Ndry mampalahelo zany fa i Andry anie no nanetana ny olona ho any Anosy é. Hitanay ny horonan-tsary mirakitra an'izany ka hoe ra8 a! ra8.
RAVALOMANANA no nampandoro ny RNM, ny TVM, ary olona nirahiny no nitarika ny asa fandrombana sy ny asa fanimbana rehetra mba hanosoram-potaka an'i Andry.
Vitan'iny Rangahy mpihavonavona sy tia tena iny izany. Ny mivarotra an'i Madagasikara aza vitany koa.
n fantatray dia nahazo 63% i TGV teto Tanà ka adala daholo zany reo olona nifidy azy ireo?
tsy I Andry koa ange no nandehanan'ny olona teny amin'ny 13 mey eh fa ny fanafoanana ny jadona sy ny fandrobana ny harem-pirenena ataon'olo-tokana e.
N'izaniza no ho mpitondra eo de ny tadiavinay dia ny hanovana ny lalam-panorenana sy ny fitsipipitondrana mba tena hanjaka ny demokrasia :idea: