Madagasikara tsy misy filoha!!!!

1. xxx ( 29/01/2009 06:41)
Eto @ ilay fotoana sy toerana tsy misy filoha izao ny tanitsika. I ra8 tsy hita hoe filoha intsony, tsy manome baiko,mangina, manjavona aza indraindray.
Etsy andaniny kosa i Andry izay nanohitra dia tsy hita be ihany izay position-ny fa toa mitarazoka.
Ireo izay lazana fa ao ambadik'izao zavatra izao indray dia tsy mipotra hoe iza.

Tsy mify filoha i Madagasikara===>tsy misy loha

VELESO DIA NY MBOLA MAFANA NY VY FA NDRAO HANGATSIAKA EO INDRAY
novalian'i mion ny 29/01/2009 09:05
2. mion ( 29/01/2009 06:55)
Mbola ra 8 zao ry zandry kely no filoha a, ary tsy ho ny lehiben'nireo tontakely nandroba ny hanim-bahoaka t@ lundi sy le milalao fatin-jiolahy etsy @ 13 Mai mintsy koa
3. xxx ( 29/01/2009 07:00)
Avoahy amin'izay ilay hoe izay mitondra eo tsy maninona eh. Efa vonona mantsy ny taratasy amam-penina handika anarana. Tsy efa mba nisy tanora vaovao mitovy generation amin-dRajoelina ve any eh. Farafaharatsiny generation-dry Ny Hasina. Avoahy fa fotoanan'ny fakana ny anarana sy position'ny mpanao politika izao.
4. mion ( 29/01/2009 07:22)
Raiso ny mpenin'toi sy ny taratasy aza fa hotononiko. désolé fa mbola tsy teraka le hisolo an-dra8 de Ravalo ihan alou soratana ao :lol:
5. tsiafoi1 ( 29/01/2009 07:35)
Romains 13
13.1
Que toute personne soit soumise aux autorités supérieures; car il n'y a point d'autorité qui ne vienne de Dieu, et les autorités qui existent ont été instituées de Dieu.
13.2
C'est pourquoi celui qui s'oppose à l'autorité résiste à l'ordre que Dieu a établi, et ceux qui résistent attireront une condamnation sur eux-mêmes.

Tony tsaho itony ihany le mitondra savorovoro! Va au :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
6. ragaldybe ( 29/01/2009 07:50)
tsisy filoha ahona ary
enao zao ra xxx no tsy loha fa miafin dava izao
i ravalomanana no filoha e
te handrombaka fahefana nefa tsy hita izay eo
ny fandrobana ve no entina hitondrana ny firenena
faible be aloha zalahy mpitarika treize mai ireo
mitady lalana rehetra mihitsy zalahy ireo izao hamandrihana ny filoha ravalomanana : efa alefa any ho any indray ny hoe manitsaka ny lalam-panorenana ny filoha !
misy dosie narafitry ny mpahay lalana ambony navoaka izao maraina izao indray koa hono any e araky ny voalazan'ny radio viva izay efa mande amin izao fotoana izao !
viva l'anarchie !
7. mion ( 29/01/2009 08:03)
Le TGV de zavatra tokana ny ao an-dohany : handrombaka ny fitondrana @ fomba tsy democratika.
De mbola tsy tonga saina ihany le mankeny @ 13 Mai sa oe omena ireo mpilahatra eny @ 13mai ze norobaina t@ alatsinainy.

8. Noue ( 29/01/2009 08:20)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
9. ragaldybe ( 29/01/2009 08:23)
lery sady tsy azo fidiana fa mbola "boaikely"
ny akamany nefa saiak efa ireo naloam bahoaka avokoa
d lery tsy mùaintsy miziriziry eo
te hitondra e
asa everiny fa discothek izy ty kle
azafady fa diso aho fa hay efa niova kosa izy izao efa manambe
aleo marina lery hoe mba ho eo d ho jerena indray
fa tsy ho ela angamaba d potika ny viva sy ny forongony an !
10. mion ( 29/01/2009 09:05)
Bon , tafiditra le resaka de mba hizara ze fantatro koa aho,
Tonga ao anatin'ny tontonlon'ny "FRANC MACONS" isika ry vahoaka ka ho sarotra ny hialana ao raha tsy miray hina sy mandinika tsara.
i andry RAJOELINA dia manipulern-ny franc-maçons (jereo @ internet ny dikany) , ary ireo tetika voatanisa tetsy ambony iretsy dia exactement ny stratégie an-dri zareo. jerevo @ Internet ny mombamomban'ny ILLUMINATI fa ireo no atidoha mikotrika ao anatin'ny lohan'i TGV.
Franc maçon = France no foibeny, ireo ILLUMINATI no sefo be ao
Jerevo fa @ Internet ireo terme 2 ireo, manaova recherche @ Google
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2028