RAvalomanana divorcé
1. paiso
(
04/02/2009 13:02)
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!!
Marina ve sa tsia???????????
Marina ve sa tsia???????????
novalian'i yonikafopl ny 05/02/2009 06:54
2. penguin
(
04/02/2009 13:09)
Resaka paiso ny anao. Ny paiso mijanona ho paiso saingy tia hitarika ny vahoaka ho paiso sahala aminy.
3. xxx
(
04/02/2009 13:09)
tsy mpivady ve izy hiara hatory foana ao Faravohitra na any amze aleha rehetra any e! tsy hifindra tao ve izy ,naka trano hafa miitsy !! sady i Lalao ve hanaiky anzany fa tsy ho devolé ny amin olona zany !na ho devolé ny zanany na ny rahavaviny na ny havany na ny .... bedebe zany tsy efa nalaza be !!!fa mba hevi paiso fotsiny angamba ny anla ka
5. xxx
(
04/02/2009 13:13)
tena mety ho marina zany ry paiso fa le sipa amin'ny Tinondia oe Onja iny no efa niaraka tamin dra8 efa ela !ka sao de iny ary no hampiakarin'ny dagà ref milamndam izy!
6. Andribe
(
04/02/2009 13:21)
tokony haka otran i carla bruni zany zao lery raha divorcé :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. rahiratra
(
04/02/2009 13:22)
Tsss. maninona raha alain'elah isany vady sao mba hipitihan'ny ambin'ny 150 Millions nareo ary é ? Sa tsy maha-pezy azy koa ? Efa paiso mbola mivadika xxx indray
8. Rafahafahana
(
04/02/2009 13:26)
paiso:
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!!
Marina ve sa tsia???????????
Resaka tsisy dikany zany, tsy misy ifandraisany @ raharaham-pirenena na dia kely aza, fiainany manokana zany.
9. vale
(
04/02/2009 13:26)
paiso:Izany ve tsy tsaho tiana handeha eee, tssss, aza mba minomino zavatra tsy marina izany, raha nisy izany tsy maintsy efa nivoaka ofisialy!!!!
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!!
Marina ve sa tsia???????????
10. penguin
(
04/02/2009 13:30)
Izany resaka izany no tena fandanaiana andro olona sy fitarihana ny olona ho gisa mandavan-taona. Resaka sahala izany no ventesiny nefa ny fiainam-pirenena no tiany entina.
11. xxx
(
04/02/2009 13:36)
paiso:
Tena marina kou ve hoe tsy mpivady tsony i Marc sy Lalao Ravalomanana fa karamaina ny vadiny rehefa misy tokony ilana azy de hoe 150 millions hono!!!!!!!!
Marina ve sa tsia???????????
De quoi je me mêle ?
12. tsiafoi1
(
04/02/2009 13:36)
Ra-Sarko sy Ra-Cécilia no nisaraka fa tsy Ra-8 sy Ra-Lalao
Proverbes 10 : 18
Celui qui dissimule la haine a des lèvres menteuses, Et celui qui répand la calomnie est un insensé.

13. Andribe
(
04/02/2009 13:40)
toa ho avy hono i sarkozy fa lasa mac ho an i karla bruni lery de anaovany vente aux encheres ho an dra 8 sy i andry :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. nyavo2000
(
04/02/2009 14:07)
Zany aloha resaka fotsiny e! raha divorcé izy efa niongana tsy ho mpandray ny fanasan'ny tompo ary tsy hanana andraikitra amin'ny FJKM intsony; izany no foto-dàlana FJKM.
Resaka fanalana baraka fotsiny izany fa tsy mitombina.....
Ny resaka izao dia hoe maninona no tsy atao jeudi na vendredi ila fanehoana governemanta hahitana ra tian n'ny olona i Andry ka mahafoy ny asany izy.
Mody fitahina fotsiny @ rossy die hoe vahoaka manaraka anay ireo mijery ireo...

15. paiso
(
04/02/2009 14:22)
penguin:
Resaka paiso ny anao. Ny paiso mijanona ho paiso saingy tia hitarika ny vahoaka ho paiso sahala aminy.
Ary enao ary toa otran'ny penguin be midaresaresa fotsny aiza kou zao ze vahoaka lasa paiso eo 8O :evil: 8O 8O 8O
16. xxx
(
04/02/2009 14:26)
Mody fitahina fotsiny @ rossy die hoe vahoaka manaraka anay ireo mijery ireo...
zahay mankany foana na tonga ao na tsia i Rossy ka.
18. Fanjaibe
(
05/02/2009 05:56)
Scene 1 :
Lalao a! hanasa anao any @ Hilton ( Carlton ankehitriny) aho mba misy zavatra tiako ho tenenina manokana anao. Ny chambre efa reserve ary ny sakafo efa vita commande.
Miomana ianao fa handeha isika.
Adiny iray taorian'io vita omana Ramatoa dia roso ny dia
Afaka antsasakadiny tonga tao dia nandray ny lakile dia nilaza t@ reception fa azo hampiakarina avy hatrany ny sakafo
Tonga ny sakafo dia nihinana.
Saingy nony avy eo, nahare feo hafahafa ny Mpiasan'ny Hotely any an-dalan-tsara. Nihamafy hatrany ary miampy fitarainana sy tomany. Aleo mikisaka lavitra hoy ny Mpiasa sao dia hipitihan'ny ra.
Nody nony marain'andro (3ora) dia nody, saingy tsy afaka nivoaka nandritra ny herinandro Ramatoa
Scene 2 :
Tsy tian-dRamose ny tara rehfa mivory. Saingy t@ ity indray mitoraka ity dia tara izy.
Ny Ministra rehetra efa naka ny toerana daholo ary somary gaga hoe : Tara Ramose!
Iny izy avy hatrany nifampitaritarika @ olona : Lalao. Io no nahatara ahy ry zalahy. Mandehana any @ izay ianao
Scene 3:
Inona ary izany: Lalao irery no tsy mahafantatra ny fisiany, fotsy izy, tsara izy, avy any atsimo izy, antandroy izy, mpihira izy?
Afapo : manomboka @ O.... sy T....... kanefany
Mbola tsy misy mahalala ihany ve
Scene 4 :
Efa fantatry ny olona daholo izy ity ry Lalao ka ohatrinona no tadiavinao fa hametraka divorce ao.
Eh ehe efa potika ireo ve vao mba omenao ahy
Dia mitady ho marina ilay izy satria>>>>>
Ny tantara no hitsara