TVM
1. naritsimba
(
30/01/2009 09:17)
Izao vao tonga saina ny mpiasan'ny TVM fa hamoaka ny zava-misy marina fa tsy hanaiky ho teren'ny mpitondra intsony @ vaovao izay avoakany, manamarina izany fa nisy ny faneriterena, fa ataovy misokatra eo ange io eh, ny tenako mihitsy no hamoaka ireo zavatra fantatro ka ananako porofo, tsy anavahana na iza na iza io, fa rehefa tsy mety dia tsy mety amiko.
novalian'i mion ny 30/01/2009 12:10
2. nyavo2000
(
30/01/2009 09:19)
ka raha marina ny an'ingahy, na TVM na tsy TVM manina no tsy avoaka; misy koa ange ny gazety e!
3. bozyboleta
(
30/01/2009 09:22)
Naninn tsy naseho t@ viva tv t@ izy mbola nande???
Alefaso ndray aloha ny tonokalo vaovao atao desera e. :lol:
Sa tsisy inspiraka fa jembin'ny setrok'antananarivo may noho ny afo natsanganareo?
Alefaso ndray aloha ny tonokalo vaovao atao desera e. :lol:
Sa tsisy inspiraka fa jembin'ny setrok'antananarivo may noho ny afo natsanganareo?
4. tsinjo
(
30/01/2009 09:27)
marina ny voalaza ireo ambony ireo fa naninona ra navoaka t@ gazety ? zao efa mande ny viva avoahy any ra manana porofo ho jerena e
5. tsiafoi1
(
30/01/2009 09:29)
Ise wa ry Naritsimba aza mikapoka rano maloto sao hipiritihany eo a!
Ny fo tsy mitempo raha manao politika, fa
Avelao hilamina de ny asa hamelomana vady aman-janaka himasoana tsara....
Ny fo tsy mitempo raha manao politika, fa
Avelao hilamina de ny asa hamelomana vady aman-janaka himasoana tsara....
6. andrywui
(
30/01/2009 09:34)
hianareo rehetra ireo mihitsy oa le nanozona ny Prezida tamle teny malaza iny oe:: ""tsy misy hirarahiako zay vahoakan'Antananarivo any...!!""" niakapofona mihitsy ny sasany taminareo ireo nanao hoe aongany any io!!! de izao lasa manafosafo sy midera azy ndray oe ""hosa !hosana !ho anao Prezida rehefa mody nanaovany be tsy miteny sy mody victime tamle gidraka teo!! de tena olon'ny FO marina isika Malagasy ry lereto kah !! mora ambakaina sy lalaovina de amboarina fotsiny avy eo!!!
7. naritsimba
(
30/01/2009 09:39)
hihihihi mampihomehy ahy ianareo, tena efa nanao tokoa moa izahay t@ gazety sy ny radio ankoatran'ny TVM t@ taona lasa, ary dia mbola mitohy izy io fa angaha mbola vita, efa mandeha procedure normale tsara any @ tribunal any.
tsiafoi1>>> zà angaha matahotra ny milaza ny marina izany, matoa aho miteny dia ananako porofo izany, saingy ny lalana itondrana azy no samihafa, azonao anontaniana raha mahafantatra mpiara-miasa amiko ianao. Ny hosoka sy ny fitaka dia tsy maintsy lazaiko rehefa hitako ny porofo, ianareo ireo kosa angamba tsy nanara-baovao no tsy namaky gazety, fa nahoana moa no ataonao hoe mipetraha tsara? fa angaha izany no fomba fanao hoe izay milaza ny marina dia anaovana toeran-tsy zaka?
tsinjo>>> tsy naharaka ianao izany, betsaka @ ireo namana izay mahalala ahy no nahalala tsara fa namoaka foana aho hatramin'izay na dia ampitahorin'ny olona aza.

8. tsinjo
(
30/01/2009 09:42)
nareo mitsy no tena mora ambakaina sy mora babo am lainga tsara lahatra sy ny famoroporonina
9. tsiafoi1
(
30/01/2009 09:48)
Naritsimba, raha tena azon'ise antoka tsara ny porofo, tonga de ento eny @'ny tribunal administratif ny raharaha e!
Le mikapoka rano maloto no tsy mety leiretsy a! Raha misy aina latsaka, na adala reo na hendry, de mampahonena loatra!! Ka fidio ihany leiretsy ny resaka tenenina, fa tsy tsara ny mifandranitra....
fa Raha misy teny aindra, de ny kiaka filaminana, ary antso fitoniana,
F'izay no fahendrena, hiainana mirindra...

10. andrywui
(
30/01/2009 09:52)
TSINJO ==== misy forona ve zany lazaiko zany ?? tsy niteny an'io teny io ve i Prezida tafara kelin'ny eleksio maire iny ? ary betsaka aza no mbola naha tonga fofona atsika teto am forum teto ankoatra an'io!!! tena taraiky be ianao zany ry tsinjo fa mba mitsinjova alavitra kokoa!!! diso tafahoatra loatra lasa olon'ny FO oa isika Malagasy de amboarin'ny olona be tetika fotsiny !! ze réel ihany arahina fa tsy oe tigre teo aloha de lasa zanak'ondry izao,de babo sahady isika manafosafo nefa ny nifiny ao ihany
11. xxx
(
30/01/2009 10:20)
tigre de lasa zanakonjy nefa ny nifiny eo ihany , kay le manaikits be zany a! atasio! a