tsy misy atahorana izany fa ny vahoaka foana no tompony teny farany ...fa iza marina moa ity Andry Rajoelina ity e,mba mila fanazavana TSY MITANILA,tsy fanaratsiana na fombàna ny momba azy ny tenanay azafady tompoko ...
Endasin'ny ry zalah eo ra vao mitsoka eo an!! sa andraona fotsiny? sa atao masaka? ra za ela ry TGV mandray kofafa aingana manadio ny tanàna fa tsy té halala ah! :twisted:
Tsy mba mianatra lalàna akory lé tgvENDRANA fa miteniteny fôna TAINGENANY DINOSOR fotsiny TSY MISAINA fa tena Tanora Gaigy Vendrana. reo miarak@ rehetra Zefa!! MBA OA MISAINA DAHOLO. zay mafyb hifaninana dia @ny 2012, AVERENO NY AVANCE... sa mbola andany vola any @ny côte ndray? VOTORAKIN'NY COCO ANY lé Véndrany ty :twisted: