Madagasikara tsy mbola nanova Filoha
1. penguin
(
29/01/2009 07:24)
Marina fa ao anaty saritaka ny Firenena na izany aza tsy mbola nisy nanova Filoha izany. Ny TGV miaraka @'i Roland Ratsiraka sy ny mpanampy azy dia mitarika ny olona haka fitondrana fa tsy mbola tompon'ny fitondrana akory hatramin'izao. Ny olona aza @'izao efa manomboka tezitra satria ny charbon, menaka, savony sns izay hilain'ny vahoaka andavan'andro no lasa manahirana taorian'io saritaka io. Mba tsy mahita ireo koa vé ny TGV sy Roland Ratsiraka sa nananterana izay nobataina tany amin'ireny vaky rehetra ireny. Tsy ny vahoaka Malagasy manontolo no namaky sy nibata izay fanan'ny vaky sy may trano nefa ny rehetra no sahirana izao.
[u]Hamaha ny fahantrana no atao fa tsy hitady olana saro-bahana ho an'ny vahoaka efa mahantra araka ny vetivetesina[/u].
[u]Hamaha ny fahantrana no atao fa tsy hitady olana saro-bahana ho an'ny vahoaka efa mahantra araka ny vetivetesina[/u].
novalian'i penguin ny 29/01/2009 13:40
2. tsiafoi1
(
29/01/2009 07:33)
Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.
Mbola tsy nisy fifidianana filoha vaovao aloa ha@'ny anio ....... Ravalo ihany aloa no légal

3. karavasy
(
29/01/2009 07:38)
Vao handray fitondrana Ra-8 dia nazera ny tetezana, nosakanana ny hevitra izay ahafahany miasa. Amin'izao ny famotehana izay vita no mety ahazoana ny fitondrana. Izay no hevitra haingana satria mbola lavitra ny 2012 sady vao mainka mahavita zavatra mihoatra izany ny fitondrana raha mijanona eo.
4. penguin
(
29/01/2009 07:43)
Jereo fa mandeha ny tsena Alakamisin'i Mahamasina ao sa i TGV no hamelona ny mpivarotra ovy kely, anana kely sy voakazo kely na vomanga sy voatabia.
Raha tanana maty no resahin'ny TGV dia mbola mitady hanina harapaka ny vahoaka madinika satria ny hita anio zahavina anio. Ny TGV no manana orin'asa hatramin'ny vadiny.
Raha tanana maty no resahin'ny TGV dia mbola mitady hanina harapaka ny vahoaka madinika satria ny hita anio zahavina anio. Ny TGV no manana orin'asa hatramin'ny vadiny.
5. tataka
(
29/01/2009 07:57)
Aza variana fa tsy mahantra sahala ny vahoaka akory ny TGV. Hoy ny fitenenana hoe: 1- double nationalité, 2- zanaka mianatra any @'ny American School 3- sy ireo hafa voalazan'ny akama hafa. Ka izay mihevitra azy ho mpisolo tena ny mahantra no tsy ampy fandinihana.
6. mion
(
29/01/2009 08:11)
ka efa nahazo ze nilainy ry zareo TGV t@ le fandrobàna iny ka inn intsony no maha-ory azy, aleo ny vahoaka tsy asaina miasa mba tsy ihinana. Izy mianakavy no mamboly voky tsy mamboly voky, de ny vahoaka madinika no tedaviny ho faty noana. VILLE MORTE DE FAIM no tena tian'leri ambara marina
7. Noue
(
29/01/2009 08:18)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
8. tsiafoi1
(
29/01/2009 08:46)
"Ny fivavaky ny marina dia mahery indrindra"
Mahereza mivavaka avokoa mba hisian'ny filaminana aingana sy maharitra eto @'ity firenena ity
Mahereza mivavaka avokoa mba hisian'ny filaminana aingana sy maharitra eto @'ity firenena ity
9. xxx
(
29/01/2009 09:52)
Io fivavahana sy poltikanao mifangaro io mihintsy ry tsiafoi no aretina mandrava sy tsy mahatafarina an'i madagasikara hatramin'izao!!!! ary mbola maro ireo Gasy no mihevitra toa anao.
10. mion
(
29/01/2009 10:46)
tsy hitako kosa ze mampifangaro an'ireo e, omeo ohatra oe iaraha midinika raha mba efa nahita toi fa nasiana tenin'ny soratra Masina tao @ lalam-panorenana?
11. xxx
(
29/01/2009 11:16)
ZE VOA MANODIDINA E ! IZA ALOHA ZAO NO VOA ? AVY EO HO HITA NDRAY NY TOHINY !! FA AZA BE RESAKA EO SAO PALAFANAY NDRAY PANDE EO F'ATAOVY
12. penguin
(
29/01/2009 13:40)
Na hipala ianao na tsy hipala dia ny vahoaka mitady ny anio no VOAPALA ary ry TGV tena mahavoa. Mazava ho azy fa voa koa ny mpitondra satria rava ny heripo sy hasasarana. Izany no filamatra nefa fanasoavana ny mahantra no ventesina fatratra. TGVendrana sa ahoana ?