Liste des messages

Liste des messages, inserés par paiso, par ordre de date
paiso ( 23/11/2012 06:43)
AIZA MISY MIVAROTRA IMPRIMANTE GRAND FORMAT NA OCCASION ARY
Arak'io lohateny io, aiza kay no mety ahitana mpivarotra imprimante grand format (A2, A1, sns) de manodidina ny ohatrinona eo ny vidiny? ... suite
paiso ( 24/02/2012 08:36)
Asa amin'ny internet
Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko. Mitariha namana rehefa vita ny isnription (@ alalanilay lien nao ihany no itarihanao namana)... suite
répondu par andrywui le 20/07/2012 23:38
paiso ( 24/02/2012 08:31)
Asa amin'ny internet
Ty misy asa mety hanampy ny fidirambolanao @ alalan'ny internet. Tsy avoavam-bola ary tsy arnaque ihany ko. Mitariha namana rehefa vita ny isnription (@ alalanilay lien nao ihany no itarihanao namana... suite
répondu par batshi le 29/07/2014 11:55
paiso ( 24/02/2012 08:16)
Imprimante amidy
Amidy maika imprimante Canon ip4300(tsisy adapteur) sy epson color stylus 740 color. Vidiny izy 2: 450 000Fmg ... suite
répondu par paiso le 11/10/2012 06:05
paiso ( 23/02/2009 14:09)
Mba vonjeo e!
Hono hoa ry reto a? misy protection en écriture ny Clé Usb-ako de inona no ataoko fa sady tsy mety formaterna le izy no tsy mety asiana inoninona ao anatiny sady ny mbola pire de tsy misy famahana a... suite
répondu par nilex le 02/04/2009 10:44
paiso ( 05/02/2009 09:37)
fanalana panda
Ahoana kay ny fanalana panda amin'ny laingon-tarehy . Produit naturel le tsy misy effet segondaire reny mba omena raha misy azafady Misaotra tompokou ... suite
répondu par xxx le 12/02/2009 12:38
paiso ( 04/02/2009 13:02)
RAvalomanana divorcé
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!! Marina ve sa tsia???????????... suite
répondu par yonikafopl le 05/02/2009 06:54
paiso ( 30/01/2009 12:21)
Misy olana be
Inona kay no ataoko mba hitazomako hatramin'ny frany ny finoako fa ohatran'ny tsy mahatazona ny finoako aho. mba mangataka vahaolana na mangataka vavaka avy aminareo raha azo atao.... suite
répondu par soanja le 31/01/2009 07:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0203