Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
30/01/2009 15:10)
eeeee ry tanindrazako!!!
Efa nanahy ihany izà hoe: tsy ahita ny fandrosoanao ry tanindrazako mandra-pahafatiko. Fa izao vao tena tsy misy fanantenana intsony aho ny aminao. Na ho zato taona, na roanjato taona aorian'ny hahaf...
tohiny
novalian'i lemenakely ny 30/01/2009 16:53
hery
(
30/01/2009 15:09)
TGV: Basy avy aiza?
Tsy mbola hitako nitana basy mihitsy ny mpiambina an'i AndryTGV talohan'ny alatsinainy. Jereo ny teny ambohijatovo sy ny teny amin'ny 13 mai.
Fa taorian'ilay gidragidra iny dia nanjary nahazo basy....
tohiny
novalian'i Fanhaiky ny 31/01/2009 13:18
menamena
(
30/01/2009 14:39)
Tsy izao ve no atao hoe tentative de coup d'état?
Miarahaba ny rehetra,
Mahagaga sy mahatalanjona ny fietsik'i TGV!!!
Fitakiana ny Radio sy TV Viva no tadiaviny. Dia izao gvt de transition sy fampiororona vahoaka no ataony.
Démocratie no mba h...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:58
bema555
(
30/01/2009 14:18)
FIVAVAHANA SY POLITIKA
Salut!
Ataon'ny mpanao politika fitaovana ny fivavahana ankehitriny;Ny fiangonana no ampesainy mba ahazoana ny fon'ny vahoaka nefa ny zavatra ataony tsy ao mitsy, mifanipaka @ fomba fisainana ara-piv...
tohiny
novalian'i xxx ny 03/02/2009 09:32
xxx
(
30/01/2009 14:16)
saropiaro
Mba mila torohevitra avy aminareo za ry zareo fa saropiaro be ny olona miaraka amikou nefa za tsy mampirafy azy fa manaja azy foana; tsy fantatro hoe misy miaraka aminy ve any de mody anafenany anizan...
tohiny
novalian'i Mirananirina ny 31/01/2009 14:51
penguin
(
30/01/2009 13:37)
Handoa ny karamanireo mpiasan'ny orin'asa simba ny Fanjakana
Aiza i TGV fa ny fanjakana niaraka nikaondoha tamin'ny tompon'ny Orin'asa voaroba sy may ary nanapakevitra fa hizaha hevitra ny handoavana ny karaman'ny mpiasan'ireto orin'asa ireto. Ka izany vé no f...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 15:40
Jozy
(
30/01/2009 12:47)
Tsy demaokirasia fa fandrobahana ny fanjakana
Any isika rehetra mpisera!
Dia potika io Antananarivo ary mbola mitohy ny fanapotehina satria mbola voaroba indray androany zoma 30 janoary ny magazay tao Behoririka. Dia apetraka ny fanontaniana ...
tohiny
novalian'i xxx ny 30/01/2009 14:58
paiso
(
30/01/2009 12:21)
Misy olana be
Inona kay no ataoko mba hitazomako hatramin'ny frany ny finoako fa ohatran'ny tsy mahatazona ny finoako aho. mba mangataka vahaolana na mangataka vavaka avy aminareo raha azo atao....
tohiny
novalian'i soanja ny 31/01/2009 07:56
madamakely
(
30/01/2009 12:13)
mba taitaitra amin'izay ry Malagasy a
Misy milaza fa TGVendrana i Andry, eny e ny tsotra ange vendrana foana no filaza azy e, nefa ve moa raha ny taonany zay tsy ho afaka ho mpitondra akory aloha raha tsy afaka taona maromaro dia tsy me...
tohiny
novalian'i Koditra ny 30/01/2009 15:27
miarina
(
30/01/2009 11:58)
Maninona kay raha tonga dia tsorina ...
Tsy fantatro na izaho no tsy mahazo resaka na ahoana hatr@ voalohany fa maninona ary raha tonga dia notsorin'i Andry le resaka.
Niandohany fangatahana : hisokafany tv Viva
--> non ka demission m...
tohiny
novalian'i ngoiha ny 30/01/2009 13:33
xxx
(
30/01/2009 11:55)
RA8/TGV MIALA FA MANALA BARAKA NY MERINA
Mba tsy hivadihan'ny resaka izay ho araraotin'ireo mpanararaotra dia miangavy izahay vahoaka mba haka sisiny izy roa lahy.
MISY HISAINAN'IZY ROALAHY IREO SY NY NAMANY AMGAMBA ITY TENY ITY
...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:25
salopard
(
30/01/2009 11:40)
TGV tsy mahay mampirevy NON. RAvalo mahay mampirevy OUI:
Mba mahaiza mampirevy ho'a ry TGV, fa zahay TIM anie raha nahatafavoaka baolina dia nahay nampirevy e!
ohatra:
-4L isantrano e!
-Frigidaire isampianakaviana e!
-Portable mobile isan'olona e!
...
tohiny
novalian'i Belami ny 30/01/2009 12:42
Belami
(
30/01/2009 11:23)
tena TGV sa train à vapeur ?
Raha ny fitranganjavatra nisy hatr@ izao (hetsika, korontana, ...) dia vitesse TGV ny zava-nitranga (tena ara-bakiteny), fa mipetraka ihany ny fanontanina hoe sao dia mivadika ho train à vapeur ny to...
tohiny
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:27
fanogasy
(
30/01/2009 11:12)
Fa tsy mety maka lesona mihintys ve ny filoha e
Mba misy mahalala ve hoe nahoana ny Tv Mbs omaly no namoaka fandaharana misy Logo n'ny TVM?Azon'ny antenne iray atao ve ny manao essai amin'ny televizionimpanjakana?
misy mahalala ve fa tsy ny journa...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:16
nalison
(
30/01/2009 11:03)
ANDRY TGV SY NY MPANIRAKA AZY HANIMBA
Izaho vao vita herinandro ny fifidianana ben'ny tanana farany teo dia nahazo msge hoe "LATSAKA AO ANATY VOVO MAIMBO FOTAKA IARVO"
ts nino aho satria nifidy TGV .NY hamotika an'IARIVO no tanjony hoy i...
tohiny
novalian'i gabidemony ny 09/02/2009 11:51
lemenakely
(
30/01/2009 09:59)
Izao no atao hoe fanjakan ny BAROA ......
Ny zava-misy eto @ tanàna izao no atao hoe FANJAKAN NY BAROA , na koa GANAGANA MANDRO ka samy manao izay saim-patany !
Tsy misy intsony aloha hatreto izany UNITE NATIONALE izany ...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 30/01/2009 17:49
nyavo2000
(
30/01/2009 09:34)
Plus de 1000 milliards d'ariary no very t@ ROTAKA
Raha kajikajy tsotsotra dia farafaha-keliny : +1000 milliards Ar any ho any no very,ankoatr'ireo fahapotehana samy hafa dia ny fikatsoany ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon'ireo mpandraharaha.
...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/01/2009 20:16
rebiby
(
30/01/2009 09:20)
RAVALO: GESTION DE CRISE CATASTROPHIQUE
Mila miala izy satria:
1)Mardi 27/01/09: Andry TGV, Ny hasina, Elia, : Mandat d'atrrêt , satria responsable ny korontana.
2)Mercredi 28/01/09: Tsy TGV, sy Hasina, na elia intsony fa dollin sy r...
tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 13:50
naritsimba
(
30/01/2009 09:17)
TVM
Izao vao tonga saina ny mpiasan'ny TVM fa hamoaka ny zava-misy marina fa tsy hanaiky ho teren'ny mpitondra intsony @ vaovao izay avoakany, manamarina izany fa nisy ny faneriterena, fa ataovy misokatra...
tohiny
novalian'i mion ny 30/01/2009 12:10
Mandefitra
(
30/01/2009 09:13)
Henatra ho an'ny firenena
henatra lehibe ho an'ny firenena sy ny malagasy ny zava nitranga teto amintsika : ny mpiaramiasa moa tsy misalasala miteny hoe : "les malgaches sont des sauvages" ... ary marina ny azy raha ny zava mi...
tohiny
novalian'i naughtyboy ny 30/01/2009 18:25
