka oazy ny olona ra tsy izay de efa tsy ilainy vahoaka tsony izany fa namadika ny fitokisan'izy ireo ka tokony hahatsapa tena hiala
3. diana ( 29/01/2009 10:18)
xxx:

Tandremo ry lereto fa betsaka ny manambotra saim-bahoaka eto mba hitohizan'ny finanan-dry zareo. Manao antsika ho tena bado mihitsy ry zareo amin'ny zava-misy izao. Miatomboka amin'ny N..e, sy H..y, no anarany sns...Ny manesika ny fivavahana moa etsy an-daniny ihany koa. Mody omeny info isika dia lazain'ny fa marina, amin'izany haveriny be dia be mba hiditra lalina tena lalina tokoa.
http://

Reny r'ise le atao we matrakage a! De ignorer io de samy vita!


4. xxx ( 29/01/2009 10:24)
ka io mihintsy ilay fomba fidiran'ny mpanjana-tany sy mpanja-tsaina ary ireo mpajana-bola teto Madagasikara.
RESAKA POLITIKA NO ETO FA TSY RESAKA FIVAVAHANA!!! misy toerana voatokana ho an'ny fivavahana ato @ serasera.
5. tsiafoi1 ( 29/01/2009 11:10)
Tena marina tokoa fa ny anay POLITIKAN'ny HILAMINANA raha izay no mahatsara ny fitenenana azy :

"Andriamanitra tsy tompon'ny fikorontanana fa ny filaminana"

Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
6. xxx ( 29/01/2009 11:38)
io ary fa mbola mamerina ihany, hihihi, mafy sofina a. d refa hiresaka an'zay, d ozy le mpitandrina zay ndray andro, ny toetra tsara ananan'ny devoly, d ny faharetana. toy izao ataon'ny mpanohana an'i le8 zao. maharitra ihany, na d efa alainy daolo aza ny fananany retraretra.
mazotoa manao devoly eo é. lazaivo fa diso ndray le nolazain'le mpitandrina. fjkm io mpitandrina lazaiko io an
7. Zokibenareo ( 29/01/2009 11:59)
Na inona na inona hevitra tsy mitovy dia ny fahendrena sy ny fifanajana iahny ny antsika eh!
Ny TGV iste aleo hanohy ny asa jiolahim-botony ohatr'izao hatao aty amin'ny forum izao. Aleo ho hitan'ny olona eo ny toetsainy.

Tena mapalahelo raha fitarihana olona ho faty toy ireny no hatao dia mbola tohanana ihany.

8. mion ( 29/01/2009 12:36)
e hôhô,
ny fanananay tsy ho alain' dra 8 zany ka! ho aiza eo izy , f'angà izy ambonin'ny lalàna. ny antsika de ny lalàna ihany, de tsy adino koa ny vavaka sy ny lalàn'A/tra. ka tandremo fa ny maha Malagasy iray antsika izao no misy manozongozona ary tsy ampy azy izany fa tadiaviny horavana hatram finoantsika an'A/tra ka hanabantibantiany antsika. Tandremo fa nahazo laureat t@ io fomba io ny devoly. Na mpitandrina izy na mompera ny finoanao an'A/tra fihino mafy foana fa fetsy be ny devoly raha hanao guerre psychologique
9. xxx ( 29/01/2009 13:35)
ngà marina zany le filazan'i xxx io ny momba ny devoly?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0332