Mihinana fen'akoho sy misotro jus glacé!

1. batotoa ( 29/01/2009 11:59)
Io zava-misy @zao fotoana io zany de zao e! Vendrana ny vahoak malagasy satria nahoana oy enao?
Satria zao; mikabary sy mandray fitenenana 30minitra i TVG na i R8 de avy eo izy mihinana fen'akoho sy misotro jus glacé any an-tranony fa isika vahoak no matimaty foan sy may ny andro ary noana eo. .......
novalian'i mion ny 30/01/2009 14:42
2. ni81 ( 29/01/2009 12:10)
3. xxx ( 29/01/2009 12:57)
ka izay no tokony hisainany ny vahoaka,lé izy anie mitovy foana hatr@ zay é! hitarika vahoaka d hanongana fitondrana d avy eo haka fitondrana eny an-dalambe rehefa miziriziry ny andaniny d tsy maintsy misy ny maty, d rehefa tonga ny fitondrana vao2 d hita fa sahirana hatrany ny vahoaka ary mahantra eny foana! lé mpitondra aminio mihinana sy voky foana!!!
4. TWING ( 29/01/2009 13:02)
misy marina fa ...

@ zao koa anie ny tena sahirana dia efa mba mitovitovy @ izy mitsam e

efa mijery écran plat sy mi styl @ seza salon @ cuir miampy tsaky vita any ivelany comme du filet de thon sy ny sisa, nefa ny trano tafo bozaka sy trano falafa.


une minute de plaisir pour ressemblé au grand ROI



et dans une semaine ??????????????????????????












misalaka tanana.
5. batotoa ( 29/01/2009 13:03)
xxx:

ka izay no tokony hisainany ny vahoaka,lé izy anie mitovy foana hatr@ zay é! hitarika vahoaka d hanongana fitondrana d avy eo haka fitondrana eny an-dalambe rehefa miziriziry ny andaniny d tsy maintsy misy ny maty, d rehefa tonga ny fitondrana vao2 d hita fa sahirana hatrany ny vahoaka ary mahantra eny foana! lé mpitondra aminio mihinana sy voky foana!!!

Ka zay nge tenneko e! oe vendran ny vahoak malagasy satria ra tsy mitangoron sy miarak @ny vahoak tsy afak manao inon izy!


6. xxx ( 29/01/2009 13:05)
De iza no tsy misaina amin'izany, tsy ilay mpitondra ve?

Ary arakaraky ny tsy mampisaina ny mpitondra no vao maika mampijaly ny vahoaka.


Jereo fa Ravalo adala, tsy misaina, mivarotra tanindrazana, sns... izany no anton'ny fijalian'ny vahoaka amin'izao fotoana izao.
7. batotoa ( 29/01/2009 13:14)
tsy ny mpitondra no tsy misain @zany, misain mintsy izy @zany fa efa oe ny vaoak oa ny tsy misain @zany, ny olona nge de zao le vahoak eto tana mintsy no mijaly e! fa ny any ambanivohitra tsy de mijale e! ary isik milaz marary fo @tsisy dikany nefa isika ary tsy mahavita mamboly akory na de 1m2 aza fa ny hivangongo eto tana iany mahafaly antsik!

xxx:

De iza no tsy misaina amin'izany, tsy ilay mpitondra ve?

Ary arakaraky ny tsy mampisaina ny mpitondra no vao maika mampijaly ny vahoaka.


Jereo fa Ravalo adala, tsy misaina, mivarotra tanindrazana, sns... izany no anton'ny fijalian'ny vahoaka amin'izao fotoana izao.



8. xxx ( 29/01/2009 13:15)
fa tsy hainy ny vahoaka malagasy ve sy ny mpanohitra raha mahita tsy mety ataon'ny fitondrana d milahatra tsotra ôtrany ataony frantsay zay malaza @ resaka grevy, tsy misy fanonganana ,tsy misy mandorondoro fa d milatra tsotra manerana ny arabe! ary ny mpitondra d mahita sy mijery any reny d manova ny zay takiana vahoaka!!
9. batotoa ( 29/01/2009 13:20)
Ka tsika afrikan fa tsy frantsay na amerikan!

xxx:

fa tsy hainy ny vahoaka malagasy ve sy ny mpanohitra raha mahita tsy mety ataon'ny fitondrana d milahatra tsotra ôtrany ataony frantsay zay malaza @ resaka grevy, tsy misy fanonganana ,tsy misy mandorondoro fa d milatra tsotra manerana ny arabe! ary ny mpitondra d mahita sy mijery any reny d manova ny zay takiana vahoaka!!



10. xxx ( 29/01/2009 13:27)


le milahatra tsotra, zay te hanao an'izany voagadra

batotoa: Raha misaina le mpitondra dia mahalala izay tena tokony nataony fa tsy misaina izy, matoa misy ny fijaliana sy ny korotana.

Ny resaka famokarana sy ny fiainana any ambanivohitra dia tsy tena mahalala an'izany ianao miteny io, matoa milaza fa milamina ny olona any, tsy mijaly ny olona any... Mijaly lavitra noho ny ao Antananarivo ny olona any, amin'ny lafiny rehetra mihitsy (sakafo, fahasalamana, fianarana, sns...)
11. batotoa ( 29/01/2009 13:33)
zany ve! ny any @ay lo ef manombok o deb daolo ny tambanivohita e! tsy aiko ny any @lisany,....
xxx:



le milahatra tsotra, zay te hanao an'izany voagadra

batotoa: Raha misaina le mpitondra dia mahalala izay tena tokony nataony fa tsy misaina izy, matoa misy ny fijaliana sy ny korotana.

Ny resaka famokarana sy ny fiainana any ambanivohitra dia tsy tena mahalala an'izany ianao miteny io, matoa milaza fa milamina ny olona any, tsy mijaly ny olona any... Mijaly lavitra noho ny ao Antananarivo ny olona any, amin'ny lafiny rehetra mihitsy (sakafo, fahasalamana, fianarana, sns...)



12. xxx ( 29/01/2009 13:55)
Aza asina atak'andro lety le Batotoa fa tonga de ahorony entana dia midina any ambanivohitry lisany fa vetivety elah de lasa deba koa :-D :-D :-D
13. volana1 ( 29/01/2009 13:56)

"efa mijery écran plat sy mi styl @ seza salon @ cuir miampy tsaky vita any ivelany comme du filet de thon sy ny sisa, nefa ny trano tafo bozaka sy trano falafa"

Ka tsy fantatrareo ve fa ireny moyens ireny (fandrobana sy fangalana an-keriny ny entana) no mba ahafahanay misotro jus glacé sy mihinana fen'akoho ary mijery amin'ny écran plat e ! FA RAHA HIANDRY NY MPITONDRA SY NY RARINY EO dia ho faty ihany fa tsy mbola ho tonga izany.

Noho izany, miezaha mahatsapa ny ao am-ponay, na ny zafikelinay aza tsy mbola ihinan an'izany raha hiandry anareo, aleo zahay mba haka kely ny anjaranay indraindray, MAZAVA ?

Tsy hisy hitsinjo anay mihtsy tsinona.
14. xxx ( 29/01/2009 14:07)
Nareo bainn aza mampiakatra olona eo à!!! hihihi ary aza sendotsa ra-volana1, fa eny @ volana nareo mitsam mirevy à, eny misy la vache quri, si jamin nareo milalao
15. volana1 ( 29/01/2009 14:10)
Mba entiko itenenana aminareo fa tsy moramora ny miteny, tsotra kokoa ny nanao ireny dia mahazo hanina noho ny mipetraka fotsiny miandry ny rariny. Tsy hainareo mihitsy ny mipetraka amin'ny toeran'ireny olona tsy manana ireny.
16. volana1 ( 29/01/2009 14:14)
Mba entiko itenenana aminareo fa tsy moramora ny miteny, tsotra kokoa ny nanao ireny dia mahazo hanina noho ny mipetraka fotsiny miandry ny rariny. Tsy hainareo mihitsy ny mipetraka amin'ny toeran'ireny olona tsy manana ireny.
17. xxx ( 29/01/2009 14:47)
Sako zay iaho d'afa nipitraky trano bongotany, d'afa nipitraky trano fanitso ,d'afa nipitraky ambany tetezan-ibekiraro ,tsa nisy olo raika avao naome sakafo ,rano , karakory mo taoambiko ty ? :twisted:
18. tsiafoi1 ( 30/01/2009 10:43)
Rehefa lany zany ze nangalarina teo, de any amin-dry volana1 sy tariny indray zany mandroba ze hita any fa aza miandry fitondrana tsy hijery sy hanome eo kanoa!!! Sady zao ny asa very ny hovidiana tsy misy....

Toe-tsaina inon re zany e!!!

Tsy aleo ve miasa de mihinana ze vokatry ny hatsemboan'ny tena e...
Mba mahaiza mampitombo bizna fa tsy mitsiriritra ny an'ny hafa
19. madamakely ( 30/01/2009 13:35)
mazotoa tsara miasa ho andra8 ry tsiafoi1 an; tsy ny taninao marina no lasan-dra8 ka toa mahay miresaka.
20. mion ( 30/01/2009 14:42)
ka iza no miteny an'toi ry madamakely oe aza atao ara-dalana ny taratasy. efa taon-jaton'ny fandrosoana ané zao fa tsy t@ andron'ny dadabenareo intsony e. refa tsisy titre sy vita borne de an'ny fanjakana zany, ze mahafeno ny fepetra afaka mangataka tany à fanjakana.
Efa notadiavina ny an'toi.
Nen dadatoanay zao teny @ by pass saika ho alain'leri hono. de tsy azony satria nainnn? nefa zany dadatoanay zany badraodra fa nenleri de nasiany borne soa aman-tsara, mbola ananako trosa izy efa 4 taona t@ fanoratana io tany io.
zany no atao oe tany tan-dalàna fa tsy bordel
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1474