Iza moa i Andry?
1. Rafahafahana
(
29/01/2009 12:49)
Andry Rajoelina ve?
Ben'ny tanàna an'ANTANANARIVO renivohitra sady lehiben'ny MPANDRAVA an ' ANTANANARIVO renivohitra ihany koa, tsy zay ihany fa vitany koa ny nandrava sy nandoro ny foto-drafitr'asa izay tena fananam-panjakana fa tsy an'olon-tokana.
Zany ve no ben'ny tanàna? Dia mbola hoe andrava fitondram-panjakana?
Mieritrereta ry Malagasy namana fa sao dia....

novalian'i madamakely ny 30/01/2009 11:45
2. TWING
(
29/01/2009 12:54)
TOMPO Ö
MAMELAHA NY HELONY FA TSY FANTANY IZAY AMBARANY.
TENA I TGV VE NO T@ IREO FANDROBANA?
aty Antsirabe no resahiko fohy,
fantatra ary hita maso fa olona tena sahirana no nanao ireny fihetsika ireny.tsy misy idiran izay TGV anareo fa mitaky ny mba hampahiratra ny mason ingahy ra8.
firy hectar moa ny tany aty vakinankaratra no efa an dra8
misaina @ loha oa fa tsy @ .... harena

3. xxx
(
29/01/2009 13:00)
RAVALOMANANA no nampandoro ny RNM, ny TVM, ary olona nirahiny no nitarika ny asa fandrombana sy ny asa fanimbana rehetra mba hanosoram-potaka an'i Andry.
Vitan'iny Rangahy mpihavonavona sy tia tena iny izany. Ny mivarotra an'i Madagasikara aza vitany koa.
5. nyavo2000
(
29/01/2009 13:12)
Ity XXXX dia mitsanga-mihemotra, mivoaka miditra...
mampiady angely: mbetika miaro TGV mbetika misolelaka R8
mampiady angely: mbetika miaro TGV mbetika misolelaka R8
6. jiimm
(
29/01/2009 13:19)
ka zao anie e!!
Ilay tsy fahamatorana mitarika vahoaka mihitsy no betsaka. Lay Vedettisme no manjaka dia manao ny tsy fanao. Mbola tsy afaka amintsika koa le fanatsime: bôgosy le TGV, tanora,... Aventure no natao avy eo: tsisy projet mazava afa-tsy ny hivarotana ny force one, centrale thermique. Handrodana sy handrava hanao valifaty @ fanakatonana ny VIVA dia izao no niafarany.

9. akamatiana
(
29/01/2009 13:31)
nyavo2000 > marina mitsy io , zany matonga azy tsy mampiseo ny pseudo satria tsy mijoro am tena heviny na vonona hanaratsy sy hanozona an'i ra8 na andry fotsiny
10. ranjasoa
(
29/01/2009 13:42)
Ilay be ny tanana mahasahy manohitra ny jadona saingy mbola tanora fanahy loatra ka tsy ampy ambakain'ny goaik'antitra mpanao politika mitady toerana .Roland R sy namany
11. akamatiana
(
29/01/2009 13:44)
ranjasoa > ka zay no mbola maha zaza azy ngamba , simba itsy ny ho aviny
12. xxx
(
29/01/2009 14:01)
aza ny xxx, no jinery bainn a. avoahy ftsn ny hevitsa, d mlay. atovy dotan-droka B mitsy, @zay miakatsa tsara ny adi-hevitsa.
13. xxx
(
29/01/2009 14:05)
Ka zahay matahotra sao gadraina koa, izany no tsy isehoanay, raha ao mijoro amin'ny hevitray zahay dia maty eo !
14. penguin
(
29/01/2009 14:06)
TGVendrana, Tanàna Maty, Mpandoro sy Mpandroba fananam-bahoaka koa adi-hevitra inona indray no atao ?
15. sylvain
(
29/01/2009 14:53)
raha nijery tsara ny fiandohany dinika rehetra aloha d hita fa mbola tsisy nanao xxx firy fa rehefa niova ny fandehany tantara d lasa nanao xxx indrindra moa reo nanaraka any TGV nisy tsy hita tsony lé pseudo nisoratra fa xxx
16. Veloo
(
29/01/2009 16:35)
jiimm [ Valio ] 29-01-2009 14:19:53
Lohateny : Re : Iza moa i Andry?
ka zao anie e!!
Ilay tsy fahamatorana mitarika vahoaka mihitsy no betsaka. Lay Vedettisme no manjaka dia manao ny tsy fanao. Mbola tsy afaka amintsika koa le fanatsime: bôgosy le TGV, tanora,... Aventure no natao avy eo: tsisy projet mazava afa-tsy ny hivarotana ny force one, centrale thermique. Handrodana sy handrava hanao valifaty @ fanakatonana ny VIVA dia izao no niafarany
ekena tanteraka
17. vahiny2004
(
29/01/2009 16:41)
xxx:
RAVALOMANANA no nampandoro ny RNM, ny TVM, ary olona nirahiny no nitarika ny asa fandrombana sy ny asa fanimbana rehetra mba hanosoram-potaka an\'i Andry.
Maivana be izy izany fa mba omeo porofo hoe ?
Ny fantatra h@ izao mantsy dia hoe nanome tso-drano ny olony ny TGV nareo ho eny Anosy hanao ny nataony
N TGV nareo mantsy nandra , dia tsy nahalala hoe tsy izy anie no lohany fa marionnette fotsiny izy , fa ry Rolland no miasa mafy aty am-badika aty. Dia lazao koa i TGV fa tsy ho azy mihintsy ny fitondràna na hisy fiovàna aza eo fa efa olon-kafa no omanin\'i deba ho eo e
18. Veloo
(
29/01/2009 16:41)
Rafahafahana [ Valio ] 29-01-2009 13:49:50
Lohateny : Iza moa i Andry?
bandy kely mbola tsy afa ta- im- body akory. Azafady @ ilay expression fa io no tena mendrika azy... miala tsiny @ izay mankafy azy
Lohateny : Iza moa i Andry?
bandy kely mbola tsy afa ta- im- body akory. Azafady @ ilay expression fa io no tena mendrika azy... miala tsiny @ izay mankafy azy
19. tashaa
(
29/01/2009 17:53)
za sady tsy mpankafy TGV no tsy mpomba Ra8 be toa an'i Veloo
Ny hita sy tsapa dia ny be vola te hampitombo ny volany foana
Raha idirana indray mantsy ny hoe iza no mpandrava , dia i Ra8 no mi profite ny fandravana , satria hahazo vola be avy @ Assurance izy
Ka nampidibola any ampaosy ny Ra8 indray izany i Andry Tgv ha ha ha
Ny RNM sy Tvm indray , nodorana mba hahazoana ihany koa indemnité avy @ Assurance ihany koa satria efa fotsy ny kitapom_bolam-panjakana ! Hampidi-bola ao anaty kitapom-bolam-panjakana koa zany i Andry TGV
Ny société d'assurance no ho faillite anefa
Affairiste ange izy 2 lahy ireo é! izay kitihiny ampidirany vola daholo , i Ra8 actionnaire quelques part @ farafaharatsiny @ ireo zavatra simba ireo, i Andry TGV koa torak'izay
Tena vita bizn wa i madagasikara mahantra !mampalaelo!!

20. OoRakotooO
(
29/01/2009 18:17)
Zao fotsiny e! Miala i Kely Kizitina Mila Vanona dia tsaraina amin'ny fanaparam-pahefana rehtra nataony dia azo tsaraina daholo koa izay mandimby azy. d milamina ny tany