Liste des messages
Liste des messages, inserés par batotoa, par ordre de date
batotoa
(
29/01/2009 16:13)
Ndao ntsika sy ela anao bandy sy role!
Ndray andro ono nisy R8 sy TGV!
Nilalao ono izy roa lahy, ka ny kilalao natao de bandy sy role!
Hoy R8: Za ny role fa ela alo bandy t@ 2006 teo; de ref @ 2009 ela ndray ny role fa za bandy
hoy TGV...
suite
répondu par tashaa le 29/01/2009 16:59
batotoa
(
29/01/2009 11:59)
Mihinana fen'akoho sy misotro jus glacé!
Io zava-misy @zao fotoana io zany de zao e! Vendrana ny vahoak malagasy satria nahoana oy enao?
Satria zao; mikabary sy mandray fitenenana 30minitra i TVG na i R8 de avy eo izy mihinana fen'akoho sy ...
suite
répondu par mion le 30/01/2009 14:42
batotoa
(
08/01/2009 05:24)
Fialana tsy ho namana intsony!
Ahoana no atao ra hiala tsy ho namana intsony ; akoatran'ny tsy fanokafana compte?...
suite
répondu par Lejoba le 08/01/2009 13:56
